T-Vola Bot

Call Directions Website Contact the business

T-Vola Bot ChatBot de T-Vola
» DEPOT RETRAIT USDT - USDC «

EFA ETO FOANA IZAHAY AN!Tsy mamaly araka ny tokony ho izy ny T-Vola Bot kanefa efa mampiasa "messenger" ianao?🔑 Afaka an...
07/05/2026

EFA ETO FOANA IZAHAY AN!
Tsy mamaly araka ny tokony ho izy ny T-Vola Bot kanefa efa mampiasa "messenger" ianao?
🔑 Afaka anaovanao Dépôt sy Retrait koa Pejy T-Vola sy WhatsApp, no sady mifampiresaka aminay mivantana koa ianao...

Mirary tontolo andro mahafinaritra !

EFA NILAMINA NY OLANA!Efa misokatra izahay manomboka anio amin'ny ora mahazatra, ho anao hividy na hivarotra USDT sy Cry...
06/02/2026

EFA NILAMINA NY OLANA!
Efa misokatra izahay manomboka anio amin'ny ora mahazatra, ho anao hividy na hivarotra USDT sy Crypto, amin'ny sandam-pifanakalozana mirary sy haingana atrany!

📌Aza misalasala manantona ao amin'ny T-Vola raha te hifampiresaka mivantana
📌Aza misalasa kosa manantona ato amin'ny T-Vola Bot ho an'ny Bot messenger "Automatique".

Mankasitraka atrany amin'ny fahatokisana!

EFA MIVERINA NY SERVICE T-VOLA📌Anio amin'ny 1ora tolak'andro ka atramin'ny 8ora alina, ary rahampitso manomboka amin'ny ...
30/01/2026

EFA MIVERINA NY SERVICE T-VOLA
📌Anio amin'ny 1ora tolak'andro ka atramin'ny 8ora alina, ary rahampitso manomboka amin'ny 7ora maraina... Ilana tsiny indrindra ny fahatapahana nandritra izay andro maromaro izay noho ny antony tsy azo anoarana!

Mankasitraka indrindra tompoko 🙏

20/01/2026

💡🔐SÉCURITÉ 2FA PORTEFEUILLE🔐💡
Tena ilaina ity ho antsika mpampiasa “Portefeuille électronique” rehetra, ka vakio atramin'ny farany, fa voavaly amin'ity ASTUCE ity daolo ireto fanontaniana matetika apetrakareo aminay ireto :

😰Nahoana no mijanona eto fa tsy afaka tohizana ilay Rétrait ❓
✅ Tsy afaka manao Rétrait satria mbola ilain'ilay Portefeuille manao ny configuration ny Sécurité 2FA, hamantarany fa tena ianao no maka ilay vola amin'ny kaontinao...

😰Nahoana no tsy tonga ilay Code alefany amin'ny numéro Téléphone ❓
✅ Matetika ny APP na Platform vahiny sahirana mandefa ilay SMS amin'ny numéro tsika Gasy, mety misy Re**rd, na tsy tonga mihintsy... Ka ny tsara indrindra dia EMAIL na GOOGLE AUTHENTICATOR no ampiasao...

😰 Aiza no ahitana, ahoana ny fampiasa ilay GOOGLE AUTHENTICATOR❓
✅ APP alaina amin'ny PlayStore, AppStore. Ny fampiasana azy, misy Lien Tuto video ataonay ao amin'ny "commentaire” ka arao ny torolalao ao...

🥰 INONA ARY NY TOKONY HATAO❓
Raha vao avy manokatra PORTEFEUILLE D'ÉCHANGE ianao dia tonga dia amboary ny SÉCURITÉ 2FA...Miditra amin'ny Profil an'ilay Application na Web, jereo izay misy ny "Paramètres" midira amin'ny Sécurité (security), dia tonga amin'ilay eo amin'ny sary. Safidio amin'zay...

📌 Tsy ampy hiarovana ny kaonty raha "MOT DE PASSE" fotsiny, ka izay no antompisian'ny 2FA, izay entina miaro tanteraka ny FOND na ny Kaotintsika manokana. Ary tena "stricte” ny "Portefeuille" amin'izy ity...

◀️ Eo amin'ny sary ny Karazana CODE 2FA, fampiasantsina ary ny fanazavana foy foy mikasika izany!

Mirary soa atrany ho antsika rehetra ôh! aza adino fa ato foana izahay isan'andro ah!

✅MVOLA - AIRTEL MONEY - ORANGE MONEY✅Ampahafantarina fa efa tafaverina amin'ny laoniny tanteraka ny tolotra rehetra ato ...
19/01/2026

✅MVOLA - AIRTEL MONEY - ORANGE MONEY✅
Ampahafantarina fa efa tafaverina amin'ny laoniny tanteraka ny tolotra rehetra ato amin'ny T-Vola Bot sy T-Vola.

Mirary herinandro mahafinaritra!

MIRARY ALAHADY MAHAFINARITRA!
18/01/2026

MIRARY ALAHADY MAHAFINARITRA!

17/01/2026

🏃 MISY OLANA TAMPOKA VE?
🥺Nanindry ilay "Lasa Tompoko" dia nihitsoka ny Bot❓
🥺Nandefa Sary Preuve dia tsy namaly tsony ve lery❓

😄Aza mataotra fa tsy misy vola very izany ato amin'ny "T-Vola Exchange"✅
Alaivo fotsiny ny ID amin'ny alalan'ny fanoratana hoe "/getmyid" ary tatero ao amin'ny "T-Vola Sc" ilay olana fa ho tohizanay ka vitainay eo noho ilay commande🤝

🏞️Arao ny sary, Lien an'i T-Vola ao amin'ny "commentaire" 👇

12/01/2026

EFA MISY NY DÉPÔT

RETRAIT SUR MVOLA DISPONIBLE ✅Efa misy ny Retrait amin'ny MVola, ny Dépôt MVola aloha ialana tsiny fa mbola misy olana k...
10/01/2026

RETRAIT SUR MVOLA DISPONIBLE ✅
Efa misy ny Retrait amin'ny MVola, ny Dépôt MVola aloha ialana tsiny fa mbola misy olana kely, ary efa an-dalanam-pamahana ny olana foana izahay!!

