MVX Chain

MVX Chain Service 100% AUTO Disponible sur MVX Trade 🌐 mvxtrade.net 🇲🇬 TONGASOA
(1)

🏆 MVX Chain - Chat BOT Achat et vente de cryptomonnaies et Profitez de la rapidité de traitement compatible sur Facebook Lite et Messenger. 🔥 Disponible aussi sur la page Manavola.

🕊️ Joyeuses Pentecôte ! MVX Trade ! Aza hadino fa misokatra fona isika androany sy ampitso toy ny mahazatra ! Mirary fet...
24/05/2026

🕊️ Joyeuses Pentecôte ! MVX Trade ! Aza hadino fa misokatra fona isika androany sy ampitso toy ny mahazatra ! Mirary fety sambatra 🥰

🇲🇬 Faly izahay mampahafantatra antsika fa hoavy tsy ho ela ny plateforme vaovao MVX CHAIN VIRTUAL BOT !😾 Misy fiovana be...
23/05/2026

🇲🇬 Faly izahay mampahafantatra antsika fa hoavy tsy ho ela ny plateforme vaovao MVX CHAIN VIRTUAL BOT !

😾 Misy fiovana be lotra eo anivon'ny Facebook Messenger mahatonga bug be lotra amin'ny Chatbot tsika ao amin'ny Messenger !Izay tsy ahafan'ny akamaroatsika mampiasa ireo tolotra aradalana mihitsoka mintsy aza !

😀 Noho izany nanapakevitra izahay ny hahaleo tena.

✅ Afaka hampiasa ny chatbot amzay isika rehetra tsy ankanavaka rehefa tonga io.

🥰 Mankasitraka fona amin'ny fanohanana tsy ankiato tompoko dia mirary fahombiazana ho antsika rehetra 🙏

22/05/2026

Prix du BTC aux jours du Bitcoin Pizza Day 🍕

Androany: 322870000Ar
2025: 477300000Ar
2024: 295260000Ar
2023: 106800000Ar
2022: 118000000Ar
2021: 142500000Ar
2020: 29898000Ar
2019: 24490000Ar
2018: 25065000Ar
2017: 5905200Ar
2016: 1097500Ar
2015: 554300Ar
2014: 1046000Ar
2013: 221400Ar
2012: 8415Ar
2011: 9140Ar
2010: 4Ar

Raha izao vao hanomboka misehatra amin'ny cryptomonnaie mahazoa portefeuille vita malagasy ho anao manokana amin'ny rohy mvxtrade.net (creer un compte)

Votre meilleur Trade Cryptos

19/05/2026

⭕ ialana tsiny indrindra fa misy olana ny Bot ankehitriny efa eo ampamahana izany izahay, raha misy transaction maika dia manasa anao hiditra amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48 . Misaotra indrindra tompoko amin'ny faharetana. 🙏

🌠 Mirary herinandro mahomby 🥰 Fantaro fa efa disponible izao ilay portefeuille électronique cryptomonnaie-ariary. 🇲🇬 Vit...
17/05/2026

🌠 Mirary herinandro mahomby 🥰 Fantaro fa efa disponible izao ilay portefeuille électronique cryptomonnaie-ariary. 🇲🇬 Vita Malagasy !

😃 Midira dien'izao amin'ny toekarena nomerika miaraka amin'ny MVX Trade ! Disponible 24/7 !

✅ Natao ho an'ireo vao hanomboka sady ho an'ny efa zadraharaha ihany koa, MVX TRADE manokatra ho anao ny tontolon'ny cryptomonnaie amin'ny fomba tsotra.

⭕ Ireto ny zavatra azonao atao ao anatin'ny plateforme tsika ity:
👉 manao dépôt ariary malagasy ! (Efa misy compte Ariary-nao manokana ao)
👉 Swap: mividy na mivarotra cryptomonnaie eo noho eo! (efa mahazo portefeuille cryptomonnaies anao manikana ihany koa ianao)
👉 mandefa sy mandray vola crypto eran'izao tontolo izao.

💪 Noho ny herin'ny Blockchain, azonao atao ny mandefa ireo cryptomonnaies nao eran'ny vazatany, na io any Amerika, Eoropa, Afrika, Asia, Japon na Australie...

