Bank Of Africa - Madagascar

Bank Of Africa - Madagascar BANK OF AFRICA – MADAGASCAR est une référence majeure du secteur bancaire Malagasy.

Le meilleur de la banque, réuni dans un seul pack. Avec le Pack Elite, profitez d’une expérience bancaire pensée pour vo...
25/08/2026

Le meilleur de la banque, réuni dans un seul pack.

Avec le Pack Elite, profitez d’une expérience bancaire pensée pour votre confort :
✔️ Compte chèque + compte épargne TAHIRY
✔️ Carte VISA Platinum et carte supplémentaire avantageuse
✔️ Services digitaux MyBOA & BOAWeb
✔️ Assurances incluses et découvert automatique jusqu’à 60 %

Parce que votre banque doit s’adapter à votre rythme de vie.

📍 Rendez-vous dans votre agence ou contactez-nous en message privé pour plus d’infos.

‘Ndao hilalao kely! 🎮"Afaka misitraka famatsiam-bola hatramin'ny karama 7 volana rehefa manao Prêt Tous à l'École" Marin...
22/08/2026

‘Ndao hilalao kely! 🎮

"Afaka misitraka famatsiam-bola hatramin'ny karama 7 volana rehefa manao Prêt Tous à l'École" Marina ve izany, sa Diso?

👉Teneno ao amin’ny commentaire ny valin-teninao, araho ny pejy ary zarao ny publication.

Ireo commentaire roa voalohany sy roa farany indrindra ka marina, dia hahazo fanomezana avy aty aminay.

⏳ Hatramin'ny 30 Aogositra ny farany fandraisana anjara

🌟 BOA-MADAGASCAR, mandray anjara amin’ny Salon des Acteurs Économiques de Mahajanga !  📅 Manome fotoana anao izahay eo a...
20/08/2026

🌟 BOA-MADAGASCAR, mandray anjara amin’ny Salon des Acteurs Économiques de Mahajanga !
📅 Manome fotoana anao izahay eo amin’ny "Bord de la mer", anoloan’ny Chambre de Commerce et d’Industrie Mahajanga hatramin'ny 23 Aogositra 2026, ho an’ny andiany faha‑3 amin’ny "Salon des Acteurs Économiques", izay handrosona ny lohahevitra : Fotodrafitrasa, Tanàna ary Angovo.

🏆 BOA-MADAGASCAR dia manaporofo hatrany ny maha-bankin’ny PME amin'ny alalan'ny fanohanany ny fivoaran’ireo sehatra iankinan’ny toekarena Malagasy.

💡 Ho an'ny ho avy mamiratra !
-------------------------------------------------------------------------------------
🌟 BOA-MADAGASCAR au Salon des Acteurs Économiques de Mahajanga !

📅 Rendez-vous au Bord de la mer – devant la Chambre de Commerce et d’Industrie de Mahajanga jusqu'au 23 août 2026, pour la 3ᵉ édition du Salon des Acteurs Économiques, autour du thème : Infrastructures, Urbanisme et Énergie.

En participant à cet événement majeur, BOA-MADAGASCAR réaffirme son objectif d’être la banque des PME et son engagement à soutenir le développement des secteurs essentiels de l’économie du pays.

💡 Ensemble, construisons l’avenir !

📸 Andro voalohany feno fifanakalozana sy tsiky !  Nanomboka tamim-pahombiazana tao Morondava ny Congrès Dentaire Nationa...
20/08/2026

📸 Andro voalohany feno fifanakalozana sy tsiky !
Nanomboka tamim-pahombiazana tao Morondava ny Congrès Dentaire National 2026, izay notronin’ny manam-pahefana avy amin’ny faritra sy ireo mpikambana ambony ao amin’ny ONOS.
Mbola misy andro roa ahafahanao mihaona amin’ny ekipan’ny BOA-MADAGASCAR sy mahafantatra ny tolotra natokana ho anao.

