AYRA Crypto-exchange

AYRA Crypto-exchange Votre Marchand de cryptomonnaie💱

DÉPÔT-RETRAIT>USD-EUR-USDT-TRX-BTC-BNB- LTC-CORE-DIRECT PLATEFORME-DIRECT BROKER-Etc..

Portfolio:
Binance-Redotpay-Trustwallet-FP-OKX-Kucoin-Bybit-MEXC-Metamask-Etc...

Votre satisfaction est notre priorité✅

Ireto avy ireo mpandresy tamin'ny jeu pronostic 1ère édition France vs Maroc🎊Arahabaina ireo mpandresy 🎉🔥Efa ho avy indr...
11/07/2026

Ireto avy ireo mpandresy tamin'ny jeu pronostic 1ère édition France vs Maroc🎊
Arahabaina ireo mpandresy 🎉🔥

Efa ho avy indray ny 2ème édition fa aza miala alavitra🎁
AYRA Crypto-exchange

11/07/2026

Valin'ilay lalao pronostic amin'ny 14h mivoaka eto🎊

Raikitra ary ny lalao pronostic 🎊France vs Maroc rahampitso🚨Iza no handresy ary firy ny score exact?🟢Izay olona folo voa...
08/07/2026

Raikitra ary ny lalao pronostic 🎊
France vs Maroc rahampitso🚨

Iza no handresy ary firy ny score exact?
🟢Izay olona folo voalohany mahita ny mpandresy dia mahazo crédit 1000Ar avy
🟠Izay olona roa mahita ny score exact voalohany dia mahazo 10000Ar avy

👇🏻Lasa ary 👇🏻
Rahampitso 19h no misokatra farany ny commentaire
Aza adino ny manaraka ny pejy AYRA Crypto-exchange

Vonona ve ianareo raha asiana lalao pronostic eto amin'ny pejy?👇🏻Alefaso ao amin'ny commentaire ny valiny👇🏻
06/07/2026

Vonona ve ianareo raha asiana lalao pronostic eto amin'ny pejy?
👇🏻Alefaso ao amin'ny commentaire ny valiny👇🏻

06/07/2026

Efa manomboka miverina amin'ny laoniny ny service⏳
Mamerina hatrany ny fialan-tsiny aminareo mpanjifa 🙏🏻

Io ary ilay kilalao kely niandrasan'ny maro ☺️😭
03/07/2026

Io ary ilay kilalao kely niandrasan'ny maro ☺️😭

03/07/2026

Dans 20 minutes publié eto ilay kilalao kely 🎊

03/07/2026

Misy kilalao kely ho publié-na eto amin'ny pejy rehefa avy eo 😉

Miarahaba antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny Asaramanitra 🇲🇬
26/06/2026

Miarahaba antsika Malagasy rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny Asaramanitra 🇲🇬

Mamerina ny fialan-tsiny aminareo mpanjifa izahay nohon'ny fahatarana matetika amin'ny famaliana anareo 🙏🏻Ato anatin'ity...
04/06/2026

Mamerina ny fialan-tsiny aminareo mpanjifa izahay nohon'ny fahatarana matetika amin'ny famaliana anareo 🙏🏻
Ato anatin'ity volana Jona ity dia tsy dia ho actif izahay ny tapany maraina fa mbola misy fandaminana kely atao ⏳

Noho izany dia misy tsy ho voavaly maraina ianareo kanefa alefaso foana ny message fa mety ho voavaly ihany ianao moa raha tsy voavalinay maraina dia raisinay ianao tolakandro raha mety aminao🙏🏻

Mamerina ny fialan-tsiny indrindra aminareo fa fanatsarana ny service ilay mbola ho alamina ✅

Ity volana Jona ity ihany no misy an'izay fa ny volana manaraka efa miverina toy ny mahazatra ka mino izahay fa ho eo foana ianareo hanohana anay
Mankasitraka tompoko🙏🏻✅
AYRA Crypto-exchange

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 08:00 - 22:00
Tuesday 08:00 - 22:00
Wednesday 08:00 - 22:00
Thursday 08:00 - 22:00
Friday 08:00 - 22:00
Saturday 08:00 - 22:00
Sunday 08:00 - 22:00

Telephone

+261322222420

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AYRA Crypto-exchange posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to AYRA Crypto-exchange:

Shortcuts

Share