Artdéco Meubles Sur Mesures

Artdéco Meubles Sur Mesures Artdéco meubles, fabricant de cuisine et de meubles sur_mesure basé à Antananarivo

21/05/2026

EVIER MORA BE EN PROMOTION 650 000AR
05 BOUTONS BE ZAO.
👉 ao anaty vidéo ny détail.

👉Afaka manao livraison

Tel: 038 33 339 51

Cuisine avant  # après. Tsara be ny blanc laqué sy ny plan de travail noir rehefa miaraka. Tel: 038 33 339 51
20/05/2026

Cuisine avant # après. Tsara be ny blanc laqué sy ny plan de travail noir rehefa miaraka.
Tel: 038 33 339 51

12/05/2026

🔥🔥 PROMOTION SPÉCIALE 🔥🔥
✨ Kalitao tsara • Design maoderina • Prix tena mirary ✨
🛠️ Évier Multifonction en Inox – 05 Boutons
✔️ Tena raitra sy manara-penitra
✔️ Matanjaka sady mora diovina
✔️ Mety tsara amin’ny cuisine moderne
📏 Refy : 75cm × 46cm
🚚 Manao livraison
💰 Prix Promotion : 650 000 Ar
📞 Contact : 038 33 339 51
⚡ Ataovy manara-penitra ny lakozianao amin’ny prix mora nefa qualité ambony!

07/05/2026

✨ Lakozia tsara, fiainana milamina 🍳
Ataovy moderne, kanto ary pratique ny lakozianao miaraka amin’i Artdéco.

✔️ Cuisine sur mesure
✔️ Finition haut de gamme
✔️ Loko sy modèle araka izay tianao

🔥 Lakozia tsara mampazoto mahandro sy mampitombo ny hafalian’ny ankohonana.
📍 Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 038 33 339 51

06/05/2026

✨ Lakozia tsara, fahafinaretana mahandro! 🍽️
Rehefa tsara sy voalamina ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro na Ramose na Madame.
👉 Artdéco dia manolotra:
Lakozia sur mesure mifanaraka amin’ny filànao
Safidy modèle sy loko araka izay tianao
Asa vita tsara sy amin’ny fitiavana
💬 Efa maro ireo mpanjifa niara-niasa taminay no afa-po tanteraka amin’ny kalitaon’ny asa sy ny fikarakarana.
📍 Tongava mitsidika ny showroom anay: Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 Antsoy izahay: 038 33 339 51
👉 Artdéco – Manova ny lakozianao ho toerana mahafinaritra sy maoderina.

Ny lakozia no foiben’ny tokantrano 🍳Ao no anomanana sakafo ho an’ny ankohonana, ka zava-dehibe ny fananana lakozia tsara...
02/05/2026

Ny lakozia no foiben’ny tokantrano 🍳
Ao no anomanana sakafo ho an’ny ankohonana, ka zava-dehibe ny fananana lakozia tsara sy milamina.
Rehefa tsara ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro ianao, ary vao mainka matsiro ny sakafo!
👉 Lakozia tsara = Fahafinaretana sy aingam-panahy isan’andro
Raha eo am-pananganana na fanavaozana trano ianao, dia aza misalasala mifandray aminay Artdéco.
Izahay dia manamboatra lakozia sur mesure, araka ny modèle sy loko tianao.
📍 Adresse: Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 Tel: 038 33 339 51
Artdéco — Manampy hatsarana ny fiainanao andavanandro

21/04/2026

✨ Lakozia tsara, fahafinaretana mahandro! 🍽️
Rehefa tsara sy voalamina ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro na Ramose na Madame.

👉 Artdéco dia manolotra:
Lakozia sur mesure mifanaraka amin’ny filànao
Safidy modèle sy loko araka izay tianao
Asa vita tsara sy amin’ny fitiavana

💬 Efa maro ireo mpanjifa niara-niasa taminay no afa-po tanteraka amin’ny kalitaon’ny asa sy ny fikarakarana.

📍 Tongava mitsidika ny showroom anay: Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 Antsoy izahay: 038 33 339 51

👉 Artdéco – Manova ny lakozianao ho toerana mahafinaritra sy maoderina.

✨ Lakozia tsara, fahafinaretana mahandro! 🍽️Rehefa tsara sy voalamina ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro na Ramos...
20/04/2026

✨ Lakozia tsara, fahafinaretana mahandro! 🍽️
Rehefa tsara sy voalamina ny lakozia dia vao mainka mazoto mahandro na Ramose na Madame.

👉 Artdéco dia manolotra:
Lakozia sur mesure mifanaraka amin’ny filànao
Safidy modèle sy loko araka izay tianao
Asa vita tsara sy amin’ny fitiavana

💬 Efa maro ireo mpanjifa niara-niasa taminay no afa-po tanteraka amin’ny kalitaon’ny asa sy ny fikarakarana.

📍 Tongava mitsidika ny showroom anay: Immeuble Castello, Anosizato Est
📞 Antsoy izahay: 038 33 339 51

👉 Artdéco – Manova ny lakozianao ho toerana mahafinaritra sy maoderina.

Chez Artdéco Meubles Sur Mesures, nous réalisons votre cuisine sur mesure, selon le modèle et la couleur de votre choix....
13/04/2026

Chez Artdéco Meubles Sur Mesures, nous réalisons votre cuisine sur mesure, selon le modèle et la couleur de votre choix.
Nous proposons également plusieurs types de plans de travail, disponibles en version locale ou importée.
À noter que nous pouvons vous livrer une cuisine entièrement équipée, jusqu’à l’électroménager.
De nombreux clients nous ont déjà fait confiance… et sont pleinement satisfaits. Et vous, qu’attendez-vous ?
Nous vous garantissons un travail soigné, avec une finition de qualité, respectant les normes.
Nous sommes ouverts du lundi au vendredi de 8h à 17h, et le samedi de 8h à 12h.
Retrouvez-nous à notre showroom : Immeuble Castello, Anosizato Est II.
Contactez-nous au 038 33 339 51

IRETO INDRAY NY PROMOTION MEUBLE KELY ANY AMIN'NY DO**HE NA WC. EN ALU ILAY MAHAZAKA RANO TSARA MIARAKA AMIN'NY VASQUE S...
30/03/2026

IRETO INDRAY NY PROMOTION MEUBLE KELY ANY AMIN'NY DO**HE NA WC. EN ALU ILAY MAHAZAKA RANO TSARA MIARAKA AMIN'NY VASQUE SY MIROIR
COULEUR DISPO: blanc; gris, noir, ton bois.
PRIX: 340 000AR
TEL: 038 33 339 51

Address

Anosizato Est II
Antananarivo
101

Telephone

+261341855046

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Artdéco Meubles Sur Mesures posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Artdéco Meubles Sur Mesures:

Share