Otivzl

Otivzl Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Otivzl, Credit Union, Rue de la Libération, Toamasina.

L'OTIV ZL :
* IZAY MITAHIRY ANIO,MANORINA NY HO AVY
* OTIV-KO,OTIV-NAO,OTIV-NTSIKA JIABY
*IZAY MAHAY MIHARY, SAHY MINDRANA, IZAY MAHAY MIHINDRANA, MITOMBO HARENA L'OTIV - CRF a trois principales activités:
* Le financement ,
* L'encadrement ,
* La recherche de marchés
Pour les promoteurs agricoles en pisciculture, apiculture, cultures maraichères et aviculture

✅ Anisan’ny be mpanontany any amin’ny hafatra miafina ny mahakasika ny Crédit scolaire OTIV :💢 Eny mbola misokatra hatra...
27/08/2026

✅ Anisan’ny be mpanontany any amin’ny hafatra miafina ny mahakasika ny Crédit scolaire OTIV :

💢 Eny mbola misokatra hatrany ny Crédit scolaire OTIV « MAHATAFITA » manerana ny OTIV rehetra ato amin’ny tambazotra OTIV ZL
💢 Afaka mangataka azy na ireo mbola manao famerenam-bola aza (*)
💢 Afaka miditra ao anaty tolotra « TSY MANDIGNY » (*)

(*) Manatona ny OTIV misy ny kaontinao sy nanaovanao findramam-bola

✅Tena mampahomby ny findramam-bola, mila fantatrao tsara fotsiny ireto :✅1️⃣ Voafaritra tsara ny ilàna ny vola : raha vo...
20/08/2026

✅Tena mampahomby ny findramam-bola, mila fantatrao tsara fotsiny ireto :✅

1️⃣ Voafaritra tsara ny ilàna ny vola : raha vola ho ampiasaina no angatahina, aza alefa any amin’ny fandaniana andavanandro
2️⃣ Hainao ny fomba andoavanao tsikelikely ny vola : manampy anao hanan-javatra, na hanangan-javatra, na hanitatra asa ny findramam-bola, ny fahafantaranao mialoha ny fomba hamerenanao tsikelikely ny vola dia manampy anao amin’ny fitantanana ara-bolanao
3️⃣ Saintsaino tsara ny tetiandro hamerenanao ny vola indramina dia hajao ilay tetiandro : tsy misy kisendrasendra fa fifanarahana mazava ny findramam-bola, manatsara ny fifandraisanao amin’ny mpampindrana sy manampy anao amin’ny tanjona napetrakao ny fisian’ny tetiandro

Ahoana ny momba ny  fanaovana findramam-bola ? ▶️Ampy taona araka ny lalàna▶️Manana fahafahana mamerim-bola (satria ny t...
18/08/2026

Ahoana ny momba ny fanaovana findramam-bola ?

▶️Ampy taona araka ny lalàna
▶️Manana fahafahana mamerim-bola (satria ny tanjona dia ny hifampisintona hiakatra fa tsy ny hahasempotra amin’ny famerenam-bola)
▶️Mazava tsara ny antony indramana vola
▶️Manana kaonty mbola miasa tsara ao amin’ny OTIV

Ireo fanontaniana betsaka mametraka any amin’ny hafatra miafina dia ezahinay ho valiana eto tsirairay mba hahasoa ny reh...
14/08/2026

Ireo fanontaniana betsaka mametraka any amin’ny hafatra miafina dia ezahinay ho valiana eto tsirairay mba hahasoa ny rehetra

✅Ahoana ny fomba ahafahana misitraka ireo tolotra OTIV ?

▶️ Ireo izay manana kaonty OTIV dia afaka misitraka ireo tolotra Tahiry tsotra sy Tahiry ahazoana zana-bola ary ireo Crédit eny amin'ny OTIV misy ny kaontiny


Ahafahana manao tahiry tsikelikely  ihany koa ato amin'ny OTIV ZL :🟢 Misy zana-bola azo🟢 Tsy misy sarany izany hoe tsy m...
20/07/2026

Ahafahana manao tahiry tsikelikely ihany koa ato amin'ny OTIV ZL :
🟢 Misy zana-bola azo
🟢 Tsy misy sarany izany hoe tsy mihena ny volanao


# otivzlepargne

BEPC en poche , arahabaina daholo ‼️Anisan'ny fotoana ahatsapan'ny Ray aman-dreny fahasambarana ny fahafahan'ny zanany f...
17/07/2026

BEPC en poche , arahabaina daholo ‼️

Anisan'ny fotoana ahatsapan'ny Ray aman-dreny fahasambarana ny fahafahan'ny zanany fanadinam-panjakana satria :
▶️Nody ventiny ny ezaka rehetra nataony nanohanany ny zanany: fotoana, fitaovana, sakafo, fitiavana, vola ....sns
▶️Tsy very maina ny taom-pianarana
▶️Faly ny zanany

Andao hotohizana ny ezaka, omeo fahafahana ny zanakao hanohy fianarana , omeo fahafahana ianao tsy ho tratran'ny "stress" be momba ny fidiran'ny mpianatra.

Amin'ny fomba ahoana ?

🎁Ny crédit scolaire OTIV MAHATAFITA 🎁

✅Mbola misokatra hatrany fa mbola tsy tara ianao
✅Misy manerana ny OTIV rehetra na ny Agence na ny Annexe

06/07/2026

Mirary soa ho an'ny manala BEPC rehetra sy ireo Ray aman-dreny

Volana faha-fito isika izaoInona no tanjonao amin'ity volana ity ?1) Farito ny fomba hahatratraranao azy2) Jereo ny mety...
01/07/2026

Volana faha-fito isika izao

Inona no tanjonao amin'ity volana ity ?
1) Farito ny fomba hahatratraranao azy
2) Jereo ny mety hanampya anao hanatratra azy
3) Safidio ny tsara sy aingana indrindra hahatongavanao amin'ny tanjonao

Ny OTIV ZL dia manana ny tolotra :
🟢 Fitahirizam-bola azo antoka
🟢 Tahiry miteraka zana-bola amin'ny tahany ambony

26/06/2026
Félicitations ! 🍭🎊🎉Arahabaina ny nahafaka, mankahery ireo izay hamerina amin'ny manaraka, vitanareo io !Arahabaina koa i...
23/06/2026

Félicitations ! 🍭🎊🎉
Arahabaina ny nahafaka, mankahery ireo izay hamerina amin'ny manaraka, vitanareo io !
Arahabaina koa ireo ray aman-dreny izay nanohana nandritra ny taona !
Andao hibanjina amin'izay ny taom-pianarana 2026-2027 !

"OTIV ZL, miara-dalana aminao hatrany"


Address

Rue De La Libération
Toamasina
501

Opening Hours

Monday 07:30 - 11:00
14:00 - 16:00
Tuesday 07:30 - 11:00
14:00 - 16:00
Wednesday 07:30 - 11:00
14:00 - 16:00
Thursday 07:30 - 11:00
14:00 - 16:00
Friday 07:30 - 11:00
14:00 - 16:00

Telephone

53 323 05

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Otivzl posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Otivzl:

Shortcuts

Share

Category