Vidéo Short by Maholy

Vidéo Short by Maholy 🚀 Ton expert en :
- Montage vidéo short 🖥️
- Marketing digital 📖
- IA 🤖

03/08/2026

Ito indray tuto after effect fanalana fond vert 🧐
Ilaina izay raha te hi supperposer video roa ianao
be dia be ny video avec fond vert afaka ampesaina

29/07/2026

Ny fampiasana sous-titres amin’ny video dia mampitombo ny retention sy visibilité

23/07/2026

🕵️‍♀️Tuto after effect (1) androany hiresaka momba ny fametrahana contour amina texte ao tsika ilaina izay mba haha-visible tsara le texte rehefa manao vidéo 🕵️‍♀️

👋 Famanina ny pejinao no tsisy vente mihitsy ? 👋❌Satria tsy miavaka amin’ny pejy hafa fa hipubliena zavatra ho varotana ...
21/07/2026

👋 Famanina ny pejinao no tsisy vente mihitsy ? 👋

❌Satria tsy miavaka amin’ny pejy hafa fa hipubliena zavatra ho varotana fotsiny.
❌ Tsy format reel dynamique
❌ Tsy manana confiance ny olona

✅ Mila mipublier contenu matetika ianao
- éducatif
- inspirante
- personnel
✅ Asio vidéo short matetika fa iny no tena ahazoana abonné vaovao.
✅ Ataovy miavaka kely noho ireo pejy mitovy aminao

👋 Te ho lasa créateur de contenu ? Ireto misy torohevitra 3 : ✅ Misafidiana thématique iray ohatra : fanambadiana 😉 , te...
15/07/2026

👋 Te ho lasa créateur de contenu ?

Ireto misy torohevitra 3 :

✅ Misafidiana thématique iray ohatra :
fanambadiana 😉 , technologie , humour , faits de société ,….

✅ Mianatra montage vidéo : hianarana ny manao Hook , mianatra rythme , zoom/dezoom , key frame , animation texte , effet sonore etc,,
amin’ny logiciel de montage ohatra hoe capcut, premiere pro, after effect.

✅ Mianatra storytelling , mianatra mitantara tantara amin’ny fomba mahaliana.

✍️Raha araka ny hevitrao , 👋taloha ve ny mora kokoa ni-mitady vola ( tamin’izany vitsy concurrence tamin’ny zavatra maro...
06/07/2026

✍️Raha araka ny hevitrao , 👋taloha ve ny mora kokoa ni-mitady vola ( tamin’izany vitsy concurrence tamin’ny zavatra maro ) sa 👋amin’izao efa accessible be izao ny technologie ?

01/07/2026

💍 Tsy ampy ny hoe mifankatia vao haharitra ny tokantrano.

Ny fanajana ny ray aman-dreny dia zava-dehibe. Fa rehefa manambady dia mila mahay mametraka fetra koa, mba hiarovana ny tokantrano sy ny fifandraisana amin'ny vady.

Ny torohevitra dia azo raisina, fa ny fanapahan-kevitra farany dia tokony ho an'ny mpivady.

❓ Araka ny hevitrao, aiza no tokony hifaranan'ny fidiran'ny ray aman-dreny amin'ny fiainan'ny mpivady?

💬 Zarao ny hevitrao am-panajana ao amin'ny commentaire

✍️Lazao ny marina , adin’ny firy eo ianao no eo amin’ny téléphone isan’andro ? 🟢 1h-2h🟡 3h-4h🔴 Bongo hatramin’ny maso 🤣😇...
01/07/2026

✍️Lazao ny marina , adin’ny firy eo ianao no eo amin’ny téléphone isan’andro ?

🟢 1h-2h
🟡 3h-4h
🔴 Bongo hatramin’ny maso 🤣

😇😇😇

Lazao ny marina 😄 Iza no miresaka aminao be indrindra Vadinao sa chatgpt ? 😄
27/06/2026

Lazao ny marina 😄
Iza no miresaka aminao be indrindra
Vadinao sa chatgpt ? 😄

25/06/2026

Aza manambady mpanan-karena. Ataovy izay hampanan-karena anareo miaraka. 🤝💰

Ny vola mety ho lany.
Fa ny fahaizana mamorona harena miaraka no tena zava-dehibe.

Inona ny hevitrao? 👇

Address

Ambatoroka
Antananarivo
101

Telephone

+261343818634

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Vidéo Short by Maholy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Vidéo Short by Maholy:

Shortcuts

Share