BMC - Psychologie du Trading

BMC - Psychologie du Trading Page éducative. Psychologie du trading. Pas de signaux. Pas de conseils financiers. Trading = risque de perte.

04/08/2026

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! 🎉

Niriantso Rakotomalala,
Ando Ravelomialison,
Wïll Fried,
Kevin Gilis,
Manjary Botra,
Zakari Mb

📈 Ny tsena mety hikatona amin’ny weekend… fa ny fianarana sy ny fanomanana tsy mijanona.Manao review ny trades, manitsy ...
11/07/2026

📈 Ny tsena mety hikatona amin’ny weekend… fa ny fianarana sy ny fanomanana tsy mijanona.

Manao review ny trades, manitsy ny erreurs, ary manomana ny herinandro vaovao.

Ary ianao? Inona no lesson lehibe nianaranao tamin’ity semaine ity? 👇🍷

🚨 DÉBAT OUVERT 🚨❓Crypto sy Trading ve no olana, sa ireo olona nampiasa ny anaran’ny crypto hanaovana fisolokiana?Maro ny...
10/07/2026

🚨 DÉBAT OUVERT 🚨

❓Crypto sy Trading ve no olana, sa ireo olona nampiasa ny anaran’ny crypto hanaovana fisolokiana?

Maro ny Malagasy very vola tamin’ny Antares, Macropolin ary rafitra hafa nitovy taminy. Tsy azo lavina izany.

Saingy fanontaniana iray no mipetraka:

👉 Tokony hafangaro amin’ny Bitcoin, Crypto ary Trading ara-dalàna ve ireo rafitra scam ireo?

💬 Misy milaza hoe:

“Crypto = Scam.”

💬 Ny hafa kosa milaza hoe:

“Ny scam dia olona no manao azy, fa tsy ny teknolojia.”

📢 Inona ny hevitrao?
Manomeza porofo sy fanazavana fa tsy fifamaliana.

👇 Asehoy ao amin’ny commentaire ny fomba fijerinao.

⸻❓Fanontaniana iray no tiako hapetraka aminareo.

Raha misy olona mampiasa fiara hanaovana fandrobana, tokony ho raràna ve ny fiara rehetra?

Raha misy mampiasa Facebook hanaovana escroquerie, tokony ho akatona ve ny Facebook?

Raha misy mampiasa Crypto hanaovana scam, tokony hilazana ve fa scam daholo ny Crypto?

NB: Resaka fihodinana vola aminy resaka vola crypto ny tiny ho lazaina.saingy tsy manankana atsika tsy hanao debat izany,satsia mety misy eritreritra tsy takatratsika ao ambadika mety hampitoviny aminy macropolin sns...ireny izy ity.Raha mitohy io manko posible suspendu eto mada toy ireo ferfect money,sy ireo broker ,propfirm tsy acces eto mada ireny ny fitahirizana crypto .

💬 Asehoy ny hevitrao miaraka amin'ny antony sy porofo.

Hashtags

16h na 17h eo live androany
09/07/2026

16h na 17h eo live androany

07/07/2026

⚠️ DISCLAIMER OFFICIEL

Maro ianareo tsy mahay mamaky bougie ka namorona chart izay tsy mbola nisy izahay ka na zazakely mahalala azy aminy alal...
24/05/2026

Maro ianareo tsy mahay mamaky bougie ka namorona chart izay tsy mbola nisy izahay ka na zazakely mahalala azy aminy alalany sary izay natao tena mora surprise ho anareo izany.aminy 21 juin mivoaka mode beta bmc itos❤️

Ity ilay nandrasana chart officiel an'i bmc.inona ary mampiavaka azy ity aminy hafa?ianareo maminavina.aza miala lavitra...
19/05/2026

Ity ilay nandrasana chart officiel an'i bmc.inona ary mampiavaka azy ity aminy hafa?ianareo maminavina.aza miala lavitra fa kely sisa ooo.vita malagasy ity🤑🤑🤑.mandray ireo rehetra te hiara hiasa hatrany.

Kely sisa dia hivoaka bmc site sy app ary losisiel.efa hanao test beta tsy ho ela.
15/05/2026

Kely sisa dia hivoaka bmc site sy app ary losisiel.efa hanao test beta tsy ho ela.

Address

Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 21:00

Telephone

+261326282802

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when BMC - Psychologie du Trading posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to BMC - Psychologie du Trading:

Shortcuts

Share