05/10/2025
Départ 20$ to 1100$ ... De avy eo cramé 🤧🤧😅
👉Tantarao hoe ny"Compte réel anao voalohany " 👈
Nena tamin'izany 30$ no nataoko voalohany ,volan'ny bourse teny ankatso io nampesaiko io skrill no nampesaiko tamin'izany.
Tamin'izany tsy dia tena nanao demo ela be fa juste 2 semaines angamba dia réel dia tsy niala intsony avy eo.
Ny émotion aloha tamin'izany sarotra ny maîtriser azy, tsemboka mihitsy .
1 mois teo za nitrade an'io compte voalohany io dia 10$ sisa ny ambiny tao dia nijanona kely dia nanampy depot avy eo.
Dia nianatra foana tsy niabondonne mihitsy dia zay vao tonga amin'izao niveaux ako zao amin'izay 👊👊👌😁