DNS Trading

DNS Trading Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from DNS Trading, Investing Service, Antananarivo.

Exemple ana Plan de trading tsotsotra , sur Gold πŸ€‘πŸ’ͺπŸ”₯10pips = 1 dollar en lot min 0.01 πŸ’ͺπŸ”₯-Target 60Pips par position πŸ’ͺ-SL...
12/09/2024

Exemple ana Plan de trading tsotsotra , sur Gold πŸ€‘πŸ’ͺπŸ”₯
10pips = 1 dollar en lot min 0.01 πŸ’ͺπŸ”₯

-Target 60Pips par position πŸ’ͺ
-SL 15pips
-3 Position max par jour
- Prise de position avec confirmation izay mifanaraka amin'ny discipline anao sy ny strategie ampiasainao
- 2 SL consecutif egale stop (izany hoe maximum de perte izany 30pips par jour) 😎 , ity tsindriko tsara , mahasoa io
- Gain max izany rah TP daholo izy telo 180Pips (ampy hivelomana zany 😎😎)

Apetaho amin'ny rindrina mintsy ny plan de araho atsakany sy andavany πŸ˜‹πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ€‘ raha te ho tafavoaka velona ianao

Plan tsotsotra fotsiny io fa samy manana ny manavanana azy
Bon trade πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰πŸ€‘πŸ€‘πŸŽ‰

Tsisy zavatra sarotra be raha resaka analyse momban'io graphique io πŸ“‰πŸ“ˆ Fa.... ny tsy ampy , mahatonga antsika tsy ho ren...
27/08/2024

Tsisy zavatra sarotra be raha resaka analyse momban'io graphique io πŸ“‰πŸ“ˆ
Fa.... ny tsy ampy , mahatonga antsika tsy ho rentable dia ilay psycho πŸ€’ . Tompoko oh , alamino mihintsy aloha ilay psycho , araho ny pejy fa hisy torohevitra maro ho zaraina maimaimpoana . Mankasitraka πŸŽ‰πŸŽ‰πŸŽ‰

Correlation tamle Gold saingy indrisy lou fa tsy touchΓ© , lasa alavitra loatra an'ilay zavatra ilay zavatra πŸ‘ŒπŸ€£πŸ€£πŸ€£πŸ€£
23/02/2024

Correlation tamle Gold saingy indrisy lou fa tsy touchΓ© , lasa alavitra loatra an'ilay zavatra ilay zavatra πŸ‘ŒπŸ€£πŸ€£πŸ€£πŸ€£

Be indray izao ireo niHold Sell be tao πŸ‘ŒπŸ˜πŸ˜πŸ˜Nieritreritra handresy ny herin'ny maizin'ity Doji King ity 🀣🀣🀣🀣🀣🀣Tsy nahalal...
23/02/2024

Be indray izao ireo niHold Sell be tao πŸ‘ŒπŸ˜πŸ˜πŸ˜
Nieritreritra handresy ny herin'ny maizin'ity Doji King ity 🀣🀣🀣🀣🀣🀣
Tsy nahalala ny dikan'itsy impulsion ngeza be tetsy itsy , tsy mahita anle tena Supply en Daily 😁
Bedebe ny lesona azo raisina isanandro ary tena manome lesona anla foana io marchΓ© io. On continue hatrany eh , tsy mahazo miemotra fa efa natomboka dia .................... gony feno saribao fenoy mangamanga tampoka πŸ₯°

Araho fotsiny ny tendance dia ndao fa lalana πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜CHFJPY
23/02/2024

Araho fotsiny ny tendance dia ndao fa lalana πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜
CHFJPY

Rehefa hoe possible dia tena possible πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ₯²Reentry validΓ© , EURCAD 100Pips secured πŸ‘ŒπŸ‘Œ
20/02/2024

Rehefa hoe possible dia tena possible πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ₯²
Reentry validΓ© , EURCAD 100Pips secured πŸ‘ŒπŸ‘Œ

πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜ CADJPY
15/02/2024

πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜ CADJPY

GBPCAD sy EURCAD samy tratranzao daholo 🀣🀣Nisy lesona be azo moa teto , ho zaraina amzalah Team ao πŸ‘ŒπŸ‘Œ
09/02/2024

GBPCAD sy EURCAD samy tratranzao daholo 🀣🀣

Nisy lesona be azo moa teto , ho zaraina amzalah Team ao πŸ‘ŒπŸ‘Œ

CADJPYTP1 Done πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜€
07/02/2024

CADJPY
TP1 Done πŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ‘ŒπŸ˜€

No comment πŸ‘ŒπŸ₯ΉπŸ₯Ή
06/02/2024

No comment πŸ‘ŒπŸ₯ΉπŸ₯Ή

CADCHFQMTR King πŸ‘ŒπŸ‘Œ
31/01/2024

CADCHF
QMTR King πŸ‘ŒπŸ‘Œ

GBPAUD , TP Hit succesfully πŸ‘ŒπŸ‘Œ
29/01/2024

GBPAUD , TP Hit succesfully πŸ‘ŒπŸ‘Œ

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DNS Trading posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share