🌠 MVX TRADE dia mampifandray anao amin'ny toekarena eran'izao tontolo izao, haingana ary tsotra be fomba fidirana ao (natao ho an'ny mponina eto Madagasikara ihany aloha ny fampiasana azy fa ny cryptomonnaie no mampifandray azy eran'izao tontolo izao)

✅ Androany ihany dia efa mamoróna kaonty fa ho an'isan'ireo générations tsy taraiky enao raha maharaka ny atao hoe

🔗 site web: mvxtrade.net (creer un compte)
lien de parrainage facultatif : MVX09996124

🔖 Application mobile: https://api.mvxtrade.net/data/mvxtrade.apk

🛑 Raha sanatria misy olana aza misalasala manantona service client (Home - en haut à droite)

🌠 Any merci (AM) ~ Lasa ny Gaz Fee Ethereum tsika rehetra ! Mankasitraka tompoko tamin'ny fandraisana anjara ! Manantena...
16/05/2026

🌠 Any merci (AM) ~ Lasa ny Gaz Fee Ethereum tsika rehetra ! Mankasitraka tompoko tamin'ny fandraisana anjara ! Manantena retrait USDT ERC20 sy USDC ERC20 avy amintsika ndray ary izahay eh. Samia rentable daholo oh 🥰

_-_-_-_-_-_-_-_-_+_+_+_+

⭕ ALERT ~ Misy olana goavana aux niveaux an'i Facebook amzao mahatonga ilay Bot tsy mamaly ny sasany amintsika indraindray de misy fotoana mamaly, manao reponse en boucle, mandreraka...

🙏 Manasa anao ary mba hanaraka ny astuces kely raha sanatria sendra an'io olana bot manao reponse en boucle io ianao:

>>> Mandefasa message tsotra mintsy aloha, raha mbola tsy mety dia mideconnecteva de avy eo miverena miconnect am le compte Facebook nao dia tokony ho mety ilay izy.
>>> Alefaso message ny hoe " /main " dia mahazo Menu ianao ( slash "/" + "main" =>>>> /main).

👋 Messenger ihany no compatible amin'ny Chatbot amzao, Facebook no nanova an'io, raha hanao échange ka tsy manana Messenger de manasa anao hanantona amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48. Misaotra tompoko dia irariana mba ho averin'ny Facebook ny accès chatbot ho an'ny facebook lite.

🌠 Mankasitraka tompoko amin'ny compréhension.

⭕ Dépôt et Retrait   disponible ! Manasa anao hanantona mp amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin...
14/05/2026

⭕ Dépôt et Retrait disponible ! Manasa anao hanantona mp amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48. Misaotra tompoko

🇲🇬 Gaz Fee Giveaway ! Adresse 25 isa no hahazo frais de gaz ETH ERC20 rahapitso !😇 Raha mpanao retrait USDT-ERC20 na USD...
13/05/2026

🇲🇬 Gaz Fee Giveaway ! Adresse 25 isa no hahazo frais de gaz ETH ERC20 rahapitso !

😇 Raha mpanao retrait USDT-ERC20 na USDC-ERC20 ianao ka tsy manana Frais de Gaz indrindra indrindra dia alatsao ao amin'ny commentaire ny adresse nao.

✅ Hosarihitsika ireo adresse 25 tokoky hahazo rahampitso hariva dia alefatsika eto ny resulat.

🇲🇬 Mandray USDC, USDT sy crypto isan'andro ! Sans limite ! Réception automatique, traitement ultra rapide...

✅ Service Client disponible 24/7 !
Horaires 7/7 de 7h à 21h.
.

👋 Messenger ihany no compatible amin'ny Chatbot (ilay réception automatique) ankehitriny, Facebook no nanova an'io, raha hanao échange ka tsy manana de manasa anao hanantona amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48. Misaotra tompoko dia irariana mba ho averin'ny Facebook ny accès chatbot ho an'ny facebook lite.


