PAMF Madagascar

PAMF Madagascar Nous avons un réseau de 22 Agences basées dans 10 régions pour mieux vous servir.

Ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao dia fotoana iray ihany koa hiheverana ny hoavin’izy ireo. 🚀Fianarana, tetikasa, n...
26/08/2026

Ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao dia fotoana iray ihany koa hiheverana ny hoavin’izy ireo. 🚀
Fianarana, tetikasa, nofinofy… zava-dehibe avokoa ny dingana tsirairay amin’ny fanomanana ny lalana ho diaviny. Amin’ny alalan’ny Épargne Avenir Enfant/Education, afaka manangona tsikelikely tahiry natokana ho an’ny hoavin’ny zanakao ianao;
Anio, tsy ny fianarana ihany no omaninao, fa manampy azy hanorina ny ampitso ihany koa. 💙
📍Manatòna ny masoivoho PAMF akaiky anao raha mila fanazavana fanampiny, na antsoy ny i-ndrana 643

PAMF, manohana ireo mpisehatra ara-toekarena ao Mahajanga. 🤝Mandray anjara amin’ny andiany faha-3 amin’ny « Salon des Ac...
21/08/2026

PAMF, manohana ireo mpisehatra ara-toekarena ao Mahajanga. 🤝

Mandray anjara amin’ny andiany faha-3 amin’ny « Salon des Acteurs Économiques de Mahajanga » ny PAMF.

Fotoana iray hahafantsika ao an-toerana mifanakaiky kokoa sy hahafahanay manampy anareo hampiroborobo ny sehatr'asa misy anareo.

📍Tolotra maro no efa nomaninay hamaliana ny hetahetanareo, ka tongava mitsidika ny tranoheva eo anoloan'ny Chambre du Commerce Mahajanga.

Chaque parcours est unique. Chaque talent a sa place 🤝Chez PAMF, nous recrutons des collaborateurs qui souhaitent appren...
20/08/2026

Chaque parcours est unique. Chaque talent a sa place 🤝

Chez PAMF, nous recrutons des collaborateurs qui souhaitent apprendre, évoluer et contribuer à une aventure collective🩵

Si l'un des postes vous intéresse, cliquez sur le lien en commentaire 👇

🎒 Atomboy dieny izao ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao !Saram-pianarana, fitaovam-pianarana sy kojakoja ilaina… mil...
19/08/2026

🎒 Atomboy dieny izao ny fanomanana ny taom-pianarana vaovao !

Saram-pianarana, fitaovam-pianarana sy kojakoja ilaina… milamina ny fiatrehana ny taom-pianarana vaovao . Miaraka @ ny Crédit Scolaire ny PAMF mahazoa findramam-bola hatramin'ny 20 000 000 MGA na efa mpanjifa PAMF ianao na tsia.

Satria mendrika ny hiomanana tsara ny fianarana. 💙

📞 Raha mila fanazavana fanampiny, manatòna ny masoivoho PAMF akaiky anao na antsoy ny i-ndrana 643

Parce que les meilleures opportunités sont celles qui permettent de révéler son potentiel.PAMF poursuit son développemen...
13/08/2026

Parce que les meilleures opportunités sont celles qui permettent de révéler son potentiel.

PAMF poursuit son développement et recherche de nouveaux talents prêts à évoluer dans un environnement stimulant, collaboratif et inclusif🩵

Si l'un des postes vous intéresse, cliquez sur le lien suivant en commentaire 👇

Foire Be Satrana : ity hetsika ity dia natao hampivondronana ireo mpisehatra eto amin’ny faritra Boeny !🌾 Mandray anjara...
13/08/2026

Foire Be Satrana : ity hetsika ity dia natao hampivondronana ireo mpisehatra eto amin’ny faritra Boeny !🌾

Mandray anjara amin’ny Foire Be Satrana izay atao eto Mahajanga. Ity hetsika ity dia mampivondrona ireo mpisehatra amin’ny fambolena, fiompiana, jono, fizahantany ary asa tanana. Vokatra sy tolotra maro isan-karazany, fihaona amin’ireo matihanina sy mpandraharaha ary fandraisana anjara amin’ny fampiofanana sy fifampizarana no hita eny.

