Cabinet Nakay Formation et Stage

Cabinet Nakay Formation et Stage Service d'externalisation

🚀Te hahazo expérience matanjaka tsara ve ianao?✨Ny Cabinet Exellent dia manokatra ny varavarana ho anao amin'ny alalan'n...
19/08/2026

🚀Te hahazo expérience matanjaka tsara ve ianao?✨

Ny Cabinet Exellent dia manokatra ny varavarana ho anao amin'ny alalan'ny tolotra stage mifanaraka amin'ny niveau anao (gratuit, payant, na sous forme de formation pratique).

Nahoana no mifidy anay? Satria izahay tsy manome asa fotsiny, fa tena mamolavola ny compétences- nao mihitsy:

- Suivi sy coaching personnalisé.
- Atrikasa hanatsarana sy hi-optimiser-na ny CV sy ny LM.
- Horaire flexibles mifanaraka amin'ny fotoanao.

📩Postulé-o dieny izao:
Alefaso amin'ny mail: [email protected] ny CV sy LM nao, na aterina mivantana aty amin'ny birao Cabinet Excellent.

📍 Lieu: Météo Avaradoha (près de l'Assurance MAMA)
☎️Contact: 034 44 400 22


🚀Votre potentiel mérite la meilleure des trajectoires.Chez CABEX, un stage n'est pas une simple suite de tâches: c'est u...
04/08/2026

🚀Votre potentiel mérite la meilleure des trajectoires.

Chez CABEX, un stage n'est pas une simple suite de tâches: c'est une formation pratique sur le terrain et un accompagnement sur mesure pour lancer votre carrière.

✨Vos avantages:
- Horaire flexibles
- Coaching CV/entretien offert et
- Attestation de stage

📍 Lieu: Météo Avaradoha (près de l'assurance MAMA)
☎️Contact: 034 44 400 22

👉Inscrivez-vous dès maintenant.
📬Construisons votre avenir ensemble !


🎯  Tsy diplaoma fotsiny intsony no tadiavin'ny orinasa rehefa mandray mpiasa, fa fahaiza-manao tena azo ampiharina.📈 Amp...
28/07/2026

🎯 Tsy diplaoma fotsiny intsony no tadiavin'ny orinasa rehefa mandray mpiasa, fa fahaiza-manao tena azo ampiharina.

📈 Ampitomboy ny traikefanao amin'ny alalan'ny fanazaran-tena amin'ny tranga tena misy, ianaro ny fitantanana ny risika ara-ketra, ara-dàlana, ara-bola, ary miomana hiatrika ny tontolon'ny asa.

👉 Midira manao stage ato amin'ny Cabinet Excellent ka mahazoa fahaiza-manao sy traikefa hanampy anao hisongadina amin'ny fotoana hikarohana asa.

Anio no fotoana hanombohana manorina ny hoavinao matihanina.

📍 Lieu: Météo Avaradoha (akaikin'ny Assurance MAMA)
☎️Contact: 034 44 400 22



📈Boostez vos compétences en Commerce et Marketing !🤔Vous visez la carrière de vos rêves mais il vous manque la pratique ...
21/07/2026

📈Boostez vos compétences en Commerce et Marketing !

🤔Vous visez la carrière de vos rêves mais il vous manque la pratique ?🛠️
🔥Le Cabinet Excellent répond à vos besoins avec des formations intensives conçues pour les exigences du monde professionnel.

🎯Prenez une longueur d'avance et maîtrisez enfin votre secteur.

📍Lieu: Météo Avaradoha près de l'Assurance MAMA
☎️Contact: 034 44 400 22/ 038 47 400 22

👉Inscrivez-vous dès maintenant et transformez votre avenir !


&Stage

Fantatrao ve fa tsy taratasy milaza ny karama fotsiny ny fiche de paie ?🤔💸 💼Antontan-taratasy manan-danja eo amin’ny fit...
17/07/2026

Fantatrao ve fa tsy taratasy milaza ny karama fotsiny ny fiche de paie ?🤔💸
💼Antontan-taratasy manan-danja eo amin’ny fitantanana ny mpiasa izy io, satria ahitana ireo antsipirian’ny karama.
Ary ilaina hoantsika mpiasa ihany koa amin'ny démarches administratives sasantsasany.

