BNI MADAGASCAR

BNI MADAGASCAR Première banque malagasy, BNI MADAGASCAR accompagne ses clients depuis plus de 100 ans avec engagement et proximité. Besoin d’aide ou d’informations ?

Notre équipe est à votre écoute.
📞 Appelez le 699

🔐 Manoloana ny phishing, ny fiarovana tsara indrindra dia ny fampiasana fitaovana azo antoka sy ny fahamailona.Misy mail...
26/08/2026

🔐 Manoloana ny phishing, ny fiarovana tsara indrindra dia ny fampiasana fitaovana azo antoka sy ny fahamailona.

Misy mailaka na rohy toa mampiahiahy ? Makà segondra vitsy hijerena sy hanamarinana azy alohan’ny hanaovana hetsika.

Zavatra iray tokony hotadidina: BNI MADAGASCAR dia tsy hangataka anao mihitsy ny tenimiafinao na ny kaody fiarovana. Na amin’ny mailaka, na amin’ny SMS, na amin’ny antso an-telefaona. Tsy misy ankanavaka!

Manana fisalasalana ve ianao? Antsoy mivantana izahay amin’ny 699.

👇 Vakio ny lahatsoratra mba hianarana hamantatra ny phishing sy ireo fihetsika tsara tokony hatao mba hiarovana tena : https://www.linkedin.com/posts/bnimadagascar_face-au-phishing-les-meilleurs-remparts-activity-7498274479849136129-GlDK?utm_source=share&utm_medium=member_android&rcm=ACoAAD6I5KsB2gg-wIYN_uug3bfJA8JGmGX1L_c

17/08/2026

Mode sambatsambatra activé ! Izany mihitsy no fiainan’ny Boss 😎

🎁 1 taona maimaim-poana

Rehefa avy nanokatra maimaim-poana ny kaontiny BNI tao amin’ny Application ny boss, dia afaka miditra amin’ny kaontiny, manaraka ny tahiriny ary mijery ireo tolotra fampindramam-bola. Vita ara-potoana ny zava-drehetra, tsy mila miandry. Tsy misy ahiahy : voalamina avy amin’ny findainy avokoa ny zava-drehetra.

BNI MADAGASCAR irery no banky eto amin'ny firenena manolotra fanokafana kaonty :
📲 100% nomerika
📴 Tsy mila mivezivezy
📋 Alaina sary ny taratasy
⏱️ Vita ao anatin'ny minitra vitsy
🇲🇬 Misy amin'ny teny malagasy ihany koa

Tombony manokana ho an’ireo izay manokatra kaonty izao, ka araraoty dieny izao.
🎁 Mahazoa herintaona maimaim-poana* amin'ny fanokafana ny kaontinao.

Te ho lasa boss ianao ?
📱Alaivo ny Application BNI :
👉 Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq
📹 Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699 na mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy na ihany koa mailaka amin'ny [email protected]

*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

14/08/2026

Andro vaovao, Boss vaovao. 🚀

🎁 1 taona maimaim-poana

Tsy niandry izy ireo fa nanokatra ny kaontiny BNI tamin’ny findainy. Ary izao kosa indray dia anjaranao ny ho lasa boss

BNI MADAGASCAR irery no banky eto amin'ny firenena manolotra fanokafana kaonty :
📲 100% nomerika
📴 Tsy mila mivezivezy
📋 Alaivo sary ny taratasy
⏱️ Vita ao anatin'ny minitra vitsy
🇲🇬 Misy amin'ny teny malagasy ihany koa

Tombony manokana ho an’ireo izay manokatra kaonty izao, ka araraoty dieny izao.
🎁 Mahazoa herintaona maimaim-poana* amin'ny fanokafana ny kaontinao.

Te ho lasa boss ianao ?
📱Alaivo ny Application BNI :
👉 Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

📹 Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699 na mandefasa hafatra miafina amin'ny pejy na ihany koa mailaka amin'ny [email protected]

*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

12/08/2026

La banque malagasy vient à vous !

BNI MADAGASCAR a partagé des moments qui reflètent ce qui nous anime au quotidien : agir, accompagner, transmettre et avancer ensemble.

Retour sur les moments forts de ces deux derniers mois.
🌱 Pour un environnement durable
- Célébration des Journées mondiales de l’Environnement, de la Biodiversité et de la Lutte contre la Désertification à Morondava
- Reboisement dans la région Est, au cœur de l’Aire Protégée de Maromizaha

🤝 Pour faire grandir les talents et renforcer les liens
- Corporate Games BNI MADAGASCAR
- Semaine de la Qualité de Vie au Travail et Conditions de Travail
- Sortie de promotion ARITEFY | INSCAE

💼 Pour accompagner l’économie et les initiatives locales
- Partenaire officiel de la Foire aux Crédits & Investissements 2026
- Partenaire Gold de la Foire MEVA 2026

🏐 Pour faire vivre les valeurs du sport et du collectif
- 6ème victoire de BNI MADAGASCAR au tournoi ASB Volley 2026

Derrière chaque événement, il y a surtout des rencontres, des échanges et des initiatives qui créent du lien.

