Assurances ARO

Call Directions Website Contact the business

Assurances ARO Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Assurances ARO, Insurance Company, Làlana solombavambahoaka frantsay 77, Antananarivo.

Notanterahina ny 21 oktobra 2026 teo, nanditran’ny « journée des conventions et des partenariats » izay nokarakarain’ny ...
22/10/2026

Notanterahina ny 21 oktobra 2026 teo, nanditran’ny « journée des conventions et des partenariats » izay nokarakarain’ny Ministeran’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD), ny fanaovantsonia fifanaraham-piara miasa teo amin’ny Tranompiantohana ARO sy ny MEDD ary ny fifanarahana eo amin’ny ARO sy ny MEDD ary ny CADRI.
Izao hetsika izao no natao dia ho fanamafisana ny fahavononan’ny Orinasa ARO ny finiavany handray anjara mavitrika amin’ny fiarovana ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy, izay tafiditra ao anatin'ny andraikitra sosialin’ny orinasa.
Ny fanaovantsonia dia niarahana tamin’Atoa Minisitrin’ny Tontolo Iainana sy ny Fandrosoana Lovainjafy (MEDD) .

✨👉 Vetivety dia voaloha ny vola ‼️ Hoy i Andréa avy amin'ny Société AMI INFORMATIQUE, rehefa niharan'ny fahapotehana goa...
21/10/2026

✨👉 Vetivety dia voaloha ny vola ‼️
Hoy i Andréa avy amin'ny Société AMI INFORMATIQUE, rehefa niharan'ny fahapotehana goavana ny matériels fiasàna rehetra, vokatry ny GEZANI.
✅ ARO, AZO ANTOKA, ATOKISANA


19/10/2026

‼💵 ´´ Malaky dia malaky ny fomba fiasan’ARO ´´
✨ Hoy i Mr Raymond, tompon’ny orinasa Kalitao ao Mahajanga.
👏🏼 Misaotra sy mankasitraka azy amin'ny fizarana.

✅ ARO, Azo Antoka, Atokisana.

14/10/2026

✅ Assurance Multirisque Dommages ✅

Les derniers événements climatiques nous rappellent que les imprévus peuvent surgir et tout détruire. Que ce soit pour vos bâtiments, votre matériel ou votre responsabilité envers les tiers, nous protégeons ce que vous avez construit avec tant de passion.

🚀 Besoin d’informations ? Appelez-nous gratuitement au 676 📞 ou rendez-vous dans l’une de nos agences partout à Madagascar !

12/10/2026

‼💵 ´´ Manaova Garantie Cyclone ´´
✨ Hoy i Tsarinau Ambinintsoa R. , Responsable ao aminy orinasa DISCOMAT ao Toamasina.
👏🏼 Misaotra sy mankasitraka azy amin'ny fizarana.

✅ ARO, Azo Antoka, Atokisana.

ACTION RSE : ARO X CUA 🇲🇬✨Mba hanatsarana sy hanamorana ny tolotra omena ny vahoaka, dia nanolotra ´´ imprimantes 24 isa...
10/10/2026

ACTION RSE : ARO X CUA 🇲🇬✨

Mba hanatsarana sy hanamorana ny tolotra omena ny vahoaka, dia nanolotra ´´ imprimantes 24 isa´´miaraka amin'ny ´´ cartouches 24isa ´´ ho an'ny Commune Urbaine d'Antananarivo ny Tranompiantohana ARO 🖨️🤝

Izao hetsika izao dia manamafy ny fiaraha-miasa eo amin'ny roa tonta sy ny fahavononan'ny ARO hatrany amin'ny fandraisana anjara amin'ireo tetikasa fanampiana ny fiarahamonina 🚀🌟👏

09/10/2026

‼️💵 ´´ Tena mi-assurer marina ny ARO, mahavelombolo ny chèque de remboursement nomeny´´
✨ Hoy i Mahavita Daniel Frédéric, monina ao Fenoarivo Antsinana.
👏🏼 Misaotra sy mankasitraka azy amin'ny fizarana.

✅ ARO, Azo Antoka, Atokisana.

07/10/2026

✅ Arovy ny tranonao !
Manaova ´´Assurance Habitation ´´ satria ny loza tsy mampandre.
📞☎️Antsoy maimaim-poana ary ny 676 na manantona ny masoivoho ARO akaiky raha mila fanazavana fanampiny ianao👇
#676

05/10/2026

Voina vokatr' i Gezani ! ‼️🤝 "Vao nantsoina dia tonga ny ARO !"

✨ Hoy i Andrea RAZAFINIRINA, Chef Commercial ao amin'ny L'AMI Informatique, Toamasina.
👏🏼 Misaotra sy mankasitraka azy amin'ny fizarana.

✅ ARO, Azo Antoka, Atokisana.

02/10/2026

‼️️💵 1.100.000 Ar ny totalin' ny fanonerana !
✨ Hoy i Mr Jean-Jacques, société Soa Tigra ao Majunga.
👏🏼 Misaotra sy mankasitraka azy amin'ny fizarana.
✅ ARO, Azo Antoka, Atokisana.

Address

Làlana Solombavambahoaka Frantsay 77
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Assurances ARO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Assurances ARO:

Shortcuts

Share