KRED MADAGASCAR

KRED MADAGASCAR KRED ilay banky manohana ireo mpiasa tena sy mpandraharaha malagasy. Manana fanontaniana ? mila fanampiana ? Antsoy ny 699

26/08/2026

Mpandraharaha maro no efa nampandroso ny asany sy nanatanteraka ny tetikasany niaraka tamin’ny KRED .
Ary raha ianao indray no manaraka ? ✨

Fantaro ireo tolotra mifanaraka amin’ny filànao, izay ahazoanao fampindramam-bola hatramin’ny 400 000 000 Ar, ary ataovy ny dingana voalohany hampiroboroboana ny asanao.

Tsotra sy haingana ny dingana : manatona anao ny tompon’andraikitra KRED, manampy anao amin’ny fikarakarana ny fangatahanao ary mandray an-tanana izany haingana. Raisinao amin'ny alalan'ny "mobile money" avy hatrany ny vola.

📲 Mifandraisa amin’ny tompon’andraikitra KRED ary mirosoa ! Antsoy ny 020 22 397 30.

Mitohy eto Mahajanga ny SAEM 2026 !Nanomboka ny 20 Aogositra, mampivondrona ireo orinasa, mpivarotra, mpandraharaha ary ...
22/08/2026

Mitohy eto Mahajanga ny SAEM 2026 !

Nanomboka ny 20 Aogositra, mampivondrona ireo orinasa, mpivarotra, mpandraharaha ary ireo mpisehatra samihafa ny Salon des Acteurs Économiques de Mahajanga, ho fanohanana ny fampandrosoana ara-toekarena eto amin’ny faritra.

💙 Mandray anjara amin’ity hetsika ity ny BNI MADAGASCAR, amin’ny maha mpiara-miombon’antoka azy amin’ity andiany faha-3 ity.

🤝 Eto amin’ny SAEM, mandray anao ny ekipanay ary vonona hifanakalo hevitra aminao momba ny tetikasanao sy ny filànao. KRED, marika « microfinance » 100 % nomerika an’ny BNI MADAGASCAR, dia manampy amin’ny famatsiam-bola ny tetikasanao sy ny fampandrosoana ny asa aman-draharahanao.

📍 Bord de la Mer – manoloana ny CCIA Mahajanga-Be
📅 Hatramin’ny 23 Aogositra 2026
💙 Tongava mitsidika ny tranohevan’ny BNI MADAGASCAR sy KRED mandritra ny SAEM 2026 !

21/08/2026

🚀 Ny tetikasanao no mendrika hamiratra manaraka.

Ny Trophée du Jeune Entrepreneur 2026, dia hanomezan-danja ireo tanora sahy mampandroso ny fandraharahana, manavao ary mijery lavitra. 🏆
Izao no fotoana hampahafantaranao sy hampisongadinanao ny tetikasanao.

🎥 Hazavainay ao anatin’ity vidéo ity ny momba ny TJE 2026 !

Anjaranao izao. Andao hanorina ny hoavy.

14/08/2026

Ny orinasanao dia manana ny fahafahana hivoatra. Fotoana izao hampiakarana izany ho amin’ny dingana ambony kokoa.

Ny Trophée du Jeune Entrepreneur dia manasongadina ireo mpandraharaha manorina, manavao ary mampivelatra ny orinasany.

Misy sokajy 3 amin’izany :
🚀 Startup
👩‍💼 Femme entrepreneure
📈 Croissance+

Ary raha ianao indray no ho voafidy amin’ity taona ity?

📅 Alefaso alohan’ny 1 Septambra 2026 ny fangatahanao
📍 Jereo ireo taratasy fandraisana anjara sy ny fitsipiky ny fifaninanana ao amin’ny bni.mg/TJE2026.
📩 Alefaso ao amin’ny [email protected] ny fandraisana anjara.

BNI MADAGASCAR X KRED MADAGASIKARA, manohana ny Jeux de Menabe Connexion andiany faha-6. 💙Ny 20 hatramin’ny 23 Aogositra...
13/08/2026

BNI MADAGASCAR X KRED MADAGASIKARA, manohana ny Jeux de Menabe Connexion andiany faha-6. 💙

Ny 20 hatramin’ny 23 Aogositra, fotoana iray hihaonana sy hifanakalozana ao Morondava, amin’ny alalan’ny hetsika manasongadina ny fanatanjahantena, ny kolontsaina ary fifampizarana.

Tongava mihaona amin’ny ekipanay, fantaro ireo vahaolana atolotray ary zarao aminay ny tetikasanao. Hifanakalo hevitra aminao izahay ary hiaraka aminao hitady izay vahaolana mety indrindra hampandrosoana izany.

📍 Manasa anao hitsidika ny tranohevan’ny BNI MADAGASIKARA mandritra ny Jeux de Menabe Connexion !




