17/11/2025
MARO TOKOA NY TSY AN'ASA
FA TSY MIFANDATSA
SATRIA IZAY LAVO NO ARENINA !!!
Taoriana ny toe-draharaha nisy teto amin'ny firenen-tsika dia maro no very asa na tanora na olon-dehibe izany ,
Ny fiainana anefa tsy maintsy mitohy , tsy afaka omena tsiny ny orinasa tsy maintsy niditra amizay, satria ny nahazo azy koa aza tsy fidiny...
Mikaroka vahaolana hatrany isika dia indro atolotra anareo ny asa en ligne amin'ny alalan'ny Trading
Tsy vao Zao fa efa hatrizay no azo atao vadin'asa na asa fototra ahazoana loharanom-bola maharitra ny Trading
Maro no milaza nefa fa arnaque IZY ity, fa tsy ny trading rehetra kosa anefa dia ho sokajiana ho zany avokoa !
Maro ny olona efa mahita loatra ny tsiron'izy ity , dia ampafantarinay anao vao mahita ity pub ity hoe azo atao ny mamoron'asa amin'ity travail en ligne ity
Ianao no mifehy ny tenanao sisa amin'ny fakana vola ao aminy isanandro , na amin'ny ora Tiana iasana na amin'ny vola tiana ho azo
🔸Mety vokadratsy: mampanary vola raha tsy voafehinao tsara akory aloha ( ny formation ihany aloha no tena fitaovam-piadina mandaitra indrindra hisorohana izay )
🔸Tombony na avantages : manampy amin'ireo dépenses andavanadro ( betsaka no afaka mijoro vavolombelona)
Misy fiofanana mihitsy aloha ary manolotra tolotra miavaka sahady izahay amin'ny hiatrehantsika miaraka ny fetin'ny Noely sy ny faran'ny taona
Mba tsy ho an'isan'ireo Ilay mpitazana fotsiny ianao rehefa amin'ny fotoana hoe nisy nahazo cadeau de Noël 🎁
NB: Tsy mandray fiofanana intsony mihitsy aloha zahay alohan'ity date efa mipetraka ity Tompoko
Dernière formation de l'année 2025
Manomboka ny 29.11.2025 ka hatramin'ny 20.12.2025
🔸Cours intensif (02 semaines),
🔸Cours spécial weekend (01 mois)
Jereo izay mampety anao ary tompoko!
Misy 02 semaines séance d'assistance sy signal VIP ho an'ireo mpianatra aoriana ny formation , avy hatrany Dia mahazo vola amin'ny asa Trading
Aza tara ary , misy cadeau ho anao ze Tonga Mp mialoha ao
Afaka miantso ny laharana 📱034 67 024 03
,
,