Efa hainao ve ny manamboatra azy io?📝
Inona avy ireo Antony maro samihafa ilana azy?

📍Lieu: Météo Avaradoha (akaikin’ny Assurance MAMA)
📞Contact: 034 44 400 22



🚀N'attendez plus, boostez votre expérience dès maintenant!🎓Faites votre stage sous forme de formation en Assistant Logis...
15/07/2026

🚀N'attendez plus, boostez votre expérience dès maintenant!

🎓Faites votre stage sous forme de formation en Assistant Logistique au Cabinet Excellent et développez les compétences recherchées par les entreprises.

✅Formation 100% pratique
✅Encadrement professionnel
✅Attestation offerte

📍Lieu: Météo Avaradoha, près de l'Assurance MAMA, Antananarivo
📞Contact: 034 44 400 22

Inscrivez-vous dès aujourd'hui et donnez un nouvel élan à votre carrière!

Excellent

‼️Fantatrao ve izany  atao hoe "Pièces justificatives" amin'ny comptabilité ?⁉️👉🏼 VALINY ao amin'ny COMMENTAIRE 👉🏼Raha v...
09/07/2026

‼️Fantatrao ve izany atao hoe "Pièces justificatives" amin'ny comptabilité ?⁉️

👉🏼 VALINY ao amin'ny COMMENTAIRE
👉🏼Raha vao mianatra comptabilité ianao dia ity no iray amin'ireo zavatra fototra tokony ho fantatrao.

❌❌❌ Ao amin'ny stage sous forme de formation en comptabilité, dia hianatra hampiasa sy handrakitra (enregistrement comptable) ireo pièces justificatives amin'ny tranga tena izy ianao.❌❌❌

🗣️ Aza tara
🖋️Misorata anarana dieny izao
👩🏼‍💻Atombohy amin'ny fototra ny lalanao ho matihanina amin'ny comptabilité.

☎️ Contact: 034 44 400 22
📍 Lieu: Météo Avaradoha (akaikin’ny Assurance MAMA)

✨Ny tontolo andronay androany miaraka amin'ireo tanora ety amin'ny Cité des cultures Antaninarenina.👩🏼‍💻😍Ahitanareo ny C...
08/07/2026

✨Ny tontolo andronay androany miaraka amin'ireo tanora ety amin'ny Cité des cultures Antaninarenina.👩🏼‍💻😍

Ahitanareo ny Cabinet Excellent miaraka amin'ny Association Graine de Bitume sy orin'asa maro hafa ihany koa.👥

Manasa anao hitsidika ny stand fa misy fizarana torohevitra sy fampahafantarana asa maro miandry anao ao.👈🏼💯


✨ 16ᵉ ÉDITION – ÉVÈNEMENT NAKAY ✨Le grand jour approche… 🔥Une journée placée sous le signe de la classe, de l’élégance e...
12/05/2026

✨ 16ᵉ ÉDITION – ÉVÈNEMENT NAKAY ✨

Le grand jour approche… 🔥
Une journée placée sous le signe de la classe, de l’élégance et de l’excellence 🎓👑

📍 Espace Sania’S Food Bypass
📅 30 Mai
⏰ À partir de 09h30

Venez célébrer avec nous les efforts, les réussites et une nouvelle étape vers un avenir brillant ✨
Parce qu’ensemble, nous avançons vers l’excellence 💫

🎖️ Dress code : Classe
📞 Réservation & informations : 034 44 400 22 / 038 47 400 22

Le Cabinet Excellent vous souhaite de très belles Pâques, remplies de douceur et de chocolat. 🥰❤️✨️
03/04/2026

Le Cabinet Excellent vous souhaite de très belles Pâques, remplies de douceur et de chocolat. 🥰❤️✨️

Address

II P 154 JC Avaradoha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 12:00
13:00 - 17:30
Tuesday 08:00 - 12:00
13:30 - 17:30
Wednesday 08:00 - 12:00
13:30 - 17:30
Thursday 08:00 - 12:00
13:30 - 17:30
Friday 08:00 - 12:00
13:30 - 17:30
Saturday 08:00 - 12:00
Sunday 00:00 - 00:15

Telephone

+261344440022

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cabinet Nakay Formation et Stage posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Cabinet Nakay Formation et Stage:

Shortcuts

Share