Manavola

Manavola Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Manavola, Financial service, Fianarantsoa.

🏆 Manavola - Chat BOT Achat et vente de cryptomonnaies et Profitez de la rapidité de traitement compatible sur Facebook Lite et Messenger.
🔥 Disponible aussi sur la page MVX Chain. 👀 Service 100% AUTO bientôt disponible >>> MVXTRADE coming soon...

Nisy ity namana iray ity tena nanome motivation be anay, nanomboka nivoka ny Manavola App (application Manavola) dia efa...
26/08/2026

Nisy ity namana iray ity tena nanome motivation be anay, nanomboka nivoka ny Manavola App (application Manavola) dia efa teo foana izy, tsy hoe transaction ihany no tena nahafinaritra nataony fa tena nanome courage betsaka sy nicomprendre be ilay projet izy, misy fotoana somary mbola misy bug kely na tsy mety kely ny Application dia tonga izy manao tatitra, misy fotoana izy mihintsy no manome sosokevitra....
Tsy hoe izy ihany akory no manao toy izany fa tena maro aminareo 🙏 tena misaotra betsaka anareo fa raha tsy ny fanohananareo toizao dia tsy nahavita inoinona izahay...
• Efa tena betsaka ianareo no mampiasa ny Application raha sanatria mety misy tsy mety kely na koa fanatsarana na sosonkevitra tinareo aroso dia mandray anareo antanandroa izahay🤝 mba ahafahatsika manatsara hatrany ny tolotra (midira whatsapp 034 66 903 99)

- Mise à Jour Manavola App hitanao ao siteweb officiel : manavola.com

24/08/2026

Efa nahavita mise à jours ny application daholo ve ?

❌️ TANDREMO : Ny Manavola tsy Asa na investissement❌️ Tsy mizara asa tsy mizara vola❌️ Ilay Tasks ao  Application dia na...
23/08/2026

❌️ TANDREMO : Ny Manavola tsy Asa na investissement
❌️ Tsy mizara asa tsy mizara vola
❌️ Ilay Tasks ao Application dia nasina mba ho solon'ireo lalao fanaotsika teto amin'ny Pejy fotsiny ihany

21/08/2026

🤩 Otrany izao ny Tuto : tsy mila manao tuto video sns...fa ny application efa misy tuto intégré
• Na débutant be aza tokony ahay mampiasa azy fa teny Malagasy izy ao
• Somary novaina tsotsotra kokoa ny fanaovana transaction , tena mora eeee 😅

🚀Efa disponible ny Mise à jours ny App Manavola :• Telechargeo ao  siteweb officiel : manavola.com• Desinstallena ilay t...
21/08/2026

🚀Efa disponible ny Mise à jours ny App Manavola :
• Telechargeo ao siteweb officiel : manavola.com
• Desinstallena ilay taloha zay vao m'installe ilay vaovao
• Ny comptenao foana ny comptenao : NB : raha tsy tadidy ny MDP dia ataovy mot de passe oublié
🔔 Velomy ny notification ahitanao hoe misy tasks disponible azo atao zao

📄 Raha misy fanatsarana tinao entina na remarque dia mandray an-tanandroa ny ekipa manasa anao hilaza avy hatrany ao amin'ny whatsapp 034 66 903 99

🚀 Mise à jours : Manavola App• Design (UI/UX) : nasiana amélioration kely• Performance : nampitombona ny fluidité ny app...
20/08/2026

🚀 Mise à jours : Manavola App

• Design (UI/UX) : nasiana amélioration kely

• Performance : nampitombona ny fluidité ny app

• Fonctionalité vaovao :
- Lasa misy tasks : izany hoe misy tasks isan'andro(asa kely) azo atao ao azahoanao bonus
- Tuto/Guide : Misy tuto automatique intégré mitarika anao sy manazava anao raha misy tsy hainao, (sady teny Malagasy 😅 mifangaro)

• Mise à jours : tsy mila mitelecharge application isakin'ny misy mise à jours intsony fa ity farany raha tsy hoe mise à jours goavana be zay vao tsy maintsy telechargena indray.

NB : Anao teste kely vetivety dia alefa eto avy eo ilay mise à jours Manavola app v2.0.2

20/08/2026

Mbola misy mise à jours kely ny Application Manavola afaka miditra whatsapp (+261346690399)

🔥FOMBA TSOTRA AHAFAHANAO MANAKALO VOLA (CRYPTO : ARIARY)Télécharger MANAVOLA APPmanavola.com● Tuto Dépôt/Recharge/achete...
07/08/2026

🔥FOMBA TSOTRA AHAFAHANAO MANAKALO VOLA (CRYPTO : ARIARY)

Télécharger MANAVOLA APP
manavola.com

● Tuto Dépôt/Recharge/acheter >> Crypto avec Manavola App
https://www.facebook.com/reel/1031453239344497/?app=fbl
● Tuto retrait >> FaucetPay avec Manavola App
https://www.facebook.com/reel/1799320431478073/?app=fbl
● Tuto retrait >> Binance avec Manavola App
https://www.facebook.com/reel/3020440588163617/?app=fbl
● Tuto Inscription Manavola App
https://www.facebook.com/reel/941167425624794/?app=fbl

Efa misokatra ny servisy, efa ato admin...misokatra foana mandritran'ny tontolo androWhatsapp : 034 66 903 99
03/08/2026

Efa misokatra ny servisy, efa ato admin...misokatra foana mandritran'ny tontolo andro

Whatsapp : 034 66 903 99

Address

Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 08:00 - 20:00
Tuesday 08:00 - 20:00
Wednesday 08:00 - 20:00
Thursday 08:00 - 20:00
Friday 08:00 - 20:00
Saturday 08:00 - 20:00
Sunday 08:00 - 20:00

Telephone

+261380548948

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Manavola posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share