MVola MVola, miara-mandroso isan’andro.

27/08/2026

🍟🍔🌭

Fa ny rentrée koa anie mila miantsena kely eh Ataovy amin'izay ary ny tsena any amin’ny mpivarotra miara-miasa amin’ny M...
27/08/2026

Fa ny rentrée koa anie mila miantsena kely eh

Ataovy amin'izay ary ny tsena any amin’ny mpivarotra miara-miasa amin’ny MVola fa efa akaiky ny rentrée dia rehefa eo amin’ny caisse, safidio fotsiny ny “Paiement MVola” ✔️
👉Tadidio fa 0 Ar ny frais anh !
👉 Tsindrio #111*1*1 #
Na Alaivo ny App MVola :
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

, miara-mandroso isan'andro!

-------------

Il est peut-être temps de réfléchir aux courses de la rentrée non ?
Pour s'y préparer, faites vos achats chez nos marchands partenaires et réglez simplement avec Paiement MVola. ✔️
N'oubliez pas que le frais est à 0 Ar !
👉Tapez #111*1*1 #
👉 Télécharger l'App MVola :
- Play Store: https://bit.ly/3QB2mot
- App Store: https://bit.ly/3MKjRkO

, avançons ensemble!

🍔 Ianareo misakafo izahay manasa ! 😋🎉Ho an’ny Food Festival izao 29/08 katramin'ny 30/08 izao, dia tapakila tsotra 5 no ...
26/08/2026

🍔 Ianareo misakafo izahay manasa ! 😋🎉

Ho an’ny Food Festival izao 29/08 katramin'ny 30/08 izao, dia tapakila tsotra 5 no atolotray anareo handehanana amin'ny festival! 🎟️🍕🍟

👉 Ireto ny fepetra handraisana anjara :
👥 Manasà NAMANA 10 hanaraka ny pejy MVola. 💛
📍 Ho an’ireo eto Tana ihany ny lalao an.

Ary aza adino… 👀 efa manakaiky ny 500K followers isika! Inviteo ny namanao fa misy surprise omaninay raha tratra io isa io. 🤫🎁

🎲 Tirage : Alakamisy 27/08
🎟️ Fakana ny tapakila : Zoma 28/08

, miara-mandroso isan’andro!

----

🍔 Vous avez prévu de bien manger ce week-end ? Nous, on a prévu de vous inviter. 😋🎉

À l’occasion du Food Festival ce 29/08 jusqu'au 30/08 , on vous fait gagner 5 billets standards pour profiter du festival ! 🎟️🍕🍟

Pour participer :
👉 Invitez 10 amis à s’abonner à la page MVola 💛
📍 Jeu réservé aux personnes présentes à Tana.

Et au passage… 👀 on se rapproche des 500K abonnés ! Continuez à inviter vos amis, parce qu’une petite surprise se prépare si on atteint le cap. 🤫🎁

🎲 Tirage au sort : jeudi 27/08
🎟️ Billets à récupérer : vendredi 28/08

Alors, qui vient manger ce week-end ? 😋👇

, avançons ensemble !

26/08/2026

🛒 Vidin'ny entana ihany no aloha !

Rehefa MPaymaka any amin’ireo mpivarotra miara-miasa amin’ny MVola ianao dia tsy misy frais, na ohatrinona na ohatrinona ny vidin’ny entanao. 📲💛

35 670 Ar ny totalin’ny entanao? 35 670 Ar ihany no aloanao. Dia izay! 😉

Koa rehefa miantsena, ataovy fahazarana ny misafidy ireo mpivarotra mpiara-miasa amin’ny MVola.

📍 Mitadiava partenaire MVola. MPaymaka. Ny vidin’ny entanao ihany no aloanao.

, miara-mandroso isan’andro!

--------

🛒 Payez uniquement ce que vous consommez !

