21/09/2026
🙏 FISAORANA LEHIBE 🙏
Eto izahay, ekipan’ny OTIV AVOTRO ANIVORANO, dia maneho ny fisaorana sy fankasitrahana lehibe ho anaro jiaby tsy an-kanavaka, izay nandray anjara sy nagnampy tamin’ny fanatanterahana ny fankalazana ny faha-25 taonan’ny OTIV DIANA, izay notanterahigny teto Anivorano Nord, ny 25 Jolay 2026.
Fisaorana manokana ho an’ny mpikarakara, ny mpiasa, ny mpikambana, ny mpiara-miombon’antoka,ny fikambanana jiaby ny manampahefana ary ianareo jiaby izay nanome fotoana, hery ary fanohanana, ka nahatonga igny fankalazana igny ho fotoana tsy hay hadinoigny. ❤️
Misaotra betsaka, mankasitraka indrindra Tompoko! 🙏
Ny firaisankina sy ny fiaraha-mientantsika no nahatonga igny fankalazana igny ho fahombiazana.
🎉 OTIV DIANA 🎉
OTIV AVOTRO ANIVORANO