03/09/2026
🎒✨ 𝗔𝗿𝗮𝗿𝗮𝗼𝘁𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗮𝗱𝗼𝗯𝗼𝗸𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗰𝗿𝗲𝗱𝗶𝘁 𝘀𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗮𝗿𝘆 𝗼𝗵!
Fitaovam-pianarana, saram-pianarana, Akanjo sy ny maro hafa 🤔 Maro ny zavatra mila omanina amin’izao fidiran’ny mpianatra izao. 📝
𝗠𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗸𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟮𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿 𝗵𝗮𝘁𝗿𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝟮𝟬.𝟬𝟬𝟬.𝟬𝟬𝟬𝗔𝗿 𝗻𝘆 𝗰𝗿𝗲𝗱𝗶𝘁 𝘀𝗰𝗼𝗹𝗮𝗶𝗿𝗲 𝗮𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗔𝗰𝗰𝗲̀𝘀𝗕𝗮𝗻𝗾𝘂𝗲💰
Omano dieny izao ny fidiran’ny zanakao !✨
On est ensemble 💙