18/12/2025
❗ATAOVY ISANANDRO ITY RAHA TINAO HIAMAFY NY FIFANKATIAVANAREO !
Tsy ilàvanao na ariary zato avy ity. Na lehilahy na vehivavy dia samy tokony hanao azy avokoa. Ny tsy fanaovanao azy anefa miteraka inona?
❗FAMPIRAFESANA : rehefa tsy ataonao aminy io, raha misy olona manao azy an'izany any na sangisangy aza dia izay no ampirafesany anao !
Sa matoky valeur loatra fa aleo amin'izao?
Hiteneno teny mamy isanandro ny vadinao na ny sipanao :
- DOKADOKAFO IZY
🔹Ohatra : manendrika an-dry akia iny chemise ndry androany iny an❤️
- ITORIO FITIAVANA ISANANDRO
🔹Ohatra : Tadidinlah moa fa TIAKO be elah? Ary ho tiaviko mandrakizay mihitsy
- ANKAHEREZO :
🔹Ohatra : tsapako hoe reraka ndry fa alefaso foana fa za dia eto foana ho an-dry
- TAMBATAMBAZO - GÂTÉO :
🔹Ohatra : Aleo hampiako elah mahandro androany fa reraka elah izany
- RASSUREO ISANANDRO :
🔹Ohatra : Inona moa lesy tokony ahasaropiaro anlah fa efa anlah rery ah anie
- ANTSO SURPRISE :
🔹Ohatra : coucou chéri, niantso fotsiny ah de hiteny anlah hoe Je t'aime trop lesy e. Ataovy tsara ny asa. Bisous.
( Na mpivady miara-mipetraka aza)
Dia aza miteny hoe " ka za nge efa fantany fa tia anazy matoa miaraka aminazy e "
Hoy psychologue iray izay, William James, ny filàny olombelona lalina indrindra angamba dia ilay : Fahafantarany fa tiany hafa izy.
Raha tsy asehonao azy io, averiko, afaka enim-bolana raha tsy efa niseho. Hiditra MP amiko ato ianao, Inona no tokony ataoko Coach fa mampirafy ny vadiko?
Farany, Fantany hoe tinao izy, fa ilainy ny hitenenanao azy isanandro ho hainon'ny sofiny. Moa raha mbola mpisipa sorato aminy isanandro na teneno aminy amin'ny appel.
Raha mba fetsy dia mody partagena ity dia hitany dia mba hataony anao koa🥴
✨Mendrika ny tsara rehetra ianao
Nb: raha ampirafy anao izy mety hampirafy foana na hanao an'ireo ianao🙊
❤️
Abonne-toi, satria omeko anao ny tohin'ny fizarana