EXTER Le Cabinet Exter est votre spécialiste en recouvrement à Madagascar.

https://www.facebook.com/share/p/14TwXq3Dq22/
11/02/2026

https://www.facebook.com/share/p/14TwXq3Dq22/

🔴 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗢 𝗧𝗦𝗬 𝗙𝗜𝗔𝗦𝗔𝗡𝗔 11 𝗙𝗘𝗕𝗥𝗢𝗔𝗥𝗬 : "𝗦𝗢𝗟𝗢𝗜𝗡𝗔 𝗡𝗬 𝗢𝗥𝗔 𝗩𝗘𝗥𝗬"

Ireo orinasa fehezin' ny fehezan-dalànan' ny Asa dia mahazo mandray fepetra :

📌 Famerenana ireo ora fiasana very tamin' ny fiaton' ny asa na "Récupération d'heures de travail"

📌 Famelana ireo mpiasa hamerina ireo ora very nandritra ny fandalovan' ny Rivodoza

👉Fepetra noraisina mba hampihenana ny vokatra ateraky ny fiatoana, araka ity naoty navoakan' ny Minisiteran' ny Asa ity.

11/02/2026
https://www.facebook.com/share/p/1DvLDee2Fo/
27/01/2026

https://www.facebook.com/share/p/1DvLDee2Fo/

𝐇𝐢𝐬𝐲 𝐛𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐚𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐢𝐝𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚
Miomana hiditra amin’ny tsena malagasy ny izay ao anatin’ny , avy any Burkina Faso. Ny mpandraharaha burkinabé mizaka zom-pirenena amerikàna no tompon’ity banky ity. Efa misy azy rahateo ny firenena vitsivitsy aty Afrika, toy an’i Burkina Faso, Guinée, Sierra Leone, Gambie ary Mozambique.

🟦 Araka ny vaovao voaray dia efa nanomboka ny dingana amin’ny fangatahana fahazoan-dalana tamin’ny manampahefana mahefa eo anivon’ny Banky Foibe sy ny ministeran’ny Vola ( ) izy ireo.

🟦 Rehefa misokatra eto Madagasikara ny Vista Bank dia izy no banky afrikana faha-5 tonga eto, aorian’ny Banque Centrale Populaire (BCP, Maroc) izay ao amin’ny BMOI, ny Bank of Africa (BOA, Maroc) izay ilay mpanefoefo marokàna Othman Benjelloun sy banky frantsay roa no tompony, ny BGFIBank Group (Gabon) izay ny fianakaviana Oyima sy Bongo no tompon’ny petrabola betsaka, ary ny Atlantic Financial Group (Côte d’Ivoire) amin’ny alalan’ny AFG Bank Madagascar, izay an’ilay mpanefoefo ivoariana Koné Dossongui.

-------------

𝐔𝐧𝐞 𝐚𝐮𝐭𝐫𝐞 𝐛𝐚𝐧𝐪𝐮𝐞 𝐚𝐟𝐫𝐢𝐜𝐚𝐢𝐧𝐞 𝐬𝐞 𝐩𝐫𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐞 𝐚̀ 𝐬’𝐢𝐦𝐩𝐥𝐚𝐧𝐭𝐞𝐫 𝐚̀ 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐜𝐚𝐫
s’apprête à entrer sur le marché malgache. Appartenant à , d’origine burkinabé et fondé par l’homme d’affaires , le groupe a rapidement développé un réseau bancaire panafricain, présent au Burkina Faso, en Guinée, en Sierra Leone, en Gambie et au Mozambique.

🟦 Selon des informations concordantes, Vista Bank a entamé les démarches en vue d’une implantation à Madagascar et a engagé le processus d’obtention de l’agrément auprès de la Commission de Supervision Bancaire et Financière ( ).

🟦 Avec Vista Bank, Madagascar s’apprêterait à accueillir sa cinquième banque africaine, après la Banque Centrale Populaire (BCP, Maroc) via la BMOI, la Bank of Africa (BOA, Maroc) contrôlée par le milliardaire Othman Benjelloun et deux banques françaises, le BGFIBank Group (Gabon) détenu principalement par les familles Oyima et Bongo, et l’Atlantic Financial Group (Côte d’Ivoire) via AFG Madagascar, propriété de l’homme d’affaires Koné Dossongui.

25/01/2026
17/11/2025
30/09/2025
21/09/2025

Address

4ème étage Immeuble Ny Havana 67ha
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 08:00 - 17:00

Telephone

+261321199099

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when EXTER posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to EXTER:

Share