20/08/2021
Ariary 100 ampandriana. Otran zao rehefa mahomby ny trading. Tsy votery ahazo fona nefa ianao fa misy risque be ko ilay izy. Fa aloan idirana ao am tontolon trading dia mila vonona sy nanao recherche tsara ary mianatra tsara alo. Fa refa vofeanao ilay izy de azahona tombony tsara miaraka am risk management matanjaka tsara. Rehefa mitrade de mila otrany casino, misy fotoana enao mahazo misy fotoana resy fa refa mipetraka tsara ny risk management d maazo fona ianao. (House always win)
Torolalana kely:
1- Manaova recherche oe inona izany atao hoe crypto, aona ny mtrade anazy am plateforme, ao am youtube tena feno.
2- Manaova recherche ny fomba fampiasana BINANCE.
Manaova demo account aloan ntena idiranao ao anatiny trading ary refa vonona tsara vo mampiasa vola tena izy, mety ho ertaona mintsy ar vo tena vonona. Aza maika.
3- Mila manana discipline ho an tenanao manokana, manakona ftona ianarana.
4- fadio ny mapiasa robot. Ra mandaitra ny robot efa milliardera daoly ny trader. Nefa 9% ny trader iany no tena profitable.
5- ho an izay efa intermediate na efa manana traikefa. Aza mietehatra am indicateur fa enaro tsara ny price action, sy oe inona ny mampiodina ny market. Betsaka manipulation be ny market ka ny zavatra tokony enarana amzany dia institutional order flow, market imbalance, order block, liquidity grab ary wyckoff structure. Δ°reo iany masahana tsara. (Misaora ana refa itanao ny recherche anreo π)
6- manana psychology tsy maika fa manaraka tsara ny discipline sy strategy izay napetrakao ho anao.
7- gereo tsara ny risque anao, ny 2% ny capital iany no arotraka isakny trade (risk management) ary vola izay tsy mampaninona anao ra ho very no apesaina satry misy risque ilay izy π
8- aza maika ny anenjika benefice fa ny toetsaina tokony anana dia hoe aona no ataoko mba tsy apavery anty volako ti fa tsy oe aona ny ataoko mba azahoko vola dolar bdb anatiny 1 andro, herinandro na 1 volana π
9- mila mapiditra USDT (tether) stablecoin ao am plateforme BINANCE na plateforme matanajaka international izay safidinao (binance, coinbase, kraken,bitmex...) marihina fa izahay dia mivarotra USDT sady mora π π°
10- Atomboy amizay ary ny trade, ary simplifieo maximum ny strategy anao fa aza compliquena.
πMasina ny tanindrazana π