Projet Fambolena Vola-PFV

Projet Fambolena Vola-PFV Fampitomboana vola azo antoka izay misy contrat (fifanarahana) an-taratasy [FAMBOLENA VOLA -PFV] Dépôt Minimum: 20.000 Ariary
Dépôt maximum: 5.000.000 Ariary

24/07/2022

Ela tsy hita sy tsy heno satria sahirana nitady vahaolana mety ho an'ny rehetra.

Ny olana dia ireto avy:
*Ny olana teknika t@ piratage compte mois d'octobre
*Ny fiaraha miasa t@ POWER LIFE dia fitaka be vava fa tsy nisy azo na ny petrabola natao
*Iarahana mahalala ny olana nisy t@ ANTARES ary tsy atenaina intsony ny iverenany vola na @ Ai Marketing satria efa ho 1 taona zay
*Ny "TRADE"(varotra vola) na varotra vola Iraisam-pirenena nantenaina hanavotra ny projet dia nikorontana(be manipulation) nanomboka ny Febroary nohon'ny ady ao Ukraine ka miha mihena hatrany ny lanjan'ny $ sy Euro hatr@ zao fa indrindra fa ny Bitcoin izay naha faillite ny maro mampiasa crypto.

Na dia eo ara ireo olana ireo ,araka ny nifanarahana @ andininy faha 6 ny lalàna momba ny famantsiana vola dia averina ny vola izay napetrak'ireo mpandraharaha na mpamatsy izay mbola aty @ PFV.
Fitadiavana io vola io no tsy nahenoana anay ary efa vita procédure ny assurance amerenana izany.
Faran'ny volana Aogositra no fe-potoana farany omena tsy maintsy andraisana izany mba tsy HIDIRAN'NY FITSARANA indray.

Tsy arnaque(fitaka) ny PFV fa efa betsaka ny nahazo tombony t@ petrabola nataony fa ny tsy nahazo dia mety @ manaraka ,fa averina aloha atreto ny petrabola ny contrat client en cours mandra-pahitana projet ampitomboana vola indray .
Ezra L.

Prix 70.000 Ar+ De 5 achat 60.000Ar
29/01/2022

Prix 70.000 Ar
+ De 5 achat 60.000Ar

Voici notre premier produit physique 🥰🤩😍Am-pifalina tompoko no anambarana anareo ny: KIT ANTI-DELESTAGE tsy mila courant...
21/01/2022

Voici notre premier produit physique 🥰🤩😍

Am-pifalina tompoko no anambarana anareo ny:
KIT ANTI-DELESTAGE tsy mila courant
🌤️Afaka ichargena telephone(Android/Iphone/keypad(fozaorana) câble rasta misy izay omena
☀️Misy 2 ampoule led mazava tsara avec fil 3 mètres omena miaraka
🌤️RADIO...CARTE USB..lampe mazava be en même temps
➖Chargeable solaire na courant,efa misy chargeur miaraka aminy
➖Promotion be lancement izao 70 000 ariary au lieu de 90.000Ar
➖Mety ho antsika tsy manana jiro..indrindra fa ny DELESTAGE izao
➖Matanjaka tsara sady maharitra ny batteries( 8h à 6h de temps)
➖Mety ho an'ny olona any ambanivoitra surtout,ville raha hitsitsy courant
🌟Mandefa province izahay sy eto Tanà
Prix de gros selon la quantité. 🌟

Ezra Lerro Yodaa

Ela tsy heno satria nanomana zava-baovao ho anareo fa vaovao ny taona.Ny Analyse sy signal tsika indray dia io  ioVolame...
20/01/2022

Ela tsy heno satria nanomana zava-baovao ho anareo fa vaovao ny taona.

Ny Analyse sy signal tsika indray dia io io
Volamena ( XAUUSD H4)

Ny vaovao: Misy projet 2 vaovao ny PFV afaka anaovana investissement
1- Échange Devise (11,5% par mois profit)
2- Énergie solaire ( 100% profit en 6 mois)
3-Fambolena( izay mois d'avril vao disponible)

Mp ary raha te hampitombo volanao ianao efa afaka mandray + de 2M Ar indray izahay( toujours avec contrat écrit)

Any @ volamena(Gold) daholo ny mason'izao tontolo izao @ Zoma,vendredi magnifique tokony efa tanteraka  io prévisions io...
05/01/2022

Any @ volamena(Gold) daholo ny mason'izao tontolo izao @ Zoma,vendredi magnifique tokony efa tanteraka io prévisions io 😘

Mandray Perfect Money na Payeer raha anao retraitCours tsara be MP
04/01/2022

Mandray Perfect Money na Payeer raha anao retrait
Cours tsara be MP

Cadeau bonne année à toute les traders qui suivent notre pagePartager et aimer la page pour plus de Signal 😉
03/01/2022

Cadeau bonne année à toute les traders qui suivent notre page

Partager et aimer la page pour plus de Signal 😉

02/01/2022

Leçon trading. (Fanazavana tsotra )

Mividy mora dia amidy lafo nohon'ny nividianana azy

Étudiéna, jerena tsara inona ny tena zavatra hahazoana tombony.

Tsy maintsy misy mividy sy mamarotra 24/24 Ny tsena, international no resaka eto.

Bonne année daholo .

Lasa sahady ilay cadeau réveillon sy bonne année 😘Rehefa tsy hay ilay izy aza miteniteny foana fa maha menatra, ANTARES ...
30/12/2021

Lasa sahady ilay cadeau réveillon sy bonne année 😘

Rehefa tsy hay ilay izy aza miteniteny foana fa maha menatra, ANTARES hafa ,ny TRADING zavatra hafa... imehezan'olona raha zay no lazainao fa mba manaova recherche.

Misy Scalp ao @ commentaire ao( 15 à 30 pips TP)

Soit Réveillon soit Bonne année
29/12/2021

Soit Réveillon soit Bonne année

Investissé à bas prix 🤔 ! Oui c'est possible grâce à PFV,Tu veux augmenter ton capital ? Tu as seulement 20.000Ar ou 50....
28/12/2021

Investissé à bas prix 🤔 !
Oui c'est possible grâce à PFV,
Tu veux augmenter ton capital ? Tu as seulement 20.000Ar ou 50.000Ar ?
Qu'attendez-vous , viens direct en MP pour conclure
N.b: Toujours avec contrat écrit

Address

Tananarive

Telephone

+261347732219

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Projet Fambolena Vola-PFV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Projet Fambolena Vola-PFV:

Share