10/08/2026

Tsy mbola nisy toy izao ! Ao anatin’ny minitra vitsy monja dia manana kaonty BNI 🚀

🎁 Maimaimpoana mandritra ny 1 taona.

Sokafy amin’ny findainao ny kaontinao dia ho isan’ireo nisafidy ny handroso ianao.

BNI MADAGASCAR irery no banky eto amin'ny firenena manolotra fanokafana kaonty :
📲 100% nomerika
📴 Tsy mila mivezivezy

📋 Alaivo sary ny taratasy
⏱️ Vita ao anatin'ny minitra vitsy
🇲🇬 Misy amin'ny teny malagasy ihany koa

Tombony manokana ho an’ireo izay manokatra kaonty izao, ka araraoty dieny izao.

🎁 Mahazoa herintaona maimaim-poana* amin'ny fanokafana ny kaontinao.

Te ho lasa boss ianao ?
📱Alaivo ny Application BNI :
👉 Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

📹 Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699.

*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

07/08/2026

🚀 Vaovao eto Madagasikara.

🎁 Herintaona maimaim-poana

Sokafy amin'ny alalan'ny smartphone-nao ny kaonty BNI, ary midira ao anatin'ireo efa nisafidy ny handroso.

BNI MADAGASCAR irery no banky eto amin'ny firenena manolotra fanokafana kaonty
📲 100% nomerika
📴 Tsy mila mivezivezy
📋 Alaivo sary ny taratasy
⏱️ Vita ao anatin'ny minitra vitsy
🇲🇬 Misy amin'ny teny malagasy ihany koa

Tombony manokana ho an’ireo izay manokatra kaonty izao, ka araraoty dieny izao.

🎁 Mahazoa herintaona maimaim-poana* amin'ny fanokafana ny kaontinao.

Te ho lasa boss ianao ?

📱Alaivo ny Application BNI :
👉 Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

📹 Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699.
*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

03/08/2026

Isan’andro, misy Boss vaovao foana. 🚀

🎁 Maimaim-poana mandritra ny 1 taona

Tsy niandry izy ireo. Nanokatra ny kaontiny BNI tamin’ny findainy avokoa izy ireo, anjaranao indray izao !

BNI MADAGASCAR : ny banky tokana eto amintsika manome fahafahana manokatra kaonty 100% nomerika.
📴 Tsy mila mivezivezy.
📋 Alaina sary ny taratasy
⏱️ Minitra vitsy monja.
🇲🇬 Azo ampiasaina amin’ny teny malagasy.

🎁 Mahazoa herintaona maimaim-poana* amin'ny fanokafana ny kaontinao.

Te ho lasa boss ianao ?

📱 Alaivo ny Application BNI :
👉 Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

🎥 Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699.
*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

31/07/2026

🚀 Tsy mbola nisy teto Madagasikara.

Tsy voafetra ny toerana sy fotoana intsony ny fanokafana kaonty BNI anao !

🎁 Herintaona maimaim-poana

Voalohany eto Madagasikara ny fanokafana kaonty 100% nomerika.
📴 Tsy mila mivezivezy.
📋 Alaivo sary ny antontan-taratasy.
⏱️ Vita ao anatin'ny minitra vitsy.
🇲🇬 Misy amin'ny teny malagasy ihany koa.

Te ho lasa boss ianao ?

Alaivo ny Application BNI :
Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699.
*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

29/07/2026

🚀 Voalohany eto Madagasikara

Sokafy amin'ny alalan'ny findainao ny kaonty BNI, dia lasa Boss ianao!

🤩 1 taona maimaim-poana

BNI MADAGASCAR irery no banky eto Madagasikara ahafahana manokatra kaonty
💻 100% nomerika
🌍 Azo atao na aiza na aiza misy anao
🔐 Azo antoka sy voaaro

Te ho lasa boss ianao ?

Alaivo ny Application BNI :
👉Android : https://ow.ly/KYqo50WvZIr
👉 iOS : https://ow.ly/xlZ150WvZIq

🎥Torolàlana fanokafana kaonty : https://ow.ly/IZ9c50ZoT5A
📖 Torolàlana fampiasana : https://ow.ly/aTNJ50ZoT5g

Mila fanampiana? Antsoy ny 699.
*Tolotra misy fepetra, tsidiho ny www.bni.mg

Address

74, Rue Du 26 Juin 1960 Analakely
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BNI MADAGASCAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BNI MADAGASCAR:

Shortcuts

Share