Fampindramam-bola hampivoatra ny fiainanao

Fampindramam-bola hampivoatra ny fiainanao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fampindramam-bola hampivoatra ny fiainanao, Bank, Ambohidahy, Antananarivo.

Miarahaba antsika rehetra รดFidiran'ny mpianatra isika izao ka vonona izahay anome tolotra ho an'ny fidiran'ny mpianatra ...
08/09/2023

Miarahaba antsika rehetra รด
Fidiran'ny mpianatra isika izao ka vonona izahay anome tolotra ho an'ny fidiran'ny mpianatra ho atsika Ray aman-dReny ahafahanareo manadamina tsara ny fidiran'ny mpianatra. Mandefasa hafatra miafina na antsoy avy hatrany ity laharana ity 038 50 000 18
Ao antin'ny 48h ora dia ivaly ny fangatahanao
"Ainga vao ampivohatra ny fiainanao izahay"

15/02/2023

gh

11/10/2022

๐Ÿ’ธMiarahaba tompoko ๐Ÿ’ธ
Izahay dia faly manolotra antsika ny tolotra fampindramam-bola izay amin'ny zana-bola mirary dia mirary ๐Ÿ””๐Ÿ””๐Ÿ””๐Ÿ””๐Ÿ””
Rehefa manana anton'asa ianao dia efa afaka misitraka izany fampindramana izany.
๐Ÿ“Ž Mpivarotra
๐Ÿ“Ž Mpiasa amin'ny orinasa
๐Ÿ“Ž Mampanofa trano
๐Ÿ“Ž Mpamboly
๐Ÿ“Ž Mpitantitra ary tsy diso anjara amin'izany koa ny mpiompy sy ny maro hafa
Koa raha toa ka mahaliana anao izany dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na ny MP.

08/10/2022

Miarahaba antsika tompoko
izy ity dia tolotra fampidramana vola ho antsika izay manana antonasa raikitra (ohatra mampanofa trano,mivarotra,miasa isambola,sns)
manasa anao iditra hafatra miafina na hiantso ny laharana izay ao amin'ny propos raha toa ka mahaliana anao izany fa ao no anazavana misy misy kokoa ny tolotra sy ny momba ny orinasa

Address

Ambohidahy
Antananarivo
101

Telephone

+261385000018

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampindramam-bola hampivoatra ny fiainanao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category