Agence NOFY

Agence NOFY Tolotr'asa sy fiofanana ho an'ny rehetra

‼️Salama daholô !!!💥Elaela isika izay tsy nisy vaovao fa miarahaba antsika rehetra aloha tratry ny taona vaovao 2026.✅️ ...
06/01/2026

‼️Salama daholô !!!

💥Elaela isika izay tsy nisy vaovao fa miarahaba antsika rehetra aloha tratry ny taona vaovao 2026.

✅️ MITADY MAIKA "CHAUFFEURS POIDS LOURD EXPÉRIMENTÉS" ROA IZAHAY ILAINA MAIKA HIASA ANY MAURICE.
Raha mahay mitondra Grue vomaika tsara.

✳️ - Mahay miteny frantsay sy manana passeport.
✳️ - 27 ka hatramin’ny 45 taona

❌️ MP ny tohiny ary raha mahaliana anao na alrfaso mivantana amin'ny whatsapp +23057476341 ny CV.

✅️Tolotr'asa any Maurice🔻 Mitady mpivady mbola tsy niteraka 25 ka hatramin’ny 40 taona hiasa any Maurice. ✅️ Ny lehilahy...
05/09/2025

✅️Tolotr'asa any Maurice

🔻 Mitady mpivady mbola tsy niteraka 25 ka hatramin’ny 40 taona hiasa any Maurice.

✅️ Ny lehilahy mahay mikitikitika resaka sono sy mahay manao réparation téléphone.

✅️ Ny vehivavy hanampy amin’ny asa ao an-trano sy hanampy hivarotra ao amin’ny fivarotana.

🔻 Mahafehy ny teny frantsay daholo, iantohana trano.

🔻 Mp ny andinindininy tompoko.

‼️ Marihana fa ny annonce atao eto amin’ny Agence Nofy dia ny patron any Maurice mihintsy no miresaka aminay mivantana noho izany azo antoka.

‼️Salama daholo ny mpanaraka ny pejy ô✅️Tolotra vaovao indray ary e!🔻 Mitady mpivady mbola tsy niteraka 25 ka hatramin’n...
25/08/2025

‼️Salama daholo ny mpanaraka ny pejy ô

✅️Tolotra vaovao indray ary e!

🔻 Mitady mpivady mbola tsy niteraka 25 ka hatramin’ny 40 taona hiasa any Maurice.

✅️ Ny lehilahy mahay mikitikitika resaka sono sy mahay manao réparation téléphone.

✅️ Ny vehivavy hanampy amin’ny asa ao an-trano sy hanampy hivarotra ao amin’ny fivarotana.

🔻 Mahafehy ny teny frantsay daholo, iantohana trano.

🔻 Mp ny andinindininy tompoko.

‼️ Marihana fa ny annonce atao eto amin’ny Agence Nofy dia ny patron any Maurice mihintsy no miresaka aminay mivantana noho izany azo antoka.

Salama daholo isika panaraka ny pejy e!efa tena antomotra ny Andro efa Kely ihany kosa ny toerana so dia tara isika a!Fi...
04/08/2025

Salama daholo isika panaraka ny pejy e!efa tena antomotra ny Andro efa Kely ihany kosa ny toerana so dia tara isika a!Fiofanana hampiovana ny fiainanao io dingana voalohany makany amin'ny fandraharana hampiova ny tantaram-piainanao manontolo.
Tandremo ary sao tara e e e!!!!💯💯💯💯💯

18/07/2025

💡 Manana hevitra ianao… ?

Ahoana raha havadin-tsika ho lasa vola? 💰

🚀 Miofanà amin'ny fananganana ny business-nao

Mba hianaranao :
- Hamolavola ilay hevitrao (raha mbola tsy manana ianao dia ampinay hamorona azy!)
- Hamantatra ny zavatra ilaina manodidina anao
- Hamorona business eto an-toerana
- Hitady ny mpanjifanao voalohany
- Hitantana sy hampandroso ny tetik'asanao

📍 Ho an'iza ity?
👉 Ireo te hanana fdiram-bola fanampiny nefa tsy manana traikefa
👉 Ireo izay te hanangana business nefa tsy manana hevitra
👉 Ireo mataotra ny tsy hahomby amin'ny zavatra ho atsangany

🗓 Ny 09 Août 2025
📌 Voirie Avaratsena Antsirabe
💰 Sarany: 50 000Ar – Voafetra ny toerana!

🔗 Misoratà anarana ao amin'ny mp

18/07/2025

Rehefa tsy manana traikefa isika dia tsy afaka mivoatra.

Noho izany indrindra, ny Agence Nofy miaraka amin'ny Cabinet Tia Fiofanana dia manolotra fiofanana ihany koa mba hahafahantsika miady amin'ny hamafin'ny fiainana.