Chez les marchands partenaires MVola, MPaymaka, c’est sans frais, peu importe le montant. 📲💛

Votre panier coûte 35 670 Ar ? Vous payez 35 670 Ar. Point. 😉

Alors au moment de faire vos courses, cherchez le réflexe qui fait la différence : privilégiez les marchands partenaires MVola.

📍 Repérez un partenaire. MPaymaka. Et ne payez que vos achats.

, avançons ensemble !

⏳ Herinandro sisa no handraisana anjara amin'ny tombola fialan-tsasatra ! 🎉Mandra-pahatongan’izany aloha dia arahabaina ...
26/08/2026

⏳ Herinandro sisa no handraisana anjara amin'ny tombola fialan-tsasatra ! 🎉

Mandra-pahatongan’izany aloha dia arahabaina ireo mpandresy vaovao 25 izay nahazo ny lokany! 🥳🏆

Mbola mitohy ny lalao… ary sao dia ianao indray no mpandresy manaraka? 👀✨



__

⏳ Plus qu’une semaine pour tenter votre chance ! 🎉
En attendant, découvrez les 25 nouveaux gagnants qui viennent de décrocher leur lot ! 🥳🏆

Ne lâchez rien… et si le prochain gagnant, c’était vous ? 👀✨

🇲🇬Fampatsiahivana hiarovana ny kaontintsika 🔒- Tehirizo ho anao samirery ny code secret, aza zaraina na amin'iza na amin...
26/08/2026

🇲🇬
Fampatsiahivana hiarovana ny kaontintsika 🔒

- Tehirizo ho anao samirery ny code secret, aza zaraina na amin'iza na amin'iza.
- Aza omena ny agent MVola na Cash Point ny findainao rehefa hanao opérations ianao.
- MVola dia tsy hiantso anao na handefa SMS aminao mihitsy ka hangataka transactions aminao.
- 807 ihany no laharan'ny service clients MVola ho an'ny olon-tsotra ary ny 803 ho an'ny Cash Point.

➡️ Raha misy mampiahiahy, antsoy ny 807 na mandefasa hafatra amin'ny Messenger MVola na WhatsApp amin'ny 0389314276, na mailaka amin'ny [email protected].
➡️Ny laharana ofisialy 038 00 008 07 ihany no mety hiantso anao.

, miara-mandroso isan'andro!

-------------

🇫🇷
Petit rappel de vigilance pour garder nos comptes en sécurité 🔒

- Ne partagez votre code secret à personne, gardez-le pour vous
- Ne donnez pas votre téléphone à un agent MVola ou Cash Point pour faire des opérations
- MVola ne vous contactera jamais pour effectuer des opérations sur votre compte

➡️ Si vous avez des doutes, appelez le 807 (numéro unique pour le service clients MVola ou le 803 pour les Cash Point, ou sur WhatsApp au 0389314276, ou envoyez un message sur le Messenger MVola, ou par mail au [email protected]
➡️Seul le numéro officiel 038 00 008 07 pourrait vous appeler.

, avançons ensemble!

25/08/2026

🛒 Vidin'ny entana ihany no aloha !

Rehefa MPaymaka any amin’ireo mpivarotra miara-miasa amin’ny MVola ianao dia tsy misy frais, na ohatrinona na ohatrinona ny vidin’ny entanao. 📲💛

35 670 Ar ny totalin’ny entanao? 35 670 Ar ihany no aloanao. Dia izay! 😉

Koa rehefa miantsena, ataovy fahazarana ny misafidy ireo mpivarotra mpiara-miasa amin’ny MVola.

📍 Mitadiava partenaire MVola. MPaymaka. Ny vidin’ny entanao ihany no aloanao.

, miara-mandroso isan’andro!

---------------

🛒 Payez uniquement ce que vous consommez !

Chez les marchands partenaires MVola, MPaymaka, c’est sans frais, peu importe le montant. 📲💛

Votre panier coûte 35 670 Ar ? Vous payez 35 670 Ar. Point. 😉

Alors au moment de faire vos courses, cherchez le réflexe qui fait la différence : privilégiez les marchands partenaires MVola.

