Fampindramam-bola mora indrindra 1,3% ho antsika monina eto Antananarivo

Fampindramam-bola mora indrindra 1,3% ho antsika monina eto Antananarivo Fampindramam-bola mora indrindra manomboka @ 1 000 000 Ar ho antsika monina eto Antananarivo

04/10/2021

>>>>>SALAMA E!

11/03/2021

>>>>>SALAMA E!

05/01/2021

Faly miarahaba atsika rehetra fa nahatratra ny taona vaovao. Mirary fahasalamana feno sy fahombiazana ho antsika tsirairay avy @ ity taona vaovao ity.
Misokatra ny page de ezahinay valiana ny hetahetanareo rehetra tompoko.
Fa mba hampamora azy de mba alefaso @ Message Privé hatrany ny
-Montant_an'ilay vola tianareo indramina
-Fidirambolanareo mivady
-Quartier misy anareo eto Antananarivo

Mankasitraka tompoko

06/11/2020

Salama e ! Miala tsiny raha tsy afaka namaly message mintsy fa nisy problème de connexion fa izao vo miverina tsikelikely. Efa miezaka mamaly ny message nalefanareo tsirairay izahay @ zao tompoko.
Merci

15/09/2020

>>>>>SALAMA E!

02/09/2020

>>>>>SALAMA E!

07/08/2020

>>>>>SALAMA E

06/08/2020

>>>>>SALAMA E!

24/01/2020

Bonsoir à tous !
Miala tsiny raha mbola misy tsy voavaly ny message_nareo sy ny commentaire fa tsy arako lay izy. Olona ray ihany zah miresaka aminareo nefa nareo maro be.
Fa tsy maintsy valiako fôna nareo.
Miala tsiny ndrindra de mankasitraka tompoko.

23/01/2020

Salama e !
Izahay dia orin'asa mampindram-bola mora indrindra eto Madagasikara. Raha +20.000.000 Ar de 1,3% ny tahan'ny zana-bola, fa raha -20.000.000 Ar de 1,5% ny tahan'ny zana-bola.
Natokana ho an'ny rehetra ny tolotra zay omenay : natao ho an'izay miasa @ orin'asa tsy miankina, foctionnaire, ny olona izay miasa tena ihany koa.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa "Message privé" (MP) @ ity pejy ity fa omena valin-teny mahafa-po nareo.
Ataovy j'aime de partageo ny pejy.
Misaotra betsaka

23/01/2020

Salama e !
Izahay dia orin'asa mampindram-bola mora indrindra eto Madagasikara. Raha +20.000.000 Ar de 1,3% ny tahan'ny zana-bola, fa raha -20.000.000 Ar de 1,5% ny tahan'ny zana-bola.
Natokana ho an'ny rehetra ny tolotra zay omenay : natao ho an'izay miasa @ orin'asa tsy miankina, foctionnaire, ny olona izay miasa tena ihany koa.
Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala mandefa "Message privé" (MP) @ ity pejy ity fa omena valin-teny mahafa-po nareo.
De ataovy j'aime sy partage ilay pejy.
Misaotra betsaka.

Address

Tananarive
Tananarive
101

Telephone

+261341996455

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fampindramam-bola mora indrindra 1,3% ho antsika monina eto Antananarivo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share