Yeschange. Ar.

Yeschange. Ar. Bureau de change

28/07/2024

Eoropa : Nitsoraka koa i Deutsche Bank

Taorian'ny bankiropitra eo amin'ny Banky sasany any Amerika sy Suisse, dia tratry ny fahasahiranana ihany koa ny banky alemanina Deutsche Bank.

Nitsoraka any amin'ny -15% ny tsenam-bolany eo anivon'ny Bourse, izay nitarika ireo banky eoropeanina hafa hidina ihany koa, tao an'i Société Générale izay very 6.13%, ny BNP Parisbas hilatsaka 5.27%, ary ny tsenan'ireo o***asa 40 vavety CAC40 hanary vola 1.73%.

Manamafy moa ireo mpitondra eoropeanina fa mafy o***a ny banky eoropeanina, ka tsy misy ahiana ny bankiropitra amin'ireo banky any aminy.

(Sary nindramina)

[email protected]
www.gasypatriote.com
Copyright © GasyPatriote

14/08/2023
03/03/2023

💪

03/03/2023
03/03/2023

Bureau de Change officielle ,Ivato Aéroport
-Achat et vente de Devise étrangère.
-Attestation d'allocation de Devise
-En face d'Aéroport RAVINALA
Tél :0344064847 /0348091288

Address

À La Enceinte New Para Ivato àeroport
Antananarivo
105

Telephone

+261344064847

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Yeschange. Ar. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Yeschange. Ar.:

Share