École Trading Tana

École Trading Tana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from École Trading Tana, Lot vb 81 ter G Ambatoroka, Antananarivo.

25/01/2026

Tsy mety @ olona maika vola ity taranja ity,fa tsara manao zavatra afa ra maika vola

Tsy izay mahay mandaka bolina rehetra lasa mpanao bolina malaza Tsy izay manana vava rehetra lasa mpihira malazaTsy izay...
06/01/2026

Tsy izay mahay mandaka bolina rehetra lasa mpanao bolina malaza
Tsy izay manana vava rehetra lasa mpihira malaza
Tsy izay manana tanana dia ho lasa mpitendry zava maneno matihanina
Otrany izay iany trading
Tina ambara dia tsy misy miracle
Mila miasa sy faharetana zavatra rehetra
Fifaninanana fiainana
Aza mora adalaina fa mila asa fahombiazana
Ataovy tsara ketrika ra te ho tafita

-Formation trading particulier =>Ianao irery no ampianarina=>Aminy fotoana sy Ora izay mampalalaka anao=>Tsy vita format...
19/12/2025

-Formation trading particulier
=>Ianao irery no ampianarina
=>Aminy fotoana sy Ora izay mampalalaka anao
=>Tsy vita formation ra tsy rentable enao
=>Tanjaky sainao sy vatanao no arahina
=>Mahazo boky gratuit @ teny Gasy nosoratanay hanamorana fampianarana
=>Mahazo signal NFP gratuit isambolana
=>Mahazo suivi sy afaka mitrade compte réel miaraka @ coach rehefa vita formation
=>Mahazo 10$ gratuit anaovana teste compte réel sy enarana manao dépôt sy anaovana pratique @ voaloany
=>Ampianarina informatique gratuit ra mbola sahirana mikirakira ordi sy téléphone sy internet
=>Ampidirina ao anatiny groupe mpianatra nahavita formation h@ farany
Misy niveau telo
-Niveau 1 : Base trading, manipulation et création ana compte, dépôt sy retrait sy sisa: 50 000 ar
-Niveau 2 : Analyse maromaro izay ilaina Hay @ stratégie, Analyse technique,fonda, statistiques probabilité sy sisa afa : 100 000 ar
-Niveau 3 : Ato ny fampianarana anao ho rentable fa tsy manao anito niveau ito ra tsy mahay niveau 1 sy 2 : frais lafolafo satry ato famaranana formation hahatonga anao ho rentable :200 000 ar
=>Ny zavatra ampianarina rehetra efa vita teste daholo fa ra matahotra enao afaka manaraka trade ataonay mandritra ny volana aloa dia aveo enao vo miditra na mety na tsy

Mitaky asa ny fahazona ny tanjonaCalcul en moyennes io 15% io ,mety hiahotra anio ny azo mety ho latsaka,miakina @ zava ...
18/12/2025

Mitaky asa ny fahazona ny tanjona
Calcul en moyennes io 15% io ,mety hiahotra anio ny azo mety ho latsaka,miakina @ zava misy sy ny Marché
Mila manaraka dicipline koa nefa io vao azo fa tsy oe alaina fotsiny

16/12/2025

Mila fotoana mianatra trading
Mila fotoana koa manao Analyse
Ra tsy manana fotoana enao nefa manambola aleo tonga dia hampiasainay vola dia mandray benefice fotsiny
Efa betraka mampiasa vola ato fa kely sisa place
"Time is money"

15/12/2025

Enao sisa no andrasana fa malalaka trano
Afaka tonga aty daholy
=>Na hiresadresaka fotsiny aza
=>Hiaraka hitrade @ nay
=>Anotany information
=> Hampiasa vola
=>Hanao formation
Connexion gratuit,sur place
Lundi au samedi de 8 heure à 18 heure
MP ou 034 09 366 53

Manao  dépot sy retrait cryptomoney
15/12/2025

Manao dépot sy retrait cryptomoney

Ninoninona business atao misy perte fonaZero perte n'existe pasFifehezana azy no azo atao=>Maha tsara ny trading akotran...
24/11/2025

Ninoninona business atao misy perte fona
Zero perte n'existe pas
Fifehezana azy no azo atao
=>Maha tsara ny trading akotrany business afa dia azo fehezina tsara perte
Ra misera atody hoatra enao Na hitandrina otrany inona Aza vaky ny atody rehefa dominy olona
Ra anao cash point mety ho tafihany Ry Zala
Hanao varotra tsotra gafiny olona
Ato @ trading tsy miankina @ adalany olona fahavoazana fa miankina
Mila mianatra Gestion de risque sy fifehezantena mivoka sy miditra @ marché fotsiny dia milamina tantara
Bon trade

18/11/2025

Ilaina ny éducation financière na ato @ trading na @ fiainana adavananandro
Mazotoa mianatra

Mariky fisiny crise maro hisakarazany dia niakatra tsara volamena t@ ty taona ity tokony tsy ho diso enao ra nanao analy...
18/11/2025

Mariky fisiny crise maro hisakarazany dia niakatra tsara volamena t@ ty taona ity tokony tsy ho diso enao ra nanao analyse tsara ra ny hita aloa dia efa tratra pic fa miandry New hahitana tohiny
I am sorry

Zavatra atao @ trading dia maka opportunités @ fiakarana sy fidinany marché no alaina,misy fotoana mahazo misy fotoana t...
16/11/2025

Zavatra atao @ trading dia maka opportunités @ fiakarana sy fidinany marché no alaina,misy fotoana mahazo misy fotoana tsy mahazo,ajanony varotra nofinofy fa manimba zavatra

Maro karazana technique fa resultat iny Tena jerena,mazoto mikotrana
14/11/2025

Maro karazana technique fa resultat iny Tena jerena,mazoto mikotrana

Address

Lot Vb 81 Ter G Ambatoroka
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when École Trading Tana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share