Trading Mada

Trading Mada Mandefasa message raha mila fanazavana fanampiny ianao tompoko.

Contactez moi sur Message Privé pour ceux qui souhaitent accéder au Groupe Signal Gratuit en Trading
08/01/2025

Contactez moi sur Message Privé pour ceux qui souhaitent accéder au Groupe Signal Gratuit en Trading

Motivation kely 🙂Retrait 695$ androanyAfaka mampianatra mivantana raha misy intéressé @ Trading
16/05/2023

Motivation kely 🙂
Retrait 695$ androany

Afaka mampianatra mivantana raha misy intéressé @ Trading

RETRAIT 304$ 🙂4600Ar ny 1$ USDTMotivation kely ho an'izay Trader 😊
05/05/2023

RETRAIT 304$ 🙂
4600Ar ny 1$ USDT

Motivation kely ho an'izay Trader 😊

📈 FORMATION TRADING POUR DÉBUTANTS 📈 (EN SALLE eto TANA)Fiofanana feno no omena ny mpianatra satria dia hianarana ao avo...
01/05/2023

📈 FORMATION TRADING POUR DÉBUTANTS 📈
(EN SALLE eto TANA)

Fiofanana feno no omena ny mpianatra satria dia hianarana ao avokoa ny :

✅ Fampahafantarana ny trading amin'ny ankapobehiny

✅ Fomba fitantanam-bola

✅ Fampiasana ny plateforme

✅ Supply & Demand

✅ Smart Money Concept

✅ Psychologie

✅ Fanokafana compte

✅ Dépôt sy retrait

Sns...

Misy ny support de cour rehefa vita ny formation.
Miaraka amin'ny pratique daholo ireo zavatra hianarana ka toy ny efa miasa enao ao anaty formation...

Ary ny tena zava-dehibe dia afaka miverina miantso na mandefa sms foana ny mpianatra ao aorian'ny formation raha misy fanontaniana manitikitika.

Aza tara àry raha vonona satria voafetra ny toerana.

RETRAIT ANDROANY 976$ (4500Ar ny 1$)Afaka ivelomana tsara ny Trading rehefa voafehy 🙂
14/04/2023

RETRAIT ANDROANY
976$ (4500Ar ny 1$)

Afaka ivelomana tsara ny Trading rehefa voafehy 🙂

BUY EURUSD 🎉🎉
13/04/2023

BUY EURUSD 🎉🎉

📈 FORMATION TRADING POUR DÉBUTANTS 📈 (EN SALLE eto TANA)Fiofanana feno no omena ny mpianatra satria dia hianarana ao avo...
05/04/2023

📈 FORMATION TRADING POUR DÉBUTANTS 📈
(EN SALLE eto TANA)

Fiofanana feno no omena ny mpianatra satria dia hianarana ao avokoa ny :
- fampahafantarana ny trading amin'ny ankapobehiny.
- fomba fitantanam-bola
- fampiasana ny plateforme
- hahazahoana tombony betsaka kokoa
(analyse technique)
- psychologie
- fanokafana compte
- dépôt sy retrait
- sns...

Misy ny support de cour rehefa vita formation.
Miaraka amin'ny pratique daholo ireo zavatra hianarana ka toy ny efa miasa enao ao anaty formation...

Ary ny tena zava-dehibe dia afaka miverina miantso na mandefa sms foana ny mpianatra ao aorian'ny formation raha misy fanontaniana manitikitika.

Aza tara àry raha vonona satria voafetra ny toerana.

Le TRADER 📈📊 est un négociateur de valeurs engagées par une banque, une société de bourse ou d'investissement. Financier...
04/04/2023

Le TRADER 📈📊 est un négociateur de valeurs engagées par une banque, une société de bourse ou d'investissement. Financier, analyste économique, il anticipe les fluctuations boursières afin d'engendrer des profits.

03/04/2023
MOTIVATION fa tsy werawera 🙂RETRAIT 608$ USDT (4600Ar ny 1$ USDT)
31/03/2023

MOTIVATION fa tsy werawera 🙂
RETRAIT 608$ USDT (4600Ar ny 1$ USDT)

Address

Ampasapito
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Trading Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Trading Mada:

Share