23/07/2026
salama tompoko, nohon'ny fanambarana izay misy sy ny toe-draraha misy eto amin'ny firenena dia natao ho andro tsy fiasana rahampitso fa fisaonana ireo niaram-boina maty ka noho izany miara miondrika amin'ireo malagasy ihany koa ny ekipa RESOLUTION Z ka mikatona ny birao hoan'ny rahampitso tompoko , mitohy kosa fandraisana anareo mpanjifa ny asabotsy 25 juillet 2026 mankasitraka tompoko Voir moins