Mampilaza ihany rehefa tena miverina amin'ny laoniny tanteraka izany!

Ny Orange Money sy Airtel Money kosa misy foana na Dépôt na Retrait.
Mankasitraka indrindra atrany amin'ny fanohananareo tompoko!

08/01/2026

FITSIPIKY NY FIFANAKALOZANA ETO AMIN'NY T-VOLA sy T-VOLA BOT
⚙️Règles et Politiques d'échange ~ Chez T-Vola Exchange.
~ Manasa anao hamaky atramin'ny farany ireo fitsipika folo, momba fifanakalozana eto amin'ny T-Vola.

0) - Mila manana “Portefeuille électronique” ny tsirairay aloha ny hanaovana takalo (échange) ato amin'ny Pejy T-Vola.

1) - Tsy mandray Rétrait avy amin'ny Site na Platforme izahay.
➫ Ataovy amin'ny Portefeuille 'nao izay vao atao rétrait ato aminay.

2) - Tsy mandefa sy tsy manao Dépôt makany amin'ny Platforme d'investissement hiasanao izahay.
➫ Ny Dépôt-Rétrait eto dia Portefeuille vers Portefeuille ihany.

3) - Tsy tompon'andraikitra amin'ny vola very noho ny adresse diso omenao anay (numéro Téléphone, Email, Adresse Crypto, Adresse PM-PAYEER...)
➬ Hamarino tsara ny numéro na adresse aloha ny hanomezanao izany anay.

4) - Tsy mandray demande de Dépôt/Rétrait an'olona mpanelanelana izahay (Mpanera). Izany hoe ianao tompon'ny Compte sy Numéro ihany no raisinay ary Volanao madiodio, ary ianao no tompon'andraikitra feno tamin'izay nazahoanao sy hampiasànao ilay Solde.
➫ Hisy vérification ny transactions ( Dépôt/Rétrait)

5) - Tsy miara-miasa amin'olona hafa na Service hafa na Pejy hafa na numéro hafa ny Service T-Vola. Ny adresse sy Numéro rehetra dia tsy miovaova.
➫ Ny antony dia hitandrema mandrakariva ny mpisandoka na Mpisoloky, mety haka tahaka ny T-Vola.

6) - Tsy manao TROSA, PRET CRYPTO tompoko izahay!

7) - Tsy tompon'andraikitra ny Service T-Vola/T-Vola Bot amin'ny nazahoanao sy ny hampiasanao na hanaovanao ny volanao, na ho alefa amin'ny olona hafa na Plateforme d'investissement... ( Trading, Vente-achat en Ligne, VIP, sns...)
➫ Izany hoe vita ny Échange, voarainao ny volanao, dia ianao amin'izay no tompon'andraikitra feno amin'ny hampiasanao azy...

8) - Tsy mamaly fanontaniana hafa ivelan'ny Échanges sy Wallet (Portefeuilles électroniques), izahay eto amin'ny Pejy T-Vola.

9) - Tsy mandray Dépôt direct avy amin'ny Cash Point, raha tsy misy antony manokana...
➫ Hampidiro amin'ny Compte Mobile Money 'nao aloha ilay Solde izay vao manao Dépôt amin'ny Portefeuille-nao ato amin'ny T-Vola ianao. ( MVola, Orange Money, Airtel Money)...

10) - Tsy miantoka frais ny mpanjifa raha portefeuille misy transfert interne via Email na Adresse Portefeuille...(oh: Payeer, PM, Binance, OKX, Faucetpay), raha dépôt via Réseaux kosa dia mihatra ny FRAIS arakarak' ilay Cryptos...

🔴FANAMARIHANA: Mba valio ny fanontaniana amin'ny "message Automatique" ao amin'ny hafatra miafina (MP), Mba hampahaingana sy handrindrana ny Échange eto amin'ny Pejy.

🔴FEHINY : Amin'ny Exchange na Fifanakalozana mantsy matetika no fitaovana iray entin'ny Mpisoloky na Mpisandoka hanaovana ny asa ratsiny, ka izany indrindra no antony anasiana ny Fitsipika mba hiarovana tanteraka anao sy ny Volanao ary Ny Service.

🦋 Ny fitsipika rehetra dia napetraka mba hiarovana anao!

🟩Pejy Facebook roa ireto no hafahanao mifandray aminay dia ny : T-Vola sy T-Vola Bot. 🟥Entanina isika hitandrina amin'ny mpisoloky, na Pejy fake maka tahaka ireo anarana ireo! Na olona mitonona ho mpiara-miasa aminay. ( ❌ Tsy miara-miasa amin'iza n'iza izahay!)

• NIF: 401 ### 070
• STAT: 78103 ### 00677

🍀 Misaotra ~ Mankasitraka tompoko!
: Tsotra, Aingana, Atokisana.

Address


Opening Hours

Monday 07:00 - 20:30
Tuesday 07:00 - 20:30
Wednesday 07:00 - 20:30
Thursday 07:00 - 20:30
Friday 07:00 - 20:30
Saturday 07:00 - 20:30
Sunday 07:00 - 20:30

Telephone

+261385506975

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when T-Vola Bot posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to T-Vola Bot:

Shortcuts

  • Want your business to be the top-listed finance company?

Share