GF Trading Academy

GF Trading Academy Economist, Trader XAUUSD, BRENT, WTI, DE40, US30.

Centre de formation dédié à l’apprentissage du trading, en offrant des cours et outils pratiques pour maîtriser les marchés financiers afin que vous atteigniez l'indépendance financière.

Nareo vé misy fotoana miaraka manao analyse na mi-trade miaraka amin'ny namana. Fa samy tompon'andraikitra amin'ny Money...
22/05/2026

Nareo vé misy fotoana miaraka manao analyse na mi-trade miaraka amin'ny namana. Fa samy tompon'andraikitra amin'ny Money Management avy, samy manan'ny risque raisiny fa capital koa tsy mitovy.

Ho anareo vao hanomboka amin'ny trading tsy afaka mandeha centre de formation ireny dia ny vidéo an'ity rangahy ity amin...
21/05/2026

Ho anareo vao hanomboka amin'ny trading tsy afaka mandeha centre de formation ireny dia ny vidéo an'ity rangahy ity amin'ny youtube tena tsara bé raha vao hanomboka, na intermédiaire koa.
👉Iza no mahafantatra azy? Inona no fahalalana azonao taminy. Alefao ao Amin commentaire ao ho hitan'izay mbola tsy mahay azy👇👇

⚠️POWER OF MONEY MANAGEMENT 📌Rehefa manambotra ny MONEY MANAGEMENT dia manaova scénario amin'ny Stratégie ambany WINRATE...
20/05/2026

⚠️POWER OF MONEY MANAGEMENT

📌Rehefa manambotra ny MONEY MANAGEMENT dia manaova scénario amin'ny Stratégie ambany WINRATE. Raisina mihintsy hoe raha 20% ny Winrate an'ilay stratégie ampiasaiko, ohatran'ny ahoana ny igerena ny capital mba ho tafavoaka rentable.
📌Raha vitanao no mahita vokatra Kely amin'iny tokony ho rentable ianao. Raha ny stratégie anao moa mañana Winrate ambony dia miha tsara ny vokatra. Fa na mañana Winrate ambony aza jereo foana n'y pire scénario.

🎯🎯Tena important be io, ity membre GFTA iary ity zao ohatran'izany no nihaingany, tsy nahay stratégie be VAO nihainga fa manana MONEY MANAGEMENT mipetrapetraka tsara, Ary na stratégie fotaka no omena azy dia tafavoaka rentable foana izy na Kely aza)

📌Araka ny rapport nataon'ny "World Gold Council" niakatra 2% ny demande mondiale d’or tamin’ny premier trimestre 2026, n...
19/05/2026

📌Araka ny rapport nataon'ny "World Gold Council" niakatra 2% ny demande mondiale d’or tamin’ny premier trimestre 2026, nahatratra 1 231 tonnes, raha toa kosa ny valeur-ny niakatra be ka tonga tamin’ny record de 193 milliards de dollars, izany hoe +74%. Io fiakarana io dia noho "demande d’investissement", ny fividianana lingots, izay niakatra 42%.

📌Etsy ankilany, ny tinady amin resaka firavaka dia nidina 23% noho ny fiakaran’ny prix. Ny banques centrales koa dia nanohana ny marché tamin’ny fividianana 244 tonnes tao amin’ny réserves-ndry zareo, izay manamafy ny anjara toeran’ny or amin’ny maha valeur refuge azy mandritra ny fotoana misy incertitude.

📌Ny offre totale d’or dia niakatra 2% ihany koa, noho ny production minière record ho an’ny premier trimestre sy ny fiakarana kely teo amin’ny recyclage.

Ny WGC dia afaka aanaranareo ny vaovao momban'ny volamena.

KEVIN WARSH indray manomboka izao no mitantana ny FED.
14/05/2026

KEVIN WARSH indray manomboka izao no mitantana ny FED.

