28/08/2026
🎒🌍 𝐓𝐨𝐥𝐨𝐫𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐦-𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐦𝐢𝐥𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐳𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚𝐨, 𝐧𝐚 𝐥𝐚𝐯𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐳𝐲 𝐚𝐳𝐚 𝐢𝐚𝐧𝐚𝐨!
Miaraka amin’ny Baobab Banque Madagascar, mora ny mandefa vola ho an’ny saram-pianarana sy ny fandaniana andavanandro.
💙 Ny elanelan-tany tsy manakana ny fanohanana ny zanakao.
Raha mila fanazavana, antsoy ny:
📞 038 56 438 67
📞 038 94 922 59 / 038 46 589 91
Zà Baobab, Isika Baobab !