Soa ho anao

Soa ho anao Mbola ahomby aho positive ko fona io ee🥹❤️

Sonde mba liana enao fa tsar doly 🥰
01/05/2026

Sonde mba liana enao fa tsar doly 🥰

28/04/2026

Ampiadano ny tenanao, karakarao sy ataovy izay mahasambatra anao !

Raha lasa ianao rahampitso ka tsy eto an-tany intsony : ny mpampiasa anao hitady solonao, ny namanao hinamana amin’olona hafa, ny olon-tianao hitady olon-tiana vaovao, ny fiainana mitohy foana, ary manomboka manadino anao ny olona.

Ka noho izany, na manambady ianao, na mbola tsy manambady, ianao ihany no tompon’andraikitra amin’ny fahasambaranao.

Dieny ianao mbola velona : ampiadano sy karakarao ny vatanao.

âś… Tolory fanomezana ny tenanao.
Mividiana zavatra kely mampifaly anao, aza miandry fety na antony manokana.

✅ Rehefa misy vola kely, mandehana any amin’ny restaurant tianao dia mividiana sakafo izay tena tianao, fa aza miandry olona hitondra anao.

âś… Karakarao ny vatanao.
Midira salle de sport dia ataovy milay amin’izay tianao ny vatanao, hahatonga anao ho faly sy hatoky tena.

âś… Manaova tsara sy metimety.
Manaova akanjo mahafinaritra, manitra, ataovy izay mampahazo aina anao.

✅ Mandehana any amin’ny salon de coiffure, spa na manao massage indraindray. Mba ataovy miavaka kely ny vatanao indraindray.

✅ Manàna fotoana fialan-tsasatra sy fitsaharana (tsy misy téléphone, tsy misy stress). Na mandeha aminy toerana mba luxe koa ndraindray.

Tadidio : Tsy misy olona afaka hanome fahasambarana feno ho anao afa-tsy ianao ihany.
Ny fahasambarana dia fanomezana omenao ny tenanao isan’andro.

28/04/2026

Mety ina zavatra tsampanao raha tsy misy ny fihainana andavanadro

04/03/2026

tsy haiko nareo aa,fa zah lasa saina be fa miha maro tanora maty ry retoaa asa manina 🥺💔

30/01/2026

efa fotonany zao atombohy @ zay ry zareo aađź’Ş

14/01/2026

15 millions zao miteny retsiaa 🙄

03/01/2026

leo be sahady zah zani letiee

Address

Tananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Soa ho anao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share