Fotoanan'ny résultat zao hoan'ny team GFTA. Tsy nandray mpianatra bé dia bé tamin'ity taona ity fa mihezaka manao izay a...
13/05/2026

Fotoanan'ny résultat zao hoan'ny team GFTA. Tsy nandray mpianatra bé dia bé tamin'ity taona ity fa mihezaka manao izay ahitan'ny efa Téo résultat tsara, constant, miaro Capital mba tsy ho cramé.

👉MAHAIZA MIARO NY CAPITAL
👉MAHAIZA MIARO NY GAIN EFA AZO
👉MANÀNA DISCIPLINE ( fixed ny gain sy perte journalière).

(Tsy compte cent indray eto ny dépôt)

Na ho ela na ho hiangana dia tsy maintsy mandalo amin'ity fotoana ity daholo ny trader. Misy fotoana tonga amin'ny stade...
11/05/2026

Na ho ela na ho hiangana dia tsy maintsy mandalo amin'ity fotoana ity daholo ny trader. Misy fotoana tonga amin'ny stade iray hoe tena hajanoko ity. Rehefa mandalo dia tsara maka aina kely, manao recule kely fa tsy ilay manao beloha bé Dia Tonga dia mi réagir eo no eo.

MIRARY HERINANDRO FENO PROFIT HO ANTSIKA TRADER 🎯📊📉📈🔥

Misy maro azo raisina ity sary ity : 📌Tsy voatery ho tsara bé foana ny vokatra (résultat)📌Raha  manana MONEY MANAGEMENT ...
09/05/2026

Misy maro azo raisina ity sary ity :
📌Tsy voatery ho tsara bé foana ny vokatra (résultat)
📌Raha manana MONEY MANAGEMENT mipetrapetraka tsara ianao tokony mivoaka gain net foana.
📌Cramé 10usd in 4 izy, (-40$), fa trade iray fotsiny dia profit 388$, sarona ilay SL (-40$), gain net 348$.
📌 Important be Ilay technique MM, ary io matetika tsy misy mizara satria io no tena important.
📌Tsy voatery hoe mila WINRATE 90% vao ho rentable
📌Mila fantatrao tsara ny stratégie anao, mila mahatoky ny stratégie anao
⚠️Marihina eto fa tsy hoe 10$ capital hianganao Tonga dia ataonao ohatran Zao, misy technique MM ao, 100$ no tena tsara.

Conseil du jour : Mba manaova fikarohana momban'ny MM fa tsy stratégie foana no ovaovaina rehefa mandalo perte. Ho anay ato amin'ny GFTA dia ny stratégie tsotra foana, fa izahay mañana karazana MM entina hampiakarana capital. Eny andalana mahita rentabilité ianao vao mianatra tsikelikely manatsara performance, mianatra Macroeconomie raha te hianatra.

Inona koa no lesona azonareo tsoahiny amin'ny sary?👇👇👇

Manomboka mioty vokatra tsikelikely daholo ny ankizy dia mahafinaritra, TRADE SIMPLE miaraka amin'ny MONEY MANAGEMENT mi...
08/05/2026

Manomboka mioty vokatra tsikelikely daholo ny ankizy dia mahafinaritra, TRADE SIMPLE miaraka amin'ny MONEY MANAGEMENT mipetraka tsara.

👉👉Mizara foana izahay hoe aza hasarotina ny trade raha te hahita vokatra.

2 taona ohatran'izao ny GOLD mbola Téo amin'ny 2000$, isika izao 2025 efa nahatratra 5000$ aza. Mandeha ny fotoana, miak...
07/05/2026

2 taona ohatran'izao ny GOLD mbola Téo amin'ny 2000$, isika izao 2025 efa nahatratra 5000$ aza. Mandeha ny fotoana, miakatra foana ny GOLD.

Address

Ivato
Antananarivo

Telephone

+261342211343

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GF Trading Academy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to GF Trading Academy:

Share

Category