31/08/2026
Tsotra ery ny mitantana ny vola miaraka amin'ny Orange Money sy Sipem Banque 💯
💸 Ampifandraiso maimaim-poana ny Orange Money sy ny kaontinao SIPEM BANQUE mba hahafahanao mitantana ny volanao amin'ny fomba tsotra kokoa.
👉 Manatona ny masoivoho SIPEM BANQUE
➡️ Midira ao amin’ny application MAX it 📲 na ampiasao ny kaody #144 # ka araho ny toromarika
✨ Raha mila fanazavana fanampiny mahakasika ny tolotra, antsoy maimaim-poana ny 697 📞 na koa midira mivantana ao amin'ny mp.