20/04/2024
Fampindramam-bola azo Antoka Sady malaky mivaly.
-Ho anao izay te ampiroborobo resaka varotra
Ity fanmpidram-bola Ty natokana ho any Zay efa misy Asa manokana toy ny : Mpivarotra , mpiompy , mpitatitra , mampanofa trano
Na koa zagny Asa mandray karama isam-bolana : marihina fa tsy foatery mpiasam-panjakana , mpisotro ronono isam-bolana , mpiasa trano , chauffeur
Nb : Tokony efa matatra enim-bolana ( 6mois ) nanaovana ilay asa farafaha -keliny.