CEG Ranomafana

CEG Ranomafana Un collège public situé toute au bord de la route,au portail de la region Vatovavy Fitovinany, dan

Peace and friendship betwen Malagasy people and Amrican people 💪💪🇱🇷🇲🇬Nahazo mpilatsaka antsitrapo Amerikanina vaovao ham...
01/09/2024

Peace and friendship betwen Malagasy people and Amrican people 💪💪🇱🇷🇲🇬

Nahazo mpilatsaka antsitrapo Amerikanina vaovao hampianatra ny teny anglisy ny eto amin'ny CEG RANOMAFANA.. Kyle no anarany.. fiovana vaovao eto amin'ny sekoly ny fahatongavany amin'ity taom-pianarana vaovao ity fa indrindra ny fifanakalozana ara-kolontsaina eo amin'ny Malagasy sy ny Amerikanina.. Tongasoa eto aminay Kyle 👍👍

Fintina antsary ny "fivoahana sy ny fifanankalozana traikefa" nataon'ny mpampianatra teto amin'ny CEG RANOMAFANA tany To...
05/08/2024

Fintina antsary ny "fivoahana sy ny fifanankalozana traikefa" nataon'ny mpampianatra teto amin'ny CEG RANOMAFANA tany Toliara ny 31juillet.01.02.03.04 Aout 2024.

Isaorana ireo mpiara-miombin'antoka rehetra, ny ray aman-drenin'ny mpianatra, ireo mpanohana ara-bola sy ara-pitaovana.

Bonne vacances daholo e!! 👋👋

Akon'ny fankalazana ny andron'ny sekoly 2024 : CEG Ranomafana
02/03/2024

Akon'ny fankalazana ny andron'ny sekoly 2024 : CEG Ranomafana

Tontosa soamatsara ny voyage d'études 2022-2023 teto am CEG, toloranay fisaorana manokana ianareo nanohana na ara-bola,n...
28/05/2023

Tontosa soamatsara ny voyage d'études 2022-2023 teto am CEG, toloranay fisaorana manokana ianareo nanohana na ara-bola,na aran-kevitra, na ara-pitaovana.. 80 mianadahy mianaka zahay no tany ary nizotra tsara araka ny noeritreretina avokoa ny zavatra natao :
🌺 Andro voalohany: fitsidihana ny parc Anja Ambalavao
🌺 Andro faharoa: fitsidihana ireo sehatry ny asa tanana rehetra tao Ambalavao Tanana
🌺 Andro fahatelo: université d'Andrainjato Fianarantsoa
Indro zarainay amintsika antsary ireo fotoana niarahana tany.. 🙏🙏👍👍

Fisaorana mitafotafo no atolotra antsika rehetra namaly ny antso nandritra ny alahady 30 Avril alina.. Nahomby ny hetsik...
03/05/2023

Fisaorana mitafotafo no atolotra antsika rehetra namaly ny antso nandritra ny alahady 30 Avril alina.. Nahomby ny hetsika natao amin'ny ankapobeny.. Faly ny Ray aman-drenin'ny mpianatra 😍💕💕

🏡 Efa natomboka ny asa fanorenana ny bibliothèque eto amin'ny sekoly, najanona eo amin'ny fototra aloha ny asa satria za...
25/04/2023

🏡 Efa natomboka ny asa fanorenana ny bibliothèque eto amin'ny sekoly, najanona eo amin'ny fototra aloha ny asa satria zay no efa nisy teo ampelatanana
🏡 Hoantsika maintimolaly teto amin'ny CEG, isika Ray aman-dRenin'ny mpianatra rehetra, ny mpandraharaha, ny manampahefana ,tapaka sy namana...
🏡 manasa antsika handray anjara amin'ny ALIM-PANDIHIZANA LEHIBE, hetsika fitadiavam-bola hentina hanoizana ny fanorenana ny bibliothèque io,ny ALAHADY 30 AVRIL izao am 8h alina ao amin'ny tranom-pokonolona.
📖 invitation : 15.000ar pour couple (hisy fanomezana manokana hoan'ny invité)
📖hoan'ny Ray aman-dRenin'ny mpianatra sy ny mpampianatra : 5000ar (cavalier )
📖billet tsotra: 3000ar (cavalier)
TONGAVA MARO FA NY TAOTRANO TSY EFAN'IRERY ARY NY HERIKERIKA MAHATONDRA-DRANO 💪💪

Ankizivavy ,vehivavin'ny CEG RANOMAFANA 💪💪
09/03/2023

Ankizivavy ,vehivavin'ny CEG RANOMAFANA 💪💪

CEG RANOMAFANA mifety 2023 💃🕺💃
04/03/2023

CEG RANOMAFANA mifety 2023 💃🕺💃

05/02/2023
Izahay, mpianatra, mpampianatra, talentsekoly, membre de bureau n'ny Fram sy FEFFI eto amin'ny  CEG RANOMAFANA maneho ny...
05/02/2023

Izahay, mpianatra, mpampianatra, talentsekoly, membre de bureau n'ny Fram sy FEFFI eto amin'ny CEG RANOMAFANA maneho ny fisaorana mitafotafo hoantsika rehetra Tonga nanotrona ny hetsika andiany voalohany ho fitadiavam-bola amin'ny fanorenana ny trano famakiam-boky eto antsekoly, tolorana fisaorana manokana amin'izany :
- Andriamanitra Andriananahary
-Atoa solombavam-bahoakan'i MADAGASIKARA voafidy teto am distrika Ifanadiana (nanolotra tafo tôle miisa 20)
- Atoa DREN Vatovavy Hery Florin, izay Ray mpiahy izao hetsika izao(nanolotra ciment 45sacs avy amin'ny ministera foibe hoamin'ny fanorenana)
- ny Hôtel restaurant Ny Tanàna Ankevohevo
-Atoa Rahery(Katesista) :fanamafisam-peo
-centre Valbio : fiara nentina nikarakara izao hetsika izao
-ireo mpihira dimy mianadahy : PIERROT, RIRI,RATAH,ROMI,NY AIKO
-Dj Anthony
-Ireo membre de bureau FRAM rehetra
-ireo solontenan'ny mpianatra : MIXTE TO DANCE, ny classe de 4eme
-ireo mpampianatra tao antsekoly
Amin'ny ankapobeny dia nahomby ny hetsika natao, kanefa mbola maro ny ezaka tsy maintsy mbola hotanterahina entina hanatrarana ny tanjona.

Address

Ifanadiana

Telephone

+261346009107

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CEG Ranomafana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to CEG Ranomafana:

Share