25/08/2026
Tena nandramako no-videna natao 0 ariary mihintsy aloha ny solde hijereko azy 😁
Tokony miteny 1 andro mialoha ianareo ry MVOLA vao manisy fiovana dia tsy mampiasa TPE ny olona fa tsy tampohana toy zao an 😡
H@ maraina zany zahay nangalanareo frais "sans nos consentement"