📍 Repérez un partenaire. MPaymaka. Et ne payez que vos achats.

, avançons ensemble !

🇲🇬 ⏳🎁 Herinandro sisa dia mifarana ny tombola “Fialan-tsasatra feno surprise” ! ☀️🌴👀 Raha mbola tsy nandray anjara ianao...
24/08/2026

🇲🇬

⏳🎁 Herinandro sisa dia mifarana ny tombola “Fialan-tsasatra feno surprise” ! ☀️🌴

👀 Raha mbola tsy nandray anjara ianao dia aza very andro intsony! Manaova transaction mihoatra ny 50 000 Ar amin’ny MVola 📲 ary mety ho anisan’ireo mpandresy farany ianao! 🤩🎉

👉 Tsindrio #111*1 # na ampiasao ny App MVola! 📱💛



--------------

🇫🇷

⏳🎁 Plus qu’une semaine avant la fin de la tombola “Fialan-tsasatra feno surprise” ! ☀️🌴

👀 Si vous n’avez pas encore participé, ne perdez plus de temps ! Faites une transaction de plus de 50 000 Ar sur MVola 📲 et tentez de faire partie des derniers gagnants ! 🤩🎉

👉 Composez #111*1 # ou utilisez l’App MVola ! 📱💛

🎬Mbola mety ho ianao ilay hibata 2 000 000ar 😉Aloavy amin'ny MVola ny réabonnement CANAL+ anao, ary mahazoa 30 andro Tou...
24/08/2026

🎬Mbola mety ho ianao ilay hibata 2 000 000ar 😉
Aloavy amin'ny MVola ny réabonnement CANAL+ anao, ary mahazoa 30 andro Tout CANAL+, sady mandray anjara amin'ny fisarihana.

📲 Tsindrio ny #111*1*5*5 # na ampiasao ny App MVola.
MPaymaka amin'ny MVola. Mety ianao no mpandresy manaraka. 💛
, miara-mandroso isan'andro!

-----------

🎬 Le grand gagnant ça peut être toi. 😉
Réabonnez-vous à CANAL+ via MVola, profitez de 30 jours Tout CANAL+ et participez automatiquement au tirage au sort.

📲 Tapez #111*1*5*5 # ou utilisez l'App MVola.
MPaymaka avec MVola. Le prochain gagnant pourrait être vous. 💛
, avançons ensemble !

☀️ Nanana ny programany koa ny MVola Kids nandritra ny fialan-tsasatra! 👨‍👩‍👧‍👦💛Niaraka tamin’i Okalou, nilalao, nianatr...
22/08/2026

☀️ Nanana ny programany koa ny MVola Kids nandritra ny fialan-tsasatra! 👨‍👩‍👧‍👦💛

Niaraka tamin’i Okalou, nilalao, nianatra zava-baovao ary niara-nifaly tamin’ny ray aman-dreniny ireo zanaky ny mpiara-miasa aminay. 🎨🎲✨

Satria ao amin’ny MVola, zava-dehibe aminay ny fifandanjan’ny asa sy ny fiainam-pianakaviana, ary koa ireo olona manan-danja amin’ny mpiara-miasa aminay. 💛

Tsiky, fiarahana ary fahatsiarovana mahafinaritra ho an’ny MVola Kids. 😊

, miara-mandroso isan’andro!

-----------------

☀️ Pendant les vacances, les MVola Kids ont aussi eu leur programme ! 👨‍👩‍👧‍👦💛

Avec Okalou, les enfants de nos collaborateurs ont partagé jeux, découvertes et beaux moments avec leurs parents. 🎨🎲✨

Parce que chez MVola, favoriser l’équilibre entre vie professionnelle et vie familiale, c’est aussi prendre soin de ceux qui comptent pour nos collaborateurs. 💛

Des sourires, du partage et de beaux souvenirs pour nos MVola Kids. 😊

, avançons ensemble !

Address

Immeuble The Bureau Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261340000807

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MVola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to MVola:

Shortcuts

Share