28/08/2026
🇲🇬 Ho an’ny communauté des Traders Malagasy
Tsy hoe Lamborghini, moto na maison no tena atao hoe réussite amin’ny trading.
Ireo dia mety ho résultat fotsiny. Ny tena zavatra tsy hita amin’ny sary dia :
📊 Années d’apprentissage
📉 Stop Loss sy pertes maro
🧠 Psychologie mafy
💰 Risk management
⏳ Patience sy discipline isan’andro
Betsaka no te hahazo ny résultat, fa vitsy no vonona handalo amin’ny processus.
Aza miditra trading satria te ho riche rapidement. Midira satria vonona hianatra gérer l’argent, gérer le risque ary surtout gérer ny tenanao.
🔥 Ny objectif tsy hoe hiseho ho riche. Ny objectif dia ny ho lasa financièrement intelligent sy libre.
🇲🇬 Traders Malagasy, construisons quelque chose de solide.