02/11/2026
‼️ FA MANINONA MOA NY ELA BE NY MP ANAREO VAO VOAVALINAY ?
Hisolo tena ireo admin page maro be aho androany hanazava aminareo ny antony mahatonga ireny mp ela bé vao voavalinay ireny :
1 ) Raisiko amin'ny situation ko manokana ilay fanazavana eto voalohany , izaho dia olona tsy mijanona eto écran 24 H / 24 H fa sady miasa asa hafa 2 aho ankotran'ny asa en ligne dia ao anatin'ny fotoana tsy hiasako aho vao mamaly mp , mazava ho azy izany fa tsy hisy hamaly ny mp anao rehefa miasa aho , tsy izay irery anefa fa misy aminareo admin maro be ireo no mbola mpianatra dia mazava ho azy koa fa tsy afaka hamaly anareo izy mandritran'ny fotoana hianarany .
2 ) 230 message eo ho eo ny voaraiko isan'andro , en moyenne io fa misy fotoana eo 50 misy fotoana tafiakatra 400 , ataontsika hoe 30 sec mamaly mp 1 dia ampitomboina 230 olona izay dia manome adin'2 latsaka kely vao voavaly ilay mp rehetra .
Ireo mp ireo nefa dia tsy hoe voavaliko izy dia tsy handefa mp intsony Raha tsy vitako ny mp rehetra fa Tonga dia mandefa indray izy
Raisintsika hoe 50% an'ireo no tonga dia mandefa mp vao voavalinay ny mp ny dia lasa isakin'ny adin'1 latsaka kely eo izany vao voavaly ny mp anao .
😅 Eto isika dia tsy mbola misy hoe mp vaovao fa ireo mp efa taloha ny resahintsika ka raha misy mp vaovao dia lasa mitombo ilay adin'1 , misy fotoana koa izahay miasa dia mety ho lasa adin'2 vao voavalinay, misy fotoana koa izahay misakafo , midio , matory dia mety ho ora maro vao vaovalinay ilay mp
⚠️ Noho izany mba manaraha ireny tuto omenay ireny fa raha hiandry anay ianareo mety ho andro maromaro vao hahavita inscription satria isakin'ny ora maro vao vaovalinay ny mp anao , tsara kokoa mba mi-comprendre ianareo fa misy mihevitra hoe izy irery angamba no valinay dia manopa vao tsy valiana à l'instant ny mp anareo .
Na dia iza aza dia efa miezaka foana izahay mamaly ireo mp izay tonga arak'izay tratra fa kosa rehefa miaraka aminay dia manasa anareo mba hanana faharetana sy saina tia karokaroka .