✨ Aza adino ity fotoana ity hifampizara, hianatra ary hiara-mandroso !
------------------------------------------------------------------------------
📸 Une première journée riche en échanges et en sourires, marquée par la présence des autorités de la région et des membres éminents de l’ONOS, !
Le Congrès Dentaire National 2026 a démarré en beauté à Morondava.
Il reste encore 2 jours pour venir rencontrer notre équipe BOA-MADAGASCAR et découvrir nos offres pensées pour vous.

✨ Ne manquez pas cette occasion de partager, apprendre et avancer ensemble !

Ny 19 hatramin’ny 21 Aogositra 2026 dia hampiantrano ny Congrès Dentaire National, karakarain’ny Ordre National des Odon...
19/08/2026

Ny 19 hatramin’ny 21 Aogositra 2026 dia hampiantrano ny Congrès Dentaire National, karakarain’ny Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar (ONOS) i Morondava.

Hetsika lehibe izay handraisan'i BOA-MADAGASCAR anjara amin'ny maha-mpanohana Platinium azy, miaraka amin’ireo matihanina amin’ny fahasalaman'ny ativava sy nify.

Hifampizara traikefa sy fomba fanao ireo mpitabo, ary hifampidinika momba ny fivoaran’ny asa mandritra ireo telo andro ireo. BOA-MADAGASCAR kosa dia manaporofo ny fanohanany ny fampandrosoan'ny sehatry ny fahasalamana.
----------------------------------------------------------------------------------------
Du 19 au 21 août 2026, Morondava vibrera au rythme du Congrès Dentaire National, organisé par l’Ordre National des Odonto-Stomatologistes de Madagascar (ONOS).

Nous sommes fiers d’y participer en tant que Sponsor Platinium, aux côtés des acteurs engagés pour la santé bucco-dentaire.

Trois jours d’échanges, de partage d’expériences et de réflexions sur l’avenir de la profession. BOA-MADAGASCAR s’engage à soutenir ces discussions, fidèle à son engagement pour l’innovation et le développement des secteurs clés de la société.

Mafy fa vitako io!!!💪🏾.  Averimbereno ao an-tsainao foana, ataovy tarigetra amin’ny fiainanao mihitsy io teny io😉. Tohiz...
17/08/2026

Mafy fa vitako io!!!💪🏾.
Averimbereno ao an-tsainao foana, ataovy tarigetra amin’ny fiainanao mihitsy io teny io😉.
Tohizo foana ilay ezaka efa nataonao hatrizay, fa ho hitanao fa mamy be ny vokatra ho azo✅

14/08/2026
N' aiza n' aiza alehanao, miaraka aminao foana ny bankinao.Miaraka amin'ny MyBOA, araho-maso avokoa ny rehetra momba ny ...
14/08/2026

N' aiza n' aiza alehanao, miaraka aminao foana ny bankinao.

Miaraka amin'ny MyBOA, araho-maso avokoa ny rehetra momba ny kaontinao: toe-bola, RIB, hetsika rehetra natao, karatra, sns…

📲 Mbola tsy manana MyBOA ve ? Telechargeo ny application ao amin'ny App Store na Google Play ary manatona ny masoivoho misy anao rehefa haka ny identifiant-nao.

Dem, rabofy, galety,... Efa hafa mihintsy ny fomba fitenin’ny tanora ankehitriny.👉 Inona daholo ny fomba fitenin’izy ire...
12/08/2026

Dem, rabofy, galety,... Efa hafa mihintsy ny fomba fitenin’ny tanora ankehitriny.

👉 Inona daholo ny fomba fitenin’izy ireo fantatrao ?

Ataovy ao amin’ny commentaire oe!

Address

Immeuble Financial District – Zone Galaxy Andraharo BP 183
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 07:30 - 16:30
Tuesday 07:30 - 16:30
Wednesday 07:30 - 16:30
Thursday 07:30 - 16:30
Friday 07:30 - 16:30

Telephone

+261343081777

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bank Of Africa - Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bank Of Africa - Madagascar:

Shortcuts

Share

Category