16/05/2024
Yo les gars ,….
Ito ndray annonce pour la 2eme vague hoany fianarana ilay stratégie izay maro nangataka sy niandry azy :(S.S.F.Z) 👑Scalping Synthétique et Forex by Zeus fx🔥
Izany oe stratégie de scalping izy io zany📈✅
✅olona efa mahay base no raisiko aloha fa tsy mbola vao hianatra trading satria stratégie iany no apenariko ary formation feno no omena anao
✅Ny formation dia par appel video sur zoom no anaovako leçon ary misy ihany video de pratique maro2 alatsako
✅Raha toa kah formation presentielle mety aminao dia afaka manao reservation fa semaine ambony io no anaovatsika azy
✅Tahaka ny mahazatra dia olona 10 ihany no raisiko @ ity vague faharoa ity ary suivie personnelle no anaovatsika azy
✅Mode de payement :Mvola et Pm
✅Frais de formation :150.000ar 🤝
👉🏻Zay sy izay ny momba azy ary fa vonjivonjeo fa sode taraiky eo ka iandry vague manaraka 🥳
Contact:0343104973
Na tonga dia tongava mp direct🤝
👿
« Never Give Up »