21/11/2025
Rehefa nataoko ny kajy dia manome 1.643 Lavitrisa ny vola niala tamin'ny Cryptomonnaie tamin'ny Alakamisy 20 Novambra 2025 teo.
Ireo Institutions no nanatontosa an'io retrait bevata io. Taorian'io dia madio tanteraka ao ambany ao. Izany hoe tsisy intsony ny liquidation ao ambany ao fa tonga dia madio tanteraka.
Azo heverina ny fiakaran'ny BTC manomboka amin'ny herinandro ambony eo raha izao donnée izao.
Aza adino mizara ny pejintsika hatrany.