Fanaovana trading eran-tany

Fanaovana trading eran-tany Ity pejy ity dia ampahafantarana ny rehetra ny momban'ny trading erantany sy ny mety ho tombony ho an'ny tsirairay avy.

Eto ihany koa no ahitanao ny fomba ananganana office de trading.

12/02/2022

Raha mahafehy indicateurs maro basés sur le prix ianao dia afaka mandray anjara @ fizarana vola ho an'ireo 5% mahazo vokatra @ trading. Vao eo @ ampahatelon-dalana ianao zay. Raha te handeha lavitra kokoa dia mbola misy dingana hafa maro tsy maintsy atrehina.

Aiza ho aiza ianao?
20/07/2021

Aiza ho aiza ianao?

03/05/2021

5% traders eran-tany no mahazo vola satria mahazo @ ireo opportunités maro.
10% Mahazo dia avy eo very na kely sisa tavela ary tsy velona @ trading.
Ny 85% manonofy dia avy eo miverina @ asany teo aloha.
12 millions no isan'ny traders isan'andro ary misy miala ary misy miditra.
Aiza ho aiza no misy anao? Raha te ho anisan'ny 5% mahazo ianao dia ho azavaiko ny sakana sy lalan-kaleha ahatongavanao @ izany.

Liana ve ianao ?
08/03/2021

Liana ve ianao ?

Mora lavitra nohon'ny vidina taxibe na taxi-brousse ny office de trading. Afaka manohana sy manampy anao izahay raha lia...
07/03/2021

Mora lavitra nohon'ny vidina taxibe na taxi-brousse ny office de trading. Afaka manohana sy manampy anao izahay raha liana ianao. Tsy misaraka isika raha tsy rehefa mahazo vola ianao.

Attention aux stocks Nasdaq trop volatiles. C'est tentant mais trop risqué. Les lois permettent aux brokers de suspendre...
06/02/2021

Attention aux stocks Nasdaq trop volatiles. C'est tentant mais trop risqué. Les lois permettent aux brokers de suspendre les transactions temporairement (HALT). A la reprise, des gros gains ou grosses pertes imprévisibles sont possibles. Alors calmez vos émotions. Jouez aux actions qui augmentent sur le moyen terme.

Q: What are Market Wide Circuit Breakers “MWCB”?

11/12/2020

Cultivez en vous la patience et le respect du plan. c'est tout! ecoutez les émotions générées par votre hypothalamus sans lui laisser la commande de votre cerveau pensant.

05/12/2020

Echouer sa préparation c'est se préparer pour échouer.
John Wooden

05/12/2020

Raha te ahomby ianao dia tsotra ihany. Voleo aminao ny discipline mifanaraka ny drafitra nataonao izay mety (backtest ok). Avelao ny fanampahan-kevitra sasany sy maika ary sarotra ataona logiciel. Ny ambiny toy ny fidirana mahomby no imasoanao sy atao tena tsara.

01/12/2020

“We don’t have to be smarter than the rest; we have to be more disciplined than the rest.” -Warren Buffett
Discipline is the main key to succeed in trading.

14/11/2020

Ny tena saotra indrindra @ trading dia ny fanekena fa ny Prix ihany no manapaka fa tsy ianao na ny fahaizanao. Mitaky fanetrehantena izany izay mbola vitsy no mampiatra satria tsy nampianarina antsika ny fanaovana izany ao @ fiainana.

Address

Antohomadinika

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Telephone

+261342738058

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fanaovana trading eran-tany posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fanaovana trading eran-tany:

Share