28/10/2026
🏡 𝐅𝐞𝐧𝐨 𝐧𝐨𝐟𝐢𝐧𝐨𝐟𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐧-𝐭𝐬𝐚𝐢𝐧𝐚, 𝐦𝐢𝐫𝐨𝐬𝐨 𝐭𝐬𝐢𝐤𝐞𝐥𝐢𝐤𝐞𝐥𝐲 𝐧𝐲 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚, 𝐚𝐫𝐲 𝐦𝐢𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐥𝐚𝐤𝐢𝐥𝐞 🔑
𝐌𝐈𝐒𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚 tamin’ny fitsidihana anay sy ny fifanakalozana natao nandritra ny 𝐒𝐚𝐥𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥’𝐇𝐚𝐛𝐢𝐭𝐚𝐭.
𝐌𝐈𝐒𝐀𝐎𝐓𝐑𝐀 anao nizara taminay ny fikasanao ary nametraka ny fitokisanao tamin’ny BRED Madagasikara BP. ✨
Nandritra ireo efatra andro ireo, nanonofy ny tranonao ao aoriana kely ao ianao. Ankehitriny, fotoana izao hanatanterahana izany!
🔥 𝗔𝘃𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗺𝗽𝗮𝗻𝗼𝗳𝗮 𝗵𝗼 𝘁𝗼𝗺𝗽𝗼𝗻-𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼, 𝗳𝗶𝗻𝗱𝗿𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗹𝗮 𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗻𝘆 𝗻𝘆 𝗲𝗹𝗮𝗻𝗲𝗹𝗮𝗻𝗮.
🏠 Fividianana trano, fanorenana na fividianana tany: tanteraho ny tetikasanao amin’ny alalan’ireo vahaolana 𝗖𝗿𝗲́𝗱𝗶𝘁 𝗜𝗺𝗺𝗼𝗯𝗶𝗹𝗶𝗲𝗿 𝗥𝗲́𝘀𝗶𝗱𝗲𝗻𝗰𝗲 𝗣𝗿𝗶𝗻𝗰𝗶𝗽𝗮𝗹𝗲.
📍 Ary raha ny masoivoho BRED indray no tsidihanao manaraka?
👉 Manatòna ny masoivoho BRED Madagasikara BP akaiky anao, hifanakalo hevitra amin’ireo mpanolotsaina sy hahitana ilay vahaolana mifanaraka amin’ny tetikasanao.
💙 𝗠𝗶𝗮𝗻𝗱𝗿𝘆 𝗮𝗻𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗼 𝗻𝗼𝗳𝗶𝗻𝗼𝗳𝗶𝗻𝗮𝗼.
🎥 ‘Ndao hanao tamberina ao anatin’ny 3 𝒎𝒊𝒏𝒊𝒕𝒓𝒂 ireo fotoana nisongadina nandritra ireo 4 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 nahafinaritra tao amin’ny Salon de l’Habitat.
-‐--------------------------
🏡 𝐃𝐞𝐬 𝐫𝐞̂𝐯𝐞𝐬 𝐩𝐥𝐞𝐢𝐧 𝐥𝐚 𝐭𝐞̂𝐭𝐞, 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐬𝐞 𝐜𝐨𝐧𝐜𝐫𝐞́𝐭𝐢𝐬𝐞𝐧𝐭, 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐥𝐞́𝐬 𝐪𝐮𝐢 𝐧’𝐚𝐭𝐭𝐞𝐧𝐝𝐞𝐧𝐭 𝐩𝐥𝐮𝐬 𝐪𝐮𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬… 🔑
Un énorme 𝐌𝐄𝐑𝐂𝐈 pour chaque visite, chaque échange et chaque projet partagé lors du 𝐒𝐚𝐥𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐥’𝐇𝐚𝐛𝐢𝐭𝐚𝐭.
𝐌𝐄𝐑𝐂𝐈 de nous avoir confié vos ambitions et de faire confiance à BRED Madagasikara BP.✨
Pendant ces quatre jours, vous avez imaginé votre futur chez-vous. Aujourd’hui, il est temps de passer à l’action !
🔥 𝐃𝐞 𝐥𝐨𝐜𝐚𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐚̀ 𝐩𝐫𝐨𝐩𝐫𝐢𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞, 𝐢𝐥 𝐧’𝐲 𝐚 𝐪𝐮’𝐮𝐧 𝐩𝐫𝐞̂𝐭.
🏠 Achat, construction ou acquisition de terrain : donnez vie à votre projet grâce au 𝐂𝐫𝐞́𝐝𝐢𝐭 𝐈𝐦𝐦𝐨𝐛𝐢𝐥𝐢𝐞𝐫 𝐑𝐞́𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐏𝐫𝐢𝐧𝐜𝐢𝐩𝐚𝐥𝐞.
📍 Et si votre prochaine visite était celle de votre agence BRED ?
👉 Rendez-vous dans l’agence BRED Madagasikara BP plus proche pour échanger avec nos conseillers et découvrir la solution qui vous correspond.
💙 𝐕𝐨𝐭𝐫𝐞 𝐦𝐚𝐢𝐬𝐨𝐧 𝐝𝐞 𝐫𝐞̂𝐯𝐞 𝐯𝐨𝐮𝐬 𝐚𝐭𝐭𝐞𝐧𝐝.
🎥 Revivez en 3 𝙢𝒊𝙣𝒖𝙩𝒆𝙨 les temps forts de ces 4 𝙟𝒐𝙪𝒓𝙨 intenses du Salon de l’Habitat.