27/08/2026
𝗘𝗳𝗮 𝗲𝗹𝗮 𝗻𝗼 𝘁𝘀𝘆 𝗻𝗶𝘀𝘆 𝘀𝗮𝗿𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗽𝗮𝗶𝗲𝗺𝗲𝗻𝘁 𝗺𝗮𝗿𝗰𝗵𝗮𝗻𝗱 𝘁𝗲𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝗢𝗿𝗮𝗻𝗴𝗲 𝗠𝗼𝗻𝗲𝘆 𝗳𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝘃𝗮𝗼 𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗮𝗻😉
Ampisao foana ny kaontinao Orange Money rehefa hanjifa eny amin'ireo tranombarotra na tsena kely, na tobin-tsolika, na toeram-pisakafoanana, na fanamboarana tarehy...n'inona n'inona ka misy famantarana Orange Money fotsiny dia efa izy 🧡📲
🔶Téléchargéo ny application Max it https://bit.ly/maxitMG dia ampidiro ny code marchand na scanneo ny code QR eo amin'ny caisse
na
🔶Tsindrio ny #144 #32 # dia ampidiro ny code marchand an'ilay tsena.
Zay fa lazao daholo ny akama rehetra hoe 𝟬𝗔𝗿 ny saran'ny paiement marchand antsika an 😎