Tongava mitsidika ny tranohevan’ny PAMF mandritry ny Foire Be Satrana hatramin’ny 15 aogositra fa vonona handray anao ny ekipanay hanolotra vahaolana ara-bola, tahiry, fiantohana ary tolotra mifanaraka amin'ny tetikasanao💙

Fidiran’ny mpianatra milamina miaraka  ! 🎒Tsy vitan’ny hoe afaka misitraka ny tolotra "crédit scolaire" ianao fa mety ha...
11/08/2026

Fidiran’ny mpianatra milamina miaraka ! 🎒

Tsy vitan’ny hoe afaka misitraka ny tolotra "crédit scolaire" ianao fa mety hahazo fanomezana ihany koa.

🎁1.500.000 Ar no hozarainay
🏠 Manatona ny masoivoho PAMF akaiky anao ary ataovy dieny izao ny fangatahana
🗓 Lalao manan-kery hatramin’ny 28 septambra 2026

i-ndrana 643

VAOVAO GLADY BE !Andao ary hiara-hiaina fotoana mamy miaraka amin’ny "TAPOLAKA GLADY - TIMELESS"📹 Manaova vidéo 30 secon...
09/08/2026

VAOVAO GLADY BE !

Andao ary hiara-hiaina fotoana mamy miaraka amin’ny "TAPOLAKA GLADY - TIMELESS"

📹 Manaova vidéo 30 secondes mandihy amin'ny hiran'i Rossy "Ramalala" (version originale na remix). Alefaso ao amin'ny kaontinao izany ary araho ireto fepetra ireto :

✅ Ataovy public ny profil sy ny publication anao (TSY VERROUILLE)
✅ Tag-eo ny pejin'ny PAMF Madagascar ao amin'ilay publication
✅ Rehefa vita izany dia mametraha commentaire eo ambanin'ity publication ity hanamafisana ny fandraisanao anjara.

⚠️ Horonantsary iray ihany no azon'ny mpandray anjara atao. Ny famoahana horonantsary mihoatra ny iray dia hitarika fanilihana avy hatrany.

🏆 Ireo horonantsary 25 mahazo réactions betsaka indrindra no ho voafidy ho mpandresy.

🎟 Mpandresy 25 no hahazo tapakila 2 avy

📅 Fandraisana anjara : 09 aogositra hatramin'ny 17 aogositra amin'ny 12 ora atoandro

Anjaranao izao! Asehoy ny talentanao 🎉

i-ndrana 643

L'excellence se construit en interne, pour mieux servir nos clients. 🤝Nos équipes de la Direction des Opérations et nos ...
08/08/2026

L'excellence se construit en interne, pour mieux servir nos clients. 🤝

Nos équipes de la Direction des Opérations et nos Chefs d'Agence se sont réunis pour une convention commerciale autour d'une ambition commune : faire de la satisfaction clientèle, le moteur de chacune de nos actions.

Guidés par l'honnêteté, l'intégrité, la proximité et l'excellence de service, nous partageons une vision commune : valoriser notre performance opérationnelle au service d'une expérience client toujours plus qualitative.

À la PAMF, nous sommes convaincus que la confiance se gagne chaque jour. C'est ensemble que nous continuons d'avancer pour être au plus près de celles et ceux que nous accompagnons. 💙

Address

Lot II J 1/AA Morarano Alarobia
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 17:00
Tuesday 08:00 - 17:00
Wednesday 08:00 - 17:00
Thursday 08:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00
Saturday 08:00 - 12:00

Telephone

+261321298643

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when PAMF Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to PAMF Madagascar:

Shortcuts

Share