20/06/2026
Maro ny milaza fa lany fanjakana ny vola ny FID sasany kosa milaza fa lany FID ny vola ny fanampiana Gezani.
FID dia association izay atokisany Banque mondiale, rehefa ny banque mondiale manao asa sosialy dia FID no omeny vola fa tsy fanjakana sao lany mpanao politika ny vola.
Ka io anareo viavy zay manana BEPC io misy opportinuité, mety hahazo financement aminy projet, na mety hahazo formation anao, ka ndana hanontanio, karakory fandehany ny projet EAGER zany.