Trading by Manou

Trading by Manou Discipline -Patience -Consistency

28/08/2026

Apres pause 1 mois, miverina sur le marché isika mois de septembre 🔥
Misy formation en salle izahay ao AFSM trader MADA , ivoaka eo n'y calendrier 📈
Antananarivo, Arivonimamo alouha no vita fa mandeha hoazy eo ny any aminy faritra 🔥
⚜️⚜️

Antony karazany Telo tsy mety hahazoany Trader iray rentabilité dia irreto:  -Pression aminy fianakaviana 👎❌  -Miovaova ...
24/08/2026

Antony karazany Telo tsy mety hahazoany Trader iray rentabilité dia irreto:
-Pression aminy fianakaviana 👎❌
-Miovaova stratégie isaky n'y fail 👎❌
-Tsisy plan mazava👎❌
Asio plan mazava izy io📈,Mitadiava Routine toy ny sport reny🔥, eviteo ilay No Risk, No ...❌
Mafy n'y manaraka anreo anefa ka n'y saina no mila alamina Raha te hahazo rentabilité rall a👍👊
'splan

Boom 300 🔥 , volatility 100 📈Signal synthétique hatrany 👊Trader synthétique ⚡🙏
23/08/2026

Boom 300 🔥 , volatility 100 📈
Signal synthétique hatrany 👊
Trader synthétique ⚡🙏

Anisany mampiavaka ny synthétique aminy forex n'y fisokafany tsena refa week-end👊.Afaka miasa 7j/7 enao zany, na aiza mi...
22/08/2026

Anisany mampiavaka ny synthétique aminy forex n'y fisokafany tsena refa week-end👊.
Afaka miasa 7j/7 enao zany, na aiza misy anao☺️.
•Tsara foana ny:
>Manaja ny Risk Management sy discipline
>Mametraka Objectif par jour
>RR fixe matetika hoan'ny Scalping
•M'ievitez:
-Overtrade❌
-FOMO❌
-Plusieur. Nombre de trade❌
Concept anisany ampiasaiko aminy synthétique ito CRT ou Candle Range Théorie ito[SMC-CRT].
NB: {Ny trader mahomby dia ilay mahay mifehy n'y tenant indrindra}

27/07/2026

POV : Fitiavana tsisy Otrizao (BE) 😂

Tongava miaraka aminay eee🤟Na lehilahy na vehivavy de go foana 🔥
21/07/2026

Tongava miaraka aminay eee🤟
Na lehilahy na vehivavy de go foana 🔥

Tonngava raha iaraka aminay ee🔥
Prix de formation Mp 👊❤️

Tonngava raha iaraka aminay ee🔥Prix de formation Mp 👊❤️
21/07/2026

Tonngava raha iaraka aminay ee🔥
Prix de formation Mp 👊❤️

Betsaka no mijery profil-ako izay miheritreritra heo mbola bandy Kely zah🙂, dia misalasala ny olona🤭Nefa tadidio hoe aza...
20/07/2026

Betsaka no mijery profil-ako izay miheritreritra heo mbola bandy Kely zah🙂, dia misalasala ny olona🤭
Nefa tadidio hoe aza mijery taona zany refa hiditra amtyh sehatra👊, ny fahamatorana fotsiny no basen'io de Zay 🔥
Sady cadeau signal Kely ito androany 🤟
'splan 🔥☺️

19/05/2026

EURGBP et GBPUSD 💯🔥
INTRADAY tsika fa 2minitra reto de TP 🤣

Address

Antananarivo
112

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trading by Manou posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share