🚀 Mpiasa tena na mpandraharaha vonona hampandroso ny tetikasanao ve ianao ?KRED Madagascar dia manampy anao amin’ny ding...
07/08/2026

🚀 Mpiasa tena na mpandraharaha vonona hampandroso ny tetikasanao ve ianao ?

KRED Madagascar dia manampy anao amin’ny dingana rehetra amin’ny fanitarana ny asanao, amin’ny alalan’ny vahaolana mifanaraka amin’ny filànao.

Fantaro ireo tolotra KRED ary fidio ny vahaolana ara-bola mifanaraka amin’ny tanjonao.

📈KRED, hafa mihitsy.

Manana orinasa mandroso, mivoatra ary mitombo ve ianao?BNI MADAGASCAR sy ny KRED dia mikarakara ny « Trophée des Jeunes ...
31/07/2026

Manana orinasa mandroso, mivoatra ary mitombo ve ianao?

BNI MADAGASCAR sy ny KRED dia mikarakara ny « Trophée des Jeunes Entrepreneurs 2026 », dingana hanasongadinana ny tetikasanao sy hahazoana fanohanana amin'ny alalan'ny famatsiam-bola natokana ho amin'izany.

Fantaro ireo lalàna mifehy ny fifaninanana ary mandraisa anjara amin'ny iray amin'ireto sokajy telo ireto :
• Startup
• Croissance plus
• Femme entrepreneure

* Ny antsipirihan'ny fandraisana anjara : bni.mg/TJE2026
* Ny daty farany hisoratana anarana: 1 septambra 2026

Mendrika ny hamirapiratra sy entina manorina ny ho avy ny tetikasanao.

Sahia manonofy, sahia misongadina, sahia mandray anjara... 🚀

BNI MADAGASCAR ao amin'ny FOIRE MEVA 2026! 🎉Amin'ny maha mpanohana ny FOIRE MEVA 2026, BNI MADAGASCAR dia mandray anjara...
30/07/2026

BNI MADAGASCAR ao amin'ny FOIRE MEVA 2026! 🎉

Amin'ny maha mpanohana ny FOIRE MEVA 2026, BNI MADAGASCAR dia mandray anjara amin'ity hetsika ity hatramin'ny 01 aogositra 2026, eny amin'ny Esplanade manoloana ny Lapan'ny Tanàna ao Antsiranana.

✨ Amin'ny alalan'i KRED, BNI MADAGASCAR dia manasa anao hahafantatra ireo vahaolana natao hamaliana ny filànao, hanohanana ny tetikasanao ary hahafantarana bebe kokoa ireo dingana rehetra hanatanterahana izany.

💰 Vahaolana ara-bola mifanaraka amin'ny filànao sy ny tetikasanao.
📱 Fanavaozana nomerika natao hanamora ny fifandraisanao amin'ny banky.
🤝 Torohevitra manokana avy amin'ireo ekipanay hanampy anao amin'ny fanatanterahana ny tetikasanao.

Na olon-tsotra ianao, na mpandraharaha, na matihanina, vonona izahay hihaino sy hanolotra vahaolana mifanaraka amin'ny filànao.

📍 Manasa anao hitsidika ny tranohevan'i BNI MADAGASCAR mandritra ny FOIRE MEVA 2026.

09/07/2026

Mitondra zava-baovao tsy mbola nisy ny BNI MADAGASCAR !

Ny Application BNI dia ahafahanao manokatra kaonty BNI amin'ny fotoana rehetra, n'aiza n'aiza misy anao.

Minitra vitsy monja, an-tserasera ny dingana rehetra ary azo antoka tanteraka.

Zava-bita mampirehareha anay izao, ary faly izahay mizara izany aminareo. 🎉

📲 Raha te hahafantatra misimisy kokoa momba izany dia araho ity rohy ity : https://youtube.com/playlist?list=PLf7iVrw1htEg&si=26po2uqppAd1c-iC

08/07/2026

Mandray anjara amin’ny Foire aux Crédits et Investissements 2026 ny KRED MADAGASCAR.

Ho hitanao eny ny vahaolana ara-bola natao hanohanana sy hampandroso ny tetikasanao ary hanatanterahanao ny vinanao.

Tsidiho ny tranohevan'ny KRED atolotr'i BNI MADAGASCAR iresahantsika ireo tetikasanao :

📍 10 & 11 Jolay 2026
📍 CCI Ivato

Address

Tananarive
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 18:00
Tuesday 08:00 - 18:00
Wednesday 08:00 - 18:00
Thursday 08:00 - 18:00
Friday 08:00 - 18:00

Telephone

+261202239730

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KRED MADAGASCAR posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to KRED MADAGASCAR:

Shortcuts

Share

Category