Mini Shop Bazarintsarety

Mini Shop Bazarintsarety $ Ø M

07/01/2024


Hoan'izay Manana Cash Point eto Mandritsara, ka maniry ny fiarahamiasa eo amin'ny Airtel Money Madagascar dia izahay ato amin'ny Mini Shop Bazarintsarety dia afaka anakalozana Solde na Espèce. Mankasitraka tompoko.

MANAKALO SOLDE = 0Ar Frais
MANAKALO ESPÈCES = 0Ar Frais

Contact : 033 74 000 05

$ Ø M

Salama eh !!Mitady vendeuse* izahay ato @  Mini Shop Bazarintsarety  .Tsy mitaky mari-pahaizana fa mila olona vonona sy ...
23/03/2023

Salama eh !!
Mitady vendeuse* izahay ato @ Mini Shop Bazarintsarety .

Tsy mitaky mari-pahaizana fa mila olona vonona sy matanjaka .

Raha liana @'ilay asa ianao dia aza misalasala fa afaka manatona ao @ toeram-piasana en face de CSB2 Bazarintsarety na koa miantso io Numéro ambany io.

Misaotra indrindra.

500ar/sim ho any izay mbola hivarotra, 200 pièces izy rehetra.Sim Airtel 4G.Afaka miantso ny laharana 033 74 000 05 raha...
21/03/2022

500ar/sim ho any izay mbola hivarotra, 200 pièces izy rehetra.
Sim Airtel 4G.

Afaka miantso ny laharana 033 74 000 05 raha mila fanazavana fanampiny na miditra m.p ao amin'ny Mini Shop Bazarintsarety
Misaotra indrindra tompoko 🙏

18/03/2022

Hizara loka oh! 🥳🤩

📢 Araho tsy tapaka ny pejy fa misy lalao alefa mivantana eto. 🤗
Lalao ahazoana loka Airtel Money hatrany an! 🎁🎁

Sopapa kely ary : "Mpanjifa mahay ireo codes Airtel Money" 😉

Misaotra ❤️

______________________________

Alerte jeu! 🥳🤩

📢 Restez connecté et suivez nous en live sur la page pour un jeu avec des lots Airtel Money à gagner. 📱🤗

Un petit indice : "Clients qui connaissent les codes Airtel Money" 😉

Merci ❤️

16/03/2022

Misy Promotion izay ataontsika ao @ Mini Shop Bazarintsarety eo @ vavahadin'ny Hôpital CSB2 Bazarintsarety.

@ Jeudi 17/03/2022 ka hatramin'ny Samedi 19/03/2022 izao.

>Téléphone itel it5022 geda écran 2,4'' + puce Airtel 4G + Calendrier, @ vidiny izay mirary dia mirary 45 000ar fotsiny izy jiaby reo 😲

>Puce Airtel 4G Gratuit, ia Gratuit, ia bojo 0ar raha mitondra CIN ianao tompoko 😲

Tongava maro tompoko 🙏

Aty  ndray lou ny 👁MINI SHOP  BAZARINTSARETY Chez Mr Felix eo @ vavahadin'ny Hôpital dia faly miarahaba atsika  jiaby 🤝👇...
25/03/2021

Aty ndray lou ny 👁
MINI SHOP BAZARINTSARETY Chez Mr Felix eo @ vavahadin'ny Hôpital dia faly miarahaba atsika jiaby 🤝

👇@ Sabotsy ho avy izao dia ahazo BONUS 🏷 eo no eo
Izay manao DÉPÔT na TRANSFERT na RETRAIT na mividy PUCE 😱😲
Ao @ Shop Online of Mandritsara 💯

Nb: Afaka manatona areo any @ TSENANAREO koa izahay
raha tsy afaka mandeha aty ianareo.
Tsy misy sarany ny déplacement 👍

Masina ny Tanindrazana, mankasitraka tompokolahy sy tompokovavy.

Nous souhaitons d’excellentes fêtes de fin d’année à vous et à vos proches
13/12/2018

Nous souhaitons d’excellentes fêtes de fin d’année à vous et à vos proches

Address

Antanandrainivelo
Mandritsara
415

Opening Hours

Monday 07:30 - 17:00
Tuesday 07:30 - 17:00
Wednesday 07:30 - 17:00
Thursday 07:30 - 17:00
Friday 07:30 - 17:00
Saturday 07:30 - 17:00

Telephone

+261337400005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mini Shop Bazarintsarety posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mini Shop Bazarintsarety:

Share