24/07/2026
Efa tonga ny rétrait antsika e🎉💸
819 ATOS na 30$ indray no azoko teto
Somary betsaka ny demande de retrait antsika tamin'ny volana Juin iny dia izay no nahataraiky kely azy io vao tonga.
Eto dia mampatsiaro kely anareo zah izay efa manao fa afaka 2 volana eo ny Mainnet, Amin'io Mainnet io dia afaka ataonao retrait daholo ireo izay voahangonao hatramin'izay.. Mazava ho azy fa izay mavoahangona betsaka no hahazo vola betsaka.
Ka noho izany dia tohizo fona ny fanangonana ATOS fa efa kely sisa ee.. Sady iza no mahalala raha tonga 1$ marina ny 1ATOS amin'ny Mainnet. (ohatra kely: Raha manana 500 Atos enao dia efa lasa 500$ izy amzany)
Tena hoe opportunité tsy miverina intsony ito ka mahaiza manararaotra e..
🔴Ho an'ireo vaovao te hanangona ATOS gratuit dia jereo ato torolalana feno: https://www.facebook.com/share/p/14QeFfD2DGq/
Afaka midira MP raha mila fanampiana
Mirary soa daholo😊