Indro ary ny tolotra mafana be hoantsika te hivoatra amin'ny tsaratsara kokoa

‼️Salama daholo ny mpanaraka ny pejy!!!♦️Mitady tanora 21 ka hatramin'ny 35 taona hiasa any Maurice.✅️Mavitrika sy polyv...
03/06/2025

‼️Salama daholo ny mpanaraka ny pejy!!!

♦️Mitady tanora 21 ka hatramin'ny 35 taona hiasa any Maurice.

✅️Mavitrika sy polyvalent ( mahay mikitikika resaka mécanique, plomberie, ....)
Mahay mitondra fiara.

✅️Salama tsara tsy manana aretina mitaiza.

✅️Tsy miavona asa.

👉 Mp avy hatrany hoan'izay vonona ato amin'ny pejy na compte perso Julie LEUPOLD na Je's Ny Aiko.

29/05/2025

‼️Nitafatafa tamin'ny mpiahino ny Radio Haja Antsirabe, ny ekipan'ny AGENCE NOFY sy ny cabinet de Formation TIA FIOFANANA hoan'ireo tsy dia manao fb.

♦️Mbola hitohy rahampitso zoma izany tafa izany ary hisy ny lalao handraisan'ny mpihaino anjara hazahoana ticket ahafahana miofanana maimaimpoana amin'ilay fiofanana holasa Commercial mahomby, ka manasa antsika rehetra hihaino ny Radio Haja rahampitso manomboka amin'ny 2ora 30min.

✅️Hisy ihany koa ny promotion hoan'ireo mpihaino Radio Haja Antsirabe ka mazotoa mihaino ary e!

‼️ ARARAOTY ARY FA NY VALALA TSY INDROA MANDRY AM-BAVAHADY.

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy.Raha te hahomby eo amin'ny atao indrindra amin'izao fotoana maha hamatra ny asa izao ...
26/05/2025

Salama daholo ny mpanaraka ny pejy.

Raha te hahomby eo amin'ny atao indrindra amin'izao fotoana maha hamatra ny asa izao dia ilaina ny miofana.

Noho izany indrindra no anoloranay ato amin'ny Agence Nofy Fiofanana hoan'ireo maniry ho lasa " Commercial, vendeuse na vendeur ity fiofanana hatao amin'ny sabotsy hoavy izao ity.

Tongava maro fa tsy hanenenanao izany ary noho ny fiaraha-miasa amin'ny orinasa maro eto Antsirabe rehefa mitady mpiasa izy ireo dia lohalaharana ireo niatrika fiofanana tato aminay.

Alao hery ary fa ny valala tsy azo raha tsy andriana ilika.

PS: tsara raha misoratra anarana mialoha isika satria voafetra ihany ny toerana.

Mankasitraka anareo namaly ny antso amin'ny fianarana miteny frantsay ary mirary anareo hahay miresaka tsara rehefa vita...
08/05/2025

Mankasitraka anareo namaly ny antso amin'ny fianarana miteny frantsay ary mirary anareo hahay miresaka tsara rehefa vita ny fianarana.

Hisy ny "cours de vacances" hoan'ny mpianatra sy hatokana ho an'ny katita kely ka miomana dieny izao 🙏🙏🙏

Mankasitraka an'i Mme Aina koa amin'ny fampitana ny traikefa 🙏🙏🙏

05/05/2025

❌️𝐂𝐎𝐔𝐑𝐒 𝐃𝐄 𝐅𝐑𝐀𝐍𝐂𝐀𝐈𝐒 ⭕️
⚠️𝐒𝐏𝐄𝐂𝐈𝐀𝐋 𝐃𝐄𝐁𝐔𝐓𝐀𝐍𝐓⚠️

✅️ Matetika dia sakana hoantsika mitady asa na eto an-toerana na any ivelany ny tsy fahaizana miteny ny teny vahiny.

♦️Noho izany dia manolotra "cours de français parler" hoantsika izay liana amin'ny sarany mirary dia mirary ny "Association Hazolava" sy ny "Agence Nofy"ho fanampiana antsika.

❎NATAO HO AN'IREO IZAY TENA TSY MBOLA MAHAY MIRESAKA MIHINTSY.

✅️ Manomboka amin'ny 07 Mai 2025 izao ny "prise de contact".
Toerana: Antsirabe, eo Antsenakely ao amin'ny immeuble Maurice, ao ambonin'ny biraon'ny finance (2ème étage).

✅️ Izay liana dia iangaviana hiantso ny laharana +261 34 38 986 67 na hanoratra mp.

❌️ Marihana fa voafetra ihany ny toerana mba hahafan'ny rehetra mandray anjara tsara, sy hahita vokatra tsara.

MBOLA HOAVY IHANY KOA NY COURS ANGLAIS.

‼️ASSOCIATION HAZOLAVA SY AGENCE NOFY DIA MANAMPY ANAO HATRANY HAHITA FAHOMBIAZANA 💪💪

Address

Antsirabe

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Agence NOFY posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share