🌠 Plateforme d'échange vita malagasy voalohany manaraka ny norme d'echange international MVX Trade ! Site web officiel : mvxtrade.net (creer un compte)

🇲🇬 Mandray USDC sy crypto isan'andro ! Sans limite CINQ CENTS MILLIONS par jour ! Réception automatique, traitement ultr...
12/05/2026

🇲🇬 Mandray USDC sy crypto isan'andro ! Sans limite CINQ CENTS MILLIONS par jour ! Réception automatique, traitement ultra rapide...

✅ Service Client disponible 24/7 !
Horaires 7/7 de 7h à 21h.
.

Portefeuilles: MVX Trade ~ - - - FAUCETPAY - - - BING X - BINANCE - REDOTPAY - - USDC BEP20 - USDC BASE - USDC POLYGON - .

👋 Messenger ihany no compatible amin'ny Chatbot (ilay réception automatique) ankehitriny, Facebook no nanova an'io, raha hanao échange ka tsy manana Messenger de manasa anao hanantona amin'ny kaonty manokana Jean Reynard na hiditra WhatsApp amin'ny 038 05 489 48. Misaotra tompoko dia irariana mba ho averin'ny Facebook ny accès chatbot ho an'ny facebook lite.

🌠 Mirary herinandro mahomby 🥰 Fantaro fa efa disponible izao ilay portefeuille électronique cryptomonnaie-ariary. 🇲🇬 Vit...
10/05/2026

🌠 Mirary herinandro mahomby 🥰 Fantaro fa efa disponible izao ilay portefeuille électronique cryptomonnaie-ariary. 🇲🇬 Vita Malagasy !

😃 Midira dien'izao amin'ny toekarena nomerika miaraka amin'ny MVX Trade ! Disponible 24/7 !

✅ Natao ho an'ireo vao hanomboka sady ho an'ny efa zadraharaha ihany koa, MVX TRADE manokatra ho anao ny tontolon'ny cryptomonnaie amin'ny fomba tsotra.

⭕ Ireto ny zavatra azonao atao ao anatin'ny plateforme tsika ity:
👉 manao dépôt ariary malagasy ! (Efa misy compte Ariary-nao manokana ao)
👉 Swap: mividy na mivarotra cryptomonnaie eo noho eo! (efa mahazo portefeuille cryptomonnaies anao manokana ihany koa ianao)
👉 mandefa sy mandray vola crypto eran'izao tontolo izao.

💪 Noho ny herin'ny Blockchain, azonao atao ny mandefa ireo cryptomonnaies nao eran'ny vazatany, na io any Amerika, Eoropa, Afrika, Asia, Japon na Australie...

🌠 MVX TRADE dia mampifandray anao amin'ny toekarena eran'izao tontolo izao, haingana ary tsotra be fomba fidirana ao (natao ho an'ny mponina eto Madagasikara ihany aloha ny fampiasana azy fa ny cryptomonnaie no mampifandray azy eran'izao tontolo izao)

✅ Androany ihany dia efa mamoróna kaonty, ho an'isan'ireo générations tsy taraiky enao raha maharaka ny atao hoe

🔗 site web: mvxtrade.net (creer un compte)
lien de parrainage facultatif : MVX09996124

🔖 Application mobile: https://api.mvxtrade.net/data/mvxtrade.apk

🛑 Raha sanatria misy olana aza misalasala manantona service client (Home - en haut à droite)

⭕ ALERT ! Mihato ny transaction Mvola rehetra manomboka amin'ny 6h hariva izao hatramin'ny rahapitso 10/05 @ 6h maraina,...
09/05/2026

⭕ ALERT ! Mihato ny transaction Mvola rehetra manomboka amin'ny 6h hariva izao hatramin'ny rahapitso 10/05 @ 6h maraina, araka ny communiqué officiel ao amin'ny page MVOLA !

🛑Noho izany dia hampiandrasina daholo ireo retrait Mvola rehetra manomboka amin'io fehipotiana voatondro io.

🌠 Mankasitraka tompoko amin'ny compréhension !

Address

Idanda
Fianarantsoa
301

Opening Hours

Monday 07:00 - 21:00
Tuesday 07:00 - 21:00
Wednesday 07:00 - 21:00
Thursday 07:00 - 21:00
Friday 07:00 - 21:00
Saturday 07:00 - 21:00
Sunday 07:00 - 21:00

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MVX Chain posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category