NIM Madagascar

NIM Madagascar NIM est une société qui offre des services financiers: crédits et épargnes NIM SA Nouvelle Institution de Microfinance - Ainga vao hampivoatra ny fiainanao

🟢🔴Hanao famerenam-bola ve ianao sa hamahana na handefa vola amin'ny kaonty NIM ? Aza misahirana amin'ny fivezivezena int...
27/08/2026

🟢🔴Hanao famerenam-bola ve ianao sa hamahana na handefa vola amin'ny kaonty NIM ?
Aza misahirana amin'ny fivezivezena intsony fa ataovy amin'ny alalan'ny "mobile money"
📱 MVola: #111*1*2*1*laharana MVola ny masoivohonao*vola
📱 Orange Money: #144*3*2*code marchand an'ny masoivohonao*vola
Azonao arahana maimaimpoana n'aiza n'aiza amin'ny fotoana rehetra miaraka amin'ny "application mobile" NIM-Ko.
NIM Madagascar
Orange Money

Dingana voalohany amin'ny fahombiazana ny fidirana an-tsekoly, fa ny tena zava-dehibe dia ny hahatanteraka ny nofinofy s...
25/08/2026

Dingana voalohany amin'ny fahombiazana ny fidirana an-tsekoly, fa ny tena zava-dehibe dia ny hahatanteraka ny nofinofy sy ny faniriana!

Rehefa fanabeazana anefa dia mila fiomanana matanjaka, indrindra amin'ny lafiny ara-bola.

Andao hiomana dieny izao! Manaova Tahiry ho azy ato ami'ny NIM mba ho vatsy azo antoka hahatongavany amin'ny tanjony rehefa lehibe izy.

NIM Madagascar

🌱 Andao hivoatra ho any amin'ny tsara hatrany !Ny tahiry izay ataonao iny no miantoka anao amin'ny fandaniana tampoka, a...
21/08/2026

🌱 Andao hivoatra ho any amin'ny tsara hatrany !

Ny tahiry izay ataonao iny no miantoka anao amin'ny fandaniana tampoka, ary lasa renivola ahafahanao manomboka fandraharahana vaovao.

Rehefa hitanao fa mandeha izany, dia hitaro amin'ny alalan'ny findramam-bola.

Aza adino koa ny mitsinjo ny hoavy : ny fahanterana, ny hoavin'ny ankizy, ary ny fahasalamana.

NIM miaraka aminao hatrany, hanatanteraka izany !



🟢🔴𝐊𝐚𝐨𝐧𝐭𝐲 𝐓𝐚𝐡𝐢𝐫𝐲/ 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚Inona ary asa tian'ilay zanakao ho atao rehefa lehibe? 🤔🌟👨‍⚕️👩‍✈️Rah...
17/08/2026

🟢🔴𝐊𝐚𝐨𝐧𝐭𝐲 𝐓𝐚𝐡𝐢𝐫𝐲/ 𝐅𝐚𝐧𝐚𝐦𝐨𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐝𝐢𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚
Inona ary asa tian'ilay zanakao ho atao rehefa lehibe? 🤔🌟👨‍⚕️👩‍✈️

Raha dieny izao ianao dia manokatra kaonty Tahiry ho azy ato amin'ny NIM 🏦, ary mandrotsaka izany tsikelikely 💰, dia ho mora ny vola ho aloha rehefa any aoriana 📈.

Ny tolotra fampisamboram-bola ihany koa dia natao hanampy anao Ray aman-dReny 👨‍👩‍👧‍👦 amin'izao fampidirana mpianatra izao 🎒📚.

Tongava aingana ary eny amin'ny masoivoho NIM akaiky anao!


En ce jour de célébration, nous vous souhaitons une très belle fête de l'Assomption entourés de vos proches !
15/08/2026

En ce jour de célébration, nous vous souhaitons une très belle fête de l'Assomption entourés de vos proches !

Nohon’ny fankalazana ny “Assomption” dia ilazana isika fa hikatona ny masoivoho NIM rehetra ny Sabotsy 15 Aogositra 2026...
14/08/2026

Nohon’ny fankalazana ny “Assomption” dia ilazana isika fa hikatona ny masoivoho NIM rehetra ny Sabotsy 15 Aogositra 2026.
Hiverina hisokatra amin’ny ora mahazatra izany ny Alatsianainy 17 Aogositra.
Mampahatsiahy hatrany izahay fa azonao atao ny mandrotsaka vola amin’ny alalan’ny :
-Orange Money : #144*3*2*Code marchand *vola ho alefa
-Mvola (NIM-SA) : #111*1*2*1*laharana Mvola an’ny masoivohonao *vola ho alefa
Ny tranonkala sy “application mobile” NIM-ko dia ahafahanao manaraka hatrany ny kaontinao.

NIM Madagascar

🟢🔴Hisy tolotra vaovao be eto amin'ny NIM ho fahafafaham-po sy fitsinjovana anareo mpanjifa hatrany. Mety ho inona ary ho...
11/08/2026

🟢🔴Hisy tolotra vaovao be eto amin'ny NIM ho fahafafaham-po sy fitsinjovana anareo mpanjifa hatrany.
Mety ho inona ary hoy ianao ?
Soraty ao amin'ny "commentaire" hoe….

NIM Madagascar

🟢🔴𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐥𝐨 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐍𝐈𝐌 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚.Ny famelabelara-kevitra izay niarahana tamin'ny Minisiteran'ny Toekarena s...
07/08/2026

🟢🔴𝐅𝐚𝐧𝐤𝐚𝐥𝐚𝐳𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐡𝐚𝐭𝐞𝐥𝐨 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐍𝐈𝐌 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚.
Ny famelabelara-kevitra izay niarahana tamin'ny Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola izay nosolon'i CNFI Inclusion Financière à Madagascar tena no netin'ny masoivoho NIM Ambositra nankalaza ny fahatelo taonany ka notronin'ireo manam-boninahitra teo an-toerana.

Ny NIM dia mahatoky fa ny fiaraha-miasa sy ny fanabeazana ara-bola no antokin'ny fampandrosoana maharitra.

NIM AMBOHIMIADANA – AMBOSITRA.
TÉL : +261 38 50 002 25.
Adresse : Lot 13A8 Est-Vinany, 306 Ambositra
E-MAIL : [email protected]

NIM Madagascar
Inclusion Financière à Madagascar
Minisiteran'ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola
Association Professionnelle des Institutions de Microfinance Madagascar

06/08/2026

🟢🔴Miofana hatrany ny ekipan'ny NIM, mba hahafahana manome tolotra mahafa-po sy mendrika ho an'ny mpanjifa.

𝐌𝐢𝐨𝐟𝐚𝐧𝐚, 𝐌𝐢𝐟𝐚𝐦𝐩𝐢𝐳𝐚𝐫𝐚, 𝐌𝐢𝐯𝐨𝐚𝐭𝐫𝐚

Izahay eto amin'ny NIM dia miombo-po tanteraka aminareo niharam-boina vokatry ny hai-trano nisy tao Bazary kely Toamasin...
04/08/2026

Izahay eto amin'ny NIM dia miombo-po tanteraka aminareo niharam-boina vokatry ny hai-trano nisy tao Bazary kely Toamasina.

NIM Madagascar

Address

Immeuble ARBORETUM, Village Des Jeux, Ankorondrano Antananarivo
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:30 - 11:00

Telephone

+261